Fitia te ahalala!

1. majesty ( 04/04/2008 06:51)
Nahita an'ilay lohahevitra napetrak'i rabingobilabanga tatsy aho ilay hoe "Kristy no ambony indrindra" dia nanaraka hatrany koa ny valin-tenintsika rehetra izay namaly an'iny dinika iny,ka nahatonga ahy hanokatra an'ity loha-hevitra iray ity.
Hono ho aho ry zareo,raha hilaza aho zao hoe:
I Bouddha maty ary mbola ao ampasana izy mandraka ankehitriny.
I Mahomet maty ary mbola ao ampasana izy mandraka ankehitriny.
I Jesosy maty,fa nitsangana tamin'ny maty fa noreseny ny fahafatesana,ary niakatra any an-danitra izy.

Moa ve raisinareo ho fanaratsiana io sa fanakianana sa fanendrikendrehana sa fitenenan-dratsy mihitsy aza
:?: :?: :?: :?:
Misaotra antsika rehetra.
2. cutie ( 04/04/2008 11:14)
ka samihafa bouddha, mahomet ary jesosy koa. :)
3. prime ( 04/04/2008 11:56)
Io ambaranao io no maneho fa Jesosy Kristy no Zanak'Andriamanitra ary nambara araka ny faminaniana rehetra fa ilay Mesia... maneho indrindra koa fa Izy ilay Mpanjaka voambara fa hitsara any am-parany... ny ankoatr'Azy dia mitovy amiko izaho sy ianao ka handalo fitsaràna avokoa na mbola velona na efa maty rehefa tonga ny andro...
4. cutie ( 04/04/2008 12:02)
raha hevitra xtiana no itondrana azy ry prime de marina zay :)
5. rakaroka ( 04/04/2008 13:48)
Majesty ôoooooooooo!
Eto @ sera ianao dia malalaka amin'izay tianao resahina : :lol: dia ampy :-$
Fa tand--nnn-ddd-dd----rrrr---eee---mmm-oooooo re ny fomba firesaka fatao tsy mpihoatra ny vala tahaka izao e! Tsà sanatria mampitahotra aho fa maro tetsy sy teroa ny Xtiana toa anao voaenjika aman'aina mahitsy noho ny teny tsy voahevitra tsara. Bien sur tsy nihevitra ny manenjika na manaratsy toa anao koa rizareo,
simplement tsy mbô nahahevitra loatra ny "hafa" fa tahaka ny terin'ny tampimason-tsoavaly ny fijeriny! 8O 8O 8O
6. Veloo ( 04/04/2008 14:38)
Tsà sanatria mampitahotra aho fa maro tetsy sy teroa ny Xtiana toa anao voaenjika aman'aina mahitsy noho ny teny tsy voahevitra tsara.


Rehefa mitory ny momban'ny Jesosy dia voahenjika foana ka...Ary tsy misy matahotra an'izany ny tena Xtiana :-*
7. Veloo ( 04/04/2008 15:11)
ny teny tsy voahevitra


io rehefa ny fahamarinana no lazaina ary mandratra ny miheno dia tsy maintsy vohenjika foana...

La verité blesse oy ny fiteny ivelany hihihiih
8. rakaroka ( 04/04/2008 16:12)
Koa asa moa na toute vérité dia "bonne à dire" hoy ny fitenenana, na selon le cas et circonstance. Fa ity mafana fo miblabla eto ity koa moa tsy entina atsy "Chine "na "inde" na atsy amin-drizareo slamo fa toa ireo efa mahafantatra eto ihany anie no baclé-na eto e! :-P :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. Veloo ( 04/04/2008 16:40)
Koa asa moa na toute vérité dia "bonne à dire" hoy ny fitenenana, na selon le cas et circonstance.


Momba ny filazana ny momban'i Jesosy dia tsy mandaitra io :wink:

Fa ity mafana fo miblabla eto ity koa moa tsy entina atsy "Chine "na "inde" na atsy amin-drizareo slamo fa toa ireo efa mahafantatra eto ihany anie no baclé-na eto e!

na ho ela na ho aingana dia tsy maintsy mahafantatra daholo ny olombelona rehetra :wink:
10. ikaretsaka ( 04/04/2008 16:50)
Momba ny filazana ny momban'i Jesosy dia tsy mandaitra io

velabelaro e
11. rijadolly ( 04/04/2008 17:01)
rakaroka kosa é misy omena vavao mahafaly ary misy mifampahery ,misy koa mifampatsiahy;ary taomna hino eto @ serasera ka! misy Izay mbola tsy resy lahatra hatramin'izao

majesty >>> hafa marina Ilay faha telo an! heveriko hoe samy mpaminany anie dia mitovy daholo é!ay tena hita mihitsy ny elenelany izireo :D inona dray n'endrasna,nino ny iray hoe mahery ve nefa indro misy Mahery noho i Jona ,tsy aleo miatoraka any no sady avy eo tiaNy no sady voavonjy rahateo. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=12&andininy=40-42&dika=
12. rakaroka ( 04/04/2008 17:19)
[quote=rijadolly]
rakaroka kosa é misy omena vavao mahafaly ary misy mifampahery ,misy koa mifampatsiahy;ary taomna hino eto @ serasera ka! misy Izay mbola tsy resy lahatra hatramin'izao
: :-w :-w :-w :-D :-D :-D :roll: :?:

Ka ilay anareo anie tsy vôvô 'ntsony fa toa karazana tsianjery izany no miverimberina tahaka ilay kapila goaka dia miverimberina ireny, ary ny blem @ ilay izy tsy hita loatra izay andraisana izay tena ifotorany hafa tsy ny hoe minoa fotsiny ihany. Koungéfa lé FINOANA io aminay aty tsy "forcing" tahaka izany knou .
Dia 'tao ahoana koa no hitarika an-drizareo ho eto enefa ny teina samy teina aza tsy mitovy hevitra



13. Veloo ( 04/04/2008 17:20)
ikaretsaka [ Valio ] 04-04-2008 18:50:53
Lohateny : Re : Fitia te ahalala!
Voalaza teo :
Momba ny filazana ny momban'i Jesosy dia tsy mandaitra io

velabelaro e


zany ko ve dia tsy fantatrao raha tena manaraka an'i Jesosy ianao dia mahay azy.
14. pissoa ( 04/04/2008 17:30)
:-D :-D :-D :-D :-D
15. andryrabe ( 04/04/2008 17:54)
raha ny finonana sy fivavahana wa no atao ady hevitra de tsy ho vita rahoviana io. indrindra moa fa Jesosy
16. ikaretsaka ( 04/04/2008 18:19)
veloo> ko raha tsy vitan'ny hoe manaraka an'i Jesosy de hahay ho azy koa----style miracle mon ami? 8)
'taovy serieux
17. fijo ( 04/04/2008 20:26)
ny filazana izany dia fanadalana vahoaka.tsy misy hafatsy ny kristianina ihany izao no mbola mino fa nisy maty de velona.
18. ikaretsaka ( 04/04/2008 20:46)
le mpivavaka bebolista hoa rehefa mamaly dia aza mamaly boraingina... mba alaharo le tsaok'evitra
19. fijo ( 04/04/2008 20:48)
ka boky ve letsy no terena hisy ,handahatra inona eo?
20. pissoa ( 04/04/2008 21:17)
Ika > io miracle mon ami io no nampime ahy teo fa tsy noteneniko fa tsatsan'ny sermon eo za :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0743