Liste des messages
Liste des messages, inserés par majesty, par ordre de date
majesty
(
26/02/2011 08:15)
gasikara ho an' iza marina !
nafàna an, natao nanakoako eran'ny tanàna ilay hoe Madagasikara ho an'i Kristy taona vitsivitsy izay fa nankaiza ny niafàrany, nisy aza moa tanàna iray mihitsy teto Antananarivo no nivoy an'io fan...
suite
répondu par vonynive le 10/03/2011 08:30
majesty
(
26/02/2011 07:59)
Fiainantsika izany !
Hanao topi-maso kely ny fiaraha-monina aho androany, ry Jean Marc mivady vao noraisina ho mpandray herinandro vitsivitsy izay, arahabaina nahazo fahasoavana hoy ny sasany, mahareta hatramin'ny farany ...
suite
répondu par bor2lais le 08/03/2011 11:17
majesty
(
10/11/2009 04:20)
Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
t@ herinandro lasa teo, nisy mpiray tanàna narary mafy,nolazain'ny fianakaviany fa mosavy no nahazo azy,nivonto ny tenany iray manontolo, ary tsy afaka mihetsika ny ratsam-batany no sady maheno fangi...
suite
répondu par fijo le 24/01/2010 00:32
majesty
(
09/11/2009 04:32)
Olana ara-pôlitika sa ara-pivavahana ???
Rehefa jereko ny olana misy eto @ firenentsika dia tsy olana ara-politika no misy eto fa olana ara-pivavahana izay ifandroritan'ireo mpitarika ara-pivavahana samihafa finoana.
Ahoana ny hevitrareo !...
suite
répondu par rzakarivola le 26/11/2009 12:41
majesty
(
21/09/2009 04:29)
Hanao inona aty ary ?
Zavatra 3 no manamarika ny fiainan'ny olombelona amin'ny ankapobeany :
1) TERAKA
2) MANAMBADY
3) MATY
Dia mipetraka ny fanontaniana hoe raha izay foana no fizotran'ny fiainana ety ambany masoandro...
suite
répondu par cutie le 07/10/2009 19:19
majesty
(
24/08/2009 05:19)
Mifanakiana fa miray hina hatrany !
Rehefa jerena ny dinika mifanesisesy tato dia betsaka ny protestant no manohitra ny katolika (toy ny hoe masina Maria e,i Md Piera e ...sns) kanefa ry Môpera sy ry Pasitera ary rehefa fotam-pivavahan...
suite
répondu par ikaretsaka le 31/08/2009 22:47
majesty
(
18/08/2009 05:25)
Tononkira
Miarahaba antsika rehetra.Sao dia mba misy manana ny tonon'ilay hira hoe " TSY ATORY ELA LOATRA " nosoratain' i Ramboatiana ato. Hira nataon'ny chorale Fiderana tao @ fpma t@ vendredi saint lasa teo i...
suite
répondu par tywa68 le 24/08/2009 12:49
majesty
(
08/05/2008 13:59)
Fitoriana goavana tsy ilaina micro
Nampianatra Jesoa;olona tsy omby dimy arivo lahy no nanodidina azy,ny vehivavy sy ny ankizy tsy tao anatin'io isa io;vahoaka betsaka izany,kanefa dia tsy nampiasa micro izy tamin'ny fampianarany,kanef...
suite
répondu par fijo le 22/05/2008 21:18
majesty
(
07/05/2008 08:34)
Mila malina isika ry zalahy !
Ny vehivavy foana no maro an'isa na dia hatrany am-piangonana aza,fa ny lehilahy saika ankavitsihana foana,dia mety ho azo eritreretina koa ve hoe any an-danitra dia ny mbola vehivavy no betsaka voavo...
suite
répondu par xxx le 10/05/2008 16:28
majesty
(
06/05/2008 16:48)
Tena hainao marina ve Andriamanitra
Nahita an'ilay loha-hevitra nentin'i Badboy tatsy aloha tatsy dia nanokatra an'ity loha-hevitra ity:
Amin'ny fotoana ahafahanao manazava ny maha Atra an'Atra dia tsy Atra intsony izy izay; ny anton...
suite
répondu par cutie le 23/05/2008 21:56
majesty
(
28/04/2008 08:50)
Ave Maria
Fanontaniana kely:
Inona no tena hevitry ny hoe "Ave Maria" ?
Misaotra sahady!...
suite
répondu par pissoa le 18/05/2008 14:19
majesty
(
04/04/2008 06:51)
Fitia te ahalala!
Nahita an'ilay lohahevitra napetrak'i rabingobilabanga tatsy aho ilay hoe "Kristy no ambony indrindra" dia nanaraka hatrany koa ny valin-tenintsika rehetra izay namaly an'iny dinika iny,ka nahatonga a...
suite
répondu par rabingogilabanga le 07/04/2008 12:12
majesty
(
02/04/2008 17:13)
Hisy farany sa tsy hisy farany!
Nomarihiko manokana ny tenin'ilay rangahy iray izay,hoy indrindra mantsy izy hoe : " Na tsy misy aza izany fara-andro izany dia toa mino aho fa tsy maintsy hifarana ihany izao tantaran'ny tany izao" ...
suite
répondu par fijo le 09/04/2008 22:01
majesty
(
31/03/2008 09:05)
MPIVAVAKA KARAZANY ROA !!!
Azo sokajiana ho antoko anankiroa ny finoana misy eto @ izao tontolo izao,ny antoko voalohany dia ny finoana Kristiana,ary ny faharoa dia ny mifanohitra amin'izay.Ny mampiavaka an'ireo finoana roa ire...
suite
répondu par ikaretsaka le 27/04/2008 14:51
majesty
(
16/11/2007 08:55)
Maizin-tsaina marina ve ny Kristiana ry Tsimiandravola?
Indramiko kely ny fomba fitarihan'i Tsimiandravola loha-hevitra.Rehefa fotorana ny fehin-kevitra entiny mantsy dia miafara foana ny amin'ny hoe "Maizin-tsaina,voazanaka ara-tsaina,tsy mivelatra ny Kri...
suite
répondu par ikaretsaka le 28/11/2007 18:47
majesty
(
26/10/2007 06:41)
Tadiavo Jesô
sao mba misy manana ny tonon'io hira io,"Moa ny entanao ve,mila tsy ho zakanao...."
Misaotra sahady:D...
suite
répondu par cutie le 31/10/2007 20:58
majesty
(
11/09/2007 05:36)
Tsy haiko izay atao loha-teny :)
Manana olana lehibe ny Kristiana voalohany tamin'ny fandikana ny baiboly avy tamin'ny teny grika na hebreo ka nampisy ny fahadisoana sasantsasany,anisan'izany ny anaran'Andriamanitra.
Nafenin-ndry za...
suite
répondu par majesty le 20/09/2007 05:35
majesty
(
09/07/2007 06:01)
HUNZA
Foko anankiray eny akaikin'i Pakistan iny no misy azy,karazan'irony finoana Musulman Ismaëlite irony ny finoana arahan'izy ireo,ny tena mampiavaka azy ireo dia ny salam-pahavelomana ao @-ndry zareo d...
suite
répondu par marozevo le 14/07/2007 22:30
majesty
(
14/06/2007 05:25)
ny Kristiana sy ny "Peine de mort"
Lasa mirongatra be ny hala-jaza aty Mada,ny antony dia tsy fantatra marina fa araka ny fanazavan'ireo mpitandro ny filaminana dia eny Ambohidratrimo eny no hanateran'ireo olona ny zaza nangalariny (ts...
suite
répondu par cutie le 05/07/2007 20:07
majesty
(
13/06/2007 11:04)
Ilay mpivaro-tena teny aminay.
Nahagaga ahy ny fihetsik'ity mpivaro-tena iray teny akaikinay.Notantarain'ilay rahavaviny miara-mipetraka aminy mantsy fa mialohan'ny handehanany hivaro-tena amin'ny hariva iny dia tsy maintsy mivavak...
suite
répondu par majesty le 20/06/2007 06:27
