Olana ara-pôlitika sa ara-pivavahana ???

1. majesty ( 09/11/2009 04:32)
Rehefa jereko ny olana misy eto @ firenentsika dia tsy olana ara-politika no misy eto fa olana ara-pivavahana izay ifandroritan'ireo mpitarika ara-pivavahana samihafa finoana.
Ahoana ny hevitrareo !
répondu par rzakarivola le 26/11/2009 12:41
2. xxx ( 09/11/2009 07:55)
Ja, es ist die Wahrheit leider Führung Rivalität zwischen allen Religionen. :idea: :idea:
3. cutie ( 09/11/2009 13:40)
politika koa nge ny fivavahana e :-D
4. rakaroka ( 09/11/2009 13:57)
8O 8O :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$
politikam-pivavahana tokoa angamba! :-D :-D :-D
Koa t@ fanombohan'ny fihetsiketsehan'ny TGV anie ilay nanao ankanjo fotsy dia nivavaka tao @ kianja mitafo Mahamasina rizareo, dia ny ankilany koa nivavaka. Sady rehefa zohina toa mpitandrina ,"mpitarika fiangonana" aza no "conseillé principal" ao an, dia ny sasany moa toa vice-presidantn'ny synoda foibe...mihitsy, dia toa nisy mopera noenjehina koa! dia tsa hay 'tsony
izy 'ty fa dia ... "Amen" tokoa moa izany 'nefa sady tsy to ny fahafahana no tsy tafa akory ito teteza-mita @ izao :oops: :oops: :oops: :x
5. cutie ( 09/11/2009 14:06)
ka efa we le fivavahana fotsiny no entina hanasaronana an'le fitadiavan-tseza :-D
6. majesty ( 09/11/2009 14:18)
xxx:
Ja, es ist die Wahrheit leider Führung Rivalität zwischen allen Religionen.


das weib ich nicht :?
7. ravonjison ( 09/11/2009 15:22)
majesty:

Rehefa jereko ny olana misy eto @ firenentsika dia tsy olana ara-politika no misy eto fa olana ara-pivavahana izay ifandroritan'ireo mpitarika ara-pivavahana samihafa finoana.
Ahoana ny hevitrareo !



Salut Majesty .
Tsy fantatro na efa henonao fa t@ fotoanan " ny coup d " Etats sy ilay crise " dia nandeha ny analyse sy ny commentaire tatý. Dia nisy olona iray izay nilaza fa ao Madagascar " ny fiangonana ( vivavahana) dia antoko-politika fahatelo ". Ary nazavainy tao daholo ny arguments manamafy izany. Specialité ao Dago io hoy izy.
Izaho tsy dia fisy fotoana be loatra @fanazavana sy fanomezana ohatra,fa efa hariva ny andro ka tsy maintsy mody,
fa dinoho sy eritrereto @ izany fotsiny hoe : hatraiza marina moa ny role-ny finoana ara-pivavahana @ io resaka fahantrana ao Dago io ?
Efa voalazako teto ny hevotro fa nahasorena ahy ny nahita an" i Andry niditra tao Ambohitsorohitra, ary ireo mpiandry manao akanjo fotsy eo @ sisiny nanotrona azy. Amiko dia fandemetsaina izany.
8. majesty ( 10/11/2009 04:08)
Resaka ambany gorodona (under ground) ihany moa izy ity no tena marina ka tsy dia misy loatra sahy mivoy azy amin'ny haino aman-jery.
9. ikaretsaka ( 10/11/2009 20:38)
fandementsaina foana io rehefa angalana tombotsoa ka
10. majesty ( 11/11/2009 04:21)
ika : miankina amin'ilay hoe tombosoa an'iza no alaina kosa angamba !
11. ranini ( 11/11/2009 15:38)
raha tena marina ry reto dia tsy mahazo mifangaro ny fivavahana sy ny politika a!
ny Politika anie ka fitaovana iray ampiasainy SATANA e. donc raha manao politique enao de marionette'ny Satana zay no dikany. Itanareo fa ny politicien tsy mba marina mihitsy eo @ zavatra ataony , asa ra hino izany ianareo fa izay no zava-misy aloha. Donc ny fivavahana mijabaka @ politika dia efa an'i Satana koa ka mila misaina isika hoe mety ve ny fivavahako sa tsia sao de mivavaka @ Satana enao io fa tsy hainao.
Ny Fanjakako hoy kristy tsy avy @ izao tontolo izao donc tsy mila miditra @ politika zany ny olona iray milaza hoe kristiana.
tu piges là
12. ikaretsaka ( 11/11/2009 16:05)
majesty:

ika : miankina amin'ilay hoe tombosoa an'iza no alaina kosa angamba !



mazava ho azy!
13. niryna ( 13/11/2009 06:19)
majesty:

Rehefa jereko ny olana misy eto @ firenentsika dia tsy olana ara-politika no misy eto fa olana ara-pivavahana izay ifandroritan'ireo mpitarika ara-pivavahana samihafa finoana.
Ahoana ny hevitrareo !
izany ve ? afangaran'ny olona ny politika sy ny fivavahana k'nou

14. niryna ( 13/11/2009 06:29)
ranini:

raha tena marina ry reto dia tsy mahazo mifangaro ny fivavahana sy ny politika a!
ny Politika anie ka fitaovana iray ampiasainy SATANA e. donc raha manao politique enao de marionette'ny Satana zay no dikany. Itanareo fa ny politicien tsy mba marina mihitsy eo @ zavatra ataony , asa ra hino izany ianareo fa izay no zava-misy aloha.

miombokevitra aminao koa aho

Donc ny fivavahana mijabaka @ politika dia efa an'i Satana koa ka mila misaina isika hoe mety ve ny fivavahako sa tsia sao de mivavaka @ Satana enao io fa tsy hainao.
satraia tsy tokony afangaro ilay izy ary izao na ny mpitondra fivavahana aza dia lasa manao politika,manao mpitaribato vilambava fotsiny [uote]
Ny Fanjakako hoy kristy tsy avy @ izao tontolo izao donc tsy mila miditra @ politika zany ny olona iray milaza hoe kristiana.
tu piges là
[/quote] manohana fotsiny angamba raha misy ny fividianana fa ilay hoe iny hono fa miaraka amin'ireo mpitolona dia tsy tokony anao izany ny mpitondra fivavahana asa aloha fa eritreritra ny ahy iny


15. bobone ( 19/11/2009 06:11)
tena marina ! !! mahazo manao politika izy fa tsy ampidirina any ampiangonana ny politika fa @ izao fotoana izao tena tafiditra any ampiangoana ny politika dia tena lasa mpitari-bato vilam-bava tokoa ny mpitarika !!! manimba zavatra ilay politika e!
16. ikaretsaka ( 19/11/2009 14:55)
Ka le fandraisantsika ny hoe politika mihitsy no tsy mety zany ko... satria ohatra ratsy..izay mitondra ratsy ho an'ny vahoaka fehezina foana ny politika hitantsika. Fa le lafim-politika 1 tsary hiainana mihitsy na rare b vao hita e (le politika miezaka mitondra fiadanana..miady ny zon'ny voahosy..manampy ny ory..mampanjaka ny hitsiny).. nefa tokony iny no hiainana
17. rzakarivola ( 26/11/2009 12:41)
ranini:

raha tena marina ry reto dia tsy mahazo mifangaro ny fivavahana sy ny politika a!
ny Politika anie ka fitaovana iray ampiasainy SATANA e. donc raha manao politique enao de marionette'ny Satana zay no dikany. ... Donc ny fivavahana mijabaka @ politika dia efa an'i Satana koa ka mila misaina isika hoe mety ve ny fivavahako sa tsia sao de mivavaka @ Satana enao io fa tsy hainao.
Ny Fanjakako hoy kristy tsy avy @ izao tontolo izao donc tsy mila miditra @ politika zany ny olona iray milaza hoe kristiana.
tu piges là

==> Ny voambolana hoe politika aloha tsy hitako mihitsy ao anaty Baiboly. Misy milaza (ny mpandalina) fa ny olona rehetra dia samy manao politika daholo, fa misy ny politika politisiana.

ranini:
Itanareo fa ny politicien tsy mba marina mihitsy eo @ zavatra ataony , asa ra hino izany ianareo fa izay no zava-misy aloha.

==> Mino izany aho, tsy noho ny maha politiciens azy ireo, fa noho ny tenin' Andriamanitra milaza hoe : "tsy misy marina na iray aza".
Izahay :
Zavatra anisan'ny ireharehan'ny RAD-ko fa manao ny marina ny zanany.
Izahay tokoa dia samy tsy misy tia lainga sy fametsifetsena, halanay tanteraka izany ary toherinay sy enjehinay ny fanaovana tsy rariny, fanodikodinam-bola, ny halatra amin'ny endriny isan-karazany ... Ataoko fa maro ny olona mitovy hevitra aminay ô! (na dia tsy kristiana aza).
Izay no hevitr'olombelona, fa toy izao ny hevitr' Andriamanitra : "Ianao izay manenjika ny mpangalatra, moa ve mba mangalatra ihany koa ianao ?"
Ianao izay tsy tia piratage, moa ve ianao mba manao pirate koa ? Mba mampiasa ny vokatry ny pirate ? Mba mividy zavatra pirate ?
Izaho mpikirakira informatique ary azoko ambara tsy mihambahamba fa impossible amin'ny informatique izany tsy manao piratage izany, tout au moins piratage intellectuelle (fantatsika fa misy ny antsoina hoe propriété intelectuelle), donc izay mampiasa informatique rehetra dia miombona @ fanaovana pirate! Complice direct ou indirect de vol.

"Izay itsaranao ny hafa no mba hitsaran' Andriamanitra anao koa. Izay anamelohanao ny hafa no mba hanamelohan' Andriamanitra anao koa".

Ny fahamarinana ... ny tena justice dia ny fitsaràn' Andriamanitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9262