Hisy farany sa tsy hisy farany!

1. majesty ( 02/04/2008 17:13)
Nomarihiko manokana ny tenin'ilay rangahy iray izay,hoy indrindra mantsy izy hoe : " Na tsy misy aza izany fara-andro izany dia toa mino aho fa tsy maintsy hifarana ihany izao tantaran'ny tany izao" fa inona ny antony hoy aho,dia hoy izy: "Jereo,efa mihamafana foana ny tany,ny ranomandry vao maika miha mitsonika hatrany,ary manamafy izany ny haino aman-jery maro samihafa hoe,mety hiakatra 1metatra ny haavon'ny ranomasina,dia ho maro izany ny nosy ho tsy hita intsony" hoy ity rangahy ary mbola nampiany hoe, jereo hoy izy fa na ny tontolo iainana aza efa miha-simba,ny biby miha-ringana,eny fa na dia ny olona aza raha tsy hiteny ny famonoana mahatsiravina miseho atsy Afrika,sy ireo foko efa miha lany tamingana etsy Aostralia,ny toetra feno habibiana sy herisetra vitan-ndraolombelona manginy fotsiny.

:-w :-w :-w
novalian'i fijo ny 09/04/2008 22:01
2. Veloo ( 02/04/2008 17:16)
dia tena itan'ilay rangahy marina ny toetra'ny tany hihainan-tsika ka

Misaotra Majesty a, mila hieritreretina mihitsy ilay teniny.
:-*
3. cutie ( 02/04/2008 17:35)
sy ireo foko efa miha lany tamingana etsy Aostralia
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
4. Veloo ( 02/04/2008 17:38)
8O

sali aloha njy e... aza ahodina otran'io ny maso fa manjary lasa jonla hihihih
5. cutie ( 02/04/2008 17:40)
hihihihihi
ka tsy mazava koa
ndraso anontaniako i Laza ny @ zany :-D :-D :-D :-D :-D
6. Veloo ( 02/04/2008 17:46)
oay le mazava be io ko ary aiza aloha i LD e?
ka ita fa ila tsy hisy intsony ny tanimanga any Aostralia ko hihihihih
7. cutie ( 02/04/2008 17:49)
hihihihihi
njy koa mampime
tamingana hono koa fa tsy tanimanga hihihihi
I LD toa nanjavona koa
mila atao antso avo ary ngamba iny vo hipoitra :-D
8. Veloo ( 02/04/2008 17:59)
=)) =)) =)) =))
loza marin'ity ie wa
tamingana me-tsy misy aky a hihihihih

:-* :-* :-* :-*
9. ikaretsaka ( 02/04/2008 18:30)
misy tenin'ilahy Rangahy izay manao hoe "aza matahotra na mangorohoro ny fonareo fa ny fiadanako no nomeko anareo"
De "pax vobiscum" e

10. cutie ( 02/04/2008 21:12)
rangahy iza?
mampatsiaro ahy hiran'i dedesse koa le titre :)
11. ikaretsaka ( 02/04/2008 22:19)
Iesum Cristum Deus Filii Rex Iudeum
12. cutie ( 02/04/2008 22:21)
tsa haiko zany e :-D
13. ikaretsaka ( 02/04/2008 23:20)
io n'enaran'le Rangahy e
14. cutie ( 02/04/2008 23:22)
ka tsa haiko wa io teny tsy hay tsy hay io :-D
jesus christ de iza a :-D
15. majesty ( 03/04/2008 04:39)
cutie: misy karazana foko izay ao Aostralia ao,efa miha lany tamingana ry zareo satria ny toaka no rano fisotrony,dia efa aman'alina sisa ny isany amin'izao raha aman-tapitrisany izy teo aloha hoy ilay rangah.

Dia avy eo indray nisy mpivarotra fiara izay,izy tsy dia hay hoe inona ny finoana arahany satria tsy ilay mpakany am-piangonana ireny izy,dia izao indray no fanambarany : "Tena tokony ho faranana amin'zay rangah a" dia hoy aho namaly hoe ny inona no faranana? dia namaly izy hoe "tokony ho faranana amin'izay ny tantaran'ity tany ity fa efa tena tsy lasa intsony e,fahoriana etsy sy eroa,vonoan'olona mitombo isan'andro,ny fahasahiranana mila tsy ho zaka".
16. Fody ( 03/04/2008 12:35)
Nomarihiko manokana ny tenin'ilay rangahy iray izay,hoy indrindra mantsy izy hoe : " Na tsy misy aza izany fara-andro izany dia toa mino aho fa tsy maintsy hifarana ihany izao tantaran'ny tany izao" fa inona ny antony hoy aho,dia hoy izy: "Jereo,efa mihamafana foana ny tany,ny ranomandry vao maika miha mitsonika hatrany,ary manamafy izany ny haino aman-jery maro samihafa hoe,mety hiakatra 1metatra ny haavon'ny ranomasina,dia ho maro izany ny nosy ho tsy hita intsony" hoy ity rangahy ary mbola nampiany hoe, jereo hoy izy fa na ny tontolo iainana aza efa miha-simba,ny biby miha-ringana,eny fa na dia ny olona aza raha tsy hiteny ny famonoana mahatsiravina miseho atsy Afrika,sy ireo foko efa miha lany tamingana etsy Aostralia,ny toetra feno habibiana sy herisetra vitan-ndraolombelona manginy fotsiny.

Raha io fomba fijery io no ilazana fa tsy maintsy hisy ny farany dia tsy mba d'accord aho. Izao no antony:

1 - Ny olombelona dia nomena saina sy ny fahafahana rehetra hafahany hifehy ny tany sy ny zavatra rehetra (Jenezy 1, 26 - 28 ). Betsaka ny zavatra tsy hay eritreretina efa vitany. Ary izy Andriamanitra dia manampy azy sy miara-miasa aminy ary mampirisika azy ny amin'izany. Ka raha mihamafana ny tany sns... dia inoako fa ho hitan'izy olombelona ihany ny fomba hifehezana izany toe-javatra izany.

2 - Hoy ny Ntaolo Malagasy: "Ny tarehy ratsy no tsy azo ovaina fa ny toetra ratsy azo ialana". (Amin'izao efa azo ovaina na dia ny tarehy ratsy aza). Ka raha ny fisian'ny ady no lazaina fa handrava tanteraka an'izao tontolo izao dia tsy mba d'accord amin'izany aho.
Ataoko fa ny fanantenan'izy Andriamanitra ny fiovan'ny olombelona no nandefasany ny zanany ho tonga nofo. Izay dia midika fa tsy misy ny olona tsy afaka hiova, na tsy ho tonga saina mihitsy.

Ohatra: ny ady tao cote- Ivoire: tsy nisy olona hafa namaha ny olana fa ireo ivoriana ihany no namaha ny olana.
Toy izany koa ny zava-nisy tao Kenya, izay noheverina fa ho lasa lavitra mihitsy, nefa dia izy niravona io.

Hamehezako azy dia hoe "Croire en l'homme" ry namana fa na Izy Andriamanitra aza mba manana an'izany toetra izany.

Misaotra!
17. cutie ( 03/04/2008 13:12)
14. Mpandefa : majesty [ Valio ] 03-04-2008 06:39:43
Lohateny : Re : Hisy farany sa tsy hisy farany!
cutie: misy karazana foko izay ao Aostralia ao,efa miha lany tamingana ry zareo satria ny toaka no rano fisotrony,dia efa aman'alina sisa ny isany amin'izao raha aman-tapitrisany izy teo aloha hoy ilay rangah.

Dia avy eo indray nisy mpivarotra fiara izay,izy tsy dia hay hoe inona ny finoana arahany satria tsy ilay mpakany am-piangonana ireny izy,dia izao indray no fanambarany : "Tena tokony ho faranana amin'zay rangah a" dia hoy aho namaly hoe ny inona no faranana? dia namaly izy hoe "tokony ho faranana amin'izay ny tantaran'ity tany ity fa efa tena tsy lasa intsony e,fahoriana etsy sy eroa,vonoan'olona mitombo isan'andro,ny fahasahiranana mila tsy ho zaka".

hihihihihihi zany an :)
koa raha tsy zay oul zay hoe efa akaikin'ny farany fa aza miteraka tsony :-D :-D :-D :-D
18. cutie ( 03/04/2008 13:13)
Raha io fomba fijery io no ilazana fa tsy maintsy hisy ny farany dia tsy mba d'accord aho. Izao no antony:

1 - Ny olombelona dia nomena saina sy ny fahafahana rehetra hafahany hifehy ny tany sy ny zavatra rehetra (Jenezy 1, 26 - 28 ). Betsaka ny zavatra tsy hay eritreretina efa vitany. Ary izy Andriamanitra dia manampy azy sy miara-miasa aminy ary mampirisika azy ny amin'izany. Ka raha mihamafana ny tany sns... dia inoako fa ho hitan'izy olombelona ihany ny fomba hifehezana izany toe-javatra izany.

2 - Hoy ny Ntaolo Malagasy: "Ny tarehy ratsy no tsy azo ovaina fa ny toetra ratsy azo ialana". (Amin'izao efa azo ovaina na dia ny tarehy ratsy aza). Ka raha ny fisian'ny ady no lazaina fa handrava tanteraka an'izao tontolo izao dia tsy mba d'accord amin'izany aho.
Ataoko fa ny fanantenan'izy Andriamanitra ny fiovan'ny olombelona no nandefasany ny zanany ho tonga nofo. Izay dia midika fa tsy misy ny olona tsy afaka hiova, na tsy ho tonga saina mihitsy.

Ohatra: ny ady tao cote- Ivoire: tsy nisy olona hafa namaha ny olana fa ireo ivoriana ihany no namaha ny olana.
Toy izany koa ny zava-nisy tao Kenya, izay noheverina fa ho lasa lavitra mihitsy, nefa dia izy niravona io.

Hamehezako azy dia hoe "Croire en l'homme" ry namana fa na Izy Andriamanitra aza mba manana an'izany toetra izany.

Misaotra!

miombon-kevitra :)
19. fijo ( 03/04/2008 20:12)
ny fara andro aloha ,dia efa ela no tsy ninoako,fa raha ny fiafaran'ny fiainana eto an tany kosa,mety hisy io.izany hoe mety hisy fotoana,aharingana ny karazana"olombelona"fa mety zavamananaina hafa no hitranga eto.dia isika indray eo le mitovy amin'ny dinozaoro.taolana aby sisa
20. Rasiligaoma ( 04/04/2008 05:46)
Raha io fomba fijery io no ilazana fa tsy maintsy hisy ny farany dia tsy mba d'accord aho. Izao no antony:

1 - Ny olombelona dia nomena saina sy ny fahafahana rehetra hafahany hifehy ny tany sy ny zavatra rehetra (Jenezy 1, 26 - 28 ). Betsaka ny zavatra tsy hay eritreretina efa vitany. Ary izy Andriamanitra dia manampy azy sy miara-miasa aminy ary mampirisika azy ny amin'izany. Ka raha mihamafana ny tany sns... dia inoako fa ho hitan'izy olombelona ihany ny fomba hifehezana izany toe-javatra izany.

2 - Hoy ny Ntaolo Malagasy: "Ny tarehy ratsy no tsy azo ovaina fa ny toetra ratsy azo ialana". (Amin'izao efa azo ovaina na dia ny tarehy ratsy aza). Ka raha ny fisian'ny ady no lazaina fa handrava tanteraka an'izao tontolo izao dia tsy mba d'accord amin'izany aho.
Ataoko fa ny fanantenan'izy Andriamanitra ny fiovan'ny olombelona no nandefasany ny zanany ho tonga nofo. Izay dia midika fa tsy misy ny olona tsy afaka hiova, na tsy ho tonga saina mihitsy.

Ohatra: ny ady tao cote- Ivoire: tsy nisy olona hafa namaha ny olana fa ireo ivoriana ihany no namaha ny olana.
Toy izany koa ny zava-nisy tao Kenya, izay noheverina fa ho lasa lavitra mihitsy, nefa dia izy niravona io.

Hamehezako azy dia hoe "Croire en l'homme" ry namana fa na Izy Andriamanitra aza mba manana an'izany toetra izany.

Misaotra!


miombon-kevitra tanteraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1569