Fitia te ahalala!

21. ikaretsaka ( 04/04/2008 21:21)
omena gripamonina izy rehefa izany koa aia de sery maonina foana
22. fijo ( 04/04/2008 21:23)
avy dia barika maonina homena azy,fa iny izao no tena mandaitra
23. ikaretsaka ( 04/04/2008 21:43)
mamono vorotsiloza efa baofibaofy izany ry fijo an
24. fijo ( 04/04/2008 21:54)
ie,le efa malazo ireny
25. ikaretsaka ( 04/04/2008 22:03)
sao de lasa polemika be izany le
26. Fody ( 05/04/2008 03:29)

Moa ve raisinareo ho fanaratsiana io sa fanakianana sa fanendrikendrehana sa fitenenan-dratsy mihitsy aza

Alohan'ny ilazanao ny momba ny finoan'ny hafa dia FANTARO tsara aloha ny momba izay finoany izay.
Isany fahendrena izany.

Misaotra anao!
27. niryna ( 05/04/2008 07:08)
andryrabe:

raha ny finonana sy fivavahana wa no atao ady hevitra de tsy ho vita rahoviana io. indrindra moa fa Jesosy

ka na fanahin'olona iray ihany aza no mibebaka dia efa ampy izay ka,isika no mizara,izay te handray mandray,ary raha tsy mamaly aza izy raha mitady hoe mba hivavahana dia atao koa izany
Ataovy hoe mitete eo ambon'ny vato ny rano,amin'ny faranay tsy maintsy misy marika ilay vato ary dia tonga any anatin'ilay vato ny rano,ho an'ireo izay mangetaheta ny tenin'Atra dia omen'ny tompo izany hery izany.
Ny manda moa dia efa izay
28. rakaroka ( 05/04/2008 08:26)
[quote=majesty]

Hono ho aho ry zareo,raha hilaza aho zao hoe:
I Bouddha maty ary mbola ao ampasana izy mandraka ankehitriny.
I Mahomet maty ary mbola ao ampasana izy mandraka ankehitriny.
I Jesosy maty,fa nitsangana tamin'ny maty fa noreseny ny fahafatesana,ary niakatra any an-danitra izy.

Moa ve raisinareo ho fanaratsiana io sa fanakianana sa fanendrikendrehana sa fitenenan-dratsy mihitsy aza
:?: :?: :?: :?:
Misaotra antsika rehetra.

Ny fipetraky ny resaka dia "tsotra" : i A maty=>ao am-pasana;
i B maty => ao am-pasana; i C maty => ao am-pasana ; Etc.... ;
Koa raha misy iray maningana dia tsy hita ny andraisana izany ho toa antsika!
Soit il n'est pas un humain satria tsy manaraka ny lalan'ny humain ;
soit ilay fiheverana izany no remise en question?....

29. rijadolly ( 06/04/2008 04:30)
rakaroka:
Ka ilay anareo anie tsy vôvô 'ntsony fa toa karazana tsianjery izany no miverimberina tahaka ilay kapila goaka dia miverimberina ireny, ary ny blem @ ilay izy tsy hita loatra izay andraisana izay tena ifotorany hafa tsy ny hoe minoa fotsiny ihany. Koungéfa lé FINOANA io aminay aty tsy "forcing" tahaka izany knou .
Dia 'tao ahoana koa no hitarika an-drizareo ho eto enefa ny teina samy teina aza tsy mitovy hevitra
Matoa miverina ilay izy dia mbola tsy azon'sasany,satria miverina foana ilay fanontaniana oh,na ilay fanoherana fa tsy misy miteny tsy ahoana tsy ahoana eo hoe: Minoa fotsiny ihany ,dia izay ihany no averiko fa tsy manbazava akory,minoa fotsiny ihany ,minoa fotsiny ihany....
Eny é,tsy forcer anié hoe minoa rakaroka na tsy é,Oh sé mitory ny tsy finoan'sé ihany io,zay nga voatery tsy hino sa sé nanery anay tsy hino?dia hilaza ve zay hoe ny an'rakaroka koa de disc ngoka manaratsy foana ny finoanay.
Mitovy hevitra zay ka! Iray ao amin'Kristy.
30. Rasiligaoma ( 06/04/2008 04:49)
efa ela no azon'ny olona koa ilay izy fa misy olona mihevitra fa tsy mbola azo foana
31. rijadolly ( 06/04/2008 07:11)
Rasiligaoma:
efa ela no azon'ny olona koa ilay izy fa misy olona mihevitra fa tsy mbola azo foana
:arrow: :arrow: tsy misy fifanoherana dia tsy miverimbrina ilay hoe "minoa fotsiny ihany+++fanazavana".
rakaroka:
Dia 'tao ahoana koa no hitarika an-drizareo ho eto enefa ny teina samy teina aza tsy mitovy hevitra
rijadolly:
Mitovy hevitra zay ka! Iray ao amin'Kristy.
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rija%2Brasolondraibe/video/x4sn9s_mino-aho-rija-rasolondraibe_music
32. Fody ( 06/04/2008 08:02)
Moa ve raisinareo ho fanaratsiana io sa fanakianana sa fanendrikendrehana sa fitenenan-dratsy mihitsy aza

Sady tsy fanaratsina, no tsy fanakianana, ary tsy fitenenan-dratsy koa.

Fa izao:
Alaivo sary an-tsaina fotsiny hoe misy olona iray tsy Kristiana tonga ao aminao hilaza izay inoany aminao. Hilaza aminao izy hoe: "diso lalana ianao fa ity toriko aminao ity no tena izy". Avy eo izy hilaza aminao mikasika ny finoana kristiana, izay tsy araka ny hahalalanao azy mihitsy.
Manoloana an'io tranga io moa tsy hanao reaction ve ianao? Mety ho sorena, mety ho tezitra, mety halahelo... arakaraky ny toe-po sy toe-panahy ananan'ny tsirairay io.

Izay ilay nolazaiko ery ambony ery hoe: tsara raha fantarina aloha ny an'ny hafa mialohan'ny hilaza aminy izay an'ny tena. Misy mpanoratra iray izay nilaza hoe: "Raha hitory ny Vaovao Mahafaly amin'ny olona iray ianao dia midira aloha amin'ny varavarany, ary avy eo vao avohay amin'ny varavaranao izy". Izay no nataon'i Kristy satria mba hampafantatra antsika izay tena Andriamanitra Marina dia nanaiky hiara-monina amintsika izy, tonga olombelona ary niaina sy nifanerasera ary nifangaro tamintsika. Nanaraka ny fomba rehetra, avy eo nanavao sy nandavorary an'izany.

Misaotra!
33. ikaretsaka ( 06/04/2008 16:43)
izay!

34. rakaroka ( 06/04/2008 17:14)
[quote=rijadolly]
Matoa miverina ilay izy dia mbola tsy azon'sasany,satria miverina foana ilay fanontaniana oh,na ilay fanoherana fa tsy misy miteny tsy ahoana tsy ahoana eo hoe: Minoa fotsiny ihany ,dia izay ihany no averiko fa tsy manbazava akory,minoa fotsiny ihany ,minoa fotsiny ihany....
Eny é,tsy forcer anié hoe minoa rakaroka na tsy é,Oh sé mitory ny tsy finoan'sé ihany io,zay nga voatery tsy hino sa sé nanery anay tsy hino?dia hilaza ve zay hoe ny an'rakaroka koa de disc ngoka manaratsy foana ny finoanay.

Raha toa izao kosa aloha ilay fomba fitorinareo, dia "HAFAKELY" tokoa e.
Tahaka ny hoe te hiavaka tsy hitovy amin'ny rehetra tsy mba manaraka ny lojikan'ny be sy ny maro, ka na tsy nivolana aza ianao amin'ny hoe minoa fotsiny ihany, rehefa tsy takatry ny saina ve tsy natao hinoana fotsiny ihany?
Tsy manaratsy mihitsy aho fa miezaka ny mi-comprendre. Du moins ny ahy hazavaiko tsara ka afaka arahan'ny saina normaly ny resako fa tsy mifototra amina miracle araka ny resak'i Ika izay.

35. ikaretsaka ( 06/04/2008 17:21)
Fody:

Moa ve raisinareo ho fanaratsiana io sa fanakianana sa fanendrikendrehana sa fitenenan-dratsy mihitsy aza

Alohan'ny ilazanao ny momba ny finoan'ny hafa dia FANTARO tsara aloha ny momba izay finoany izay.
Isany fahendrena izany.

Misaotra anao!

izay!
36. andryrabe ( 07/04/2008 03:51)
hendry dooly e, aleo ho hita any amparany any....
37. majesty ( 07/04/2008 11:23)
rakaroka:
Majesty ôoooooooooo!
Eto @ sera ianao dia malalaka amin'izay tianao resahina : dia ampy
Fa tand--nnn-ddd-dd----rrrr---eee---mmm-oooooo re ny fomba firesaka fatao tsy mpihoatra ny vala tahaka izao e! Tsà sanatria mampitahotra aho fa maro tetsy sy teroa ny Xtiana toa anao voaenjika aman'aina mahitsy noho ny teny tsy voahevitra tsara. Bien sur tsy nihevitra ny manenjika na manaratsy toa anao koa rizareo,
simplement tsy mbô nahahevitra loatra ny "hafa" fa tahaka ny terin'ny tampimason-tsoavaly ny fijeriny!

tsy hoe milaza izay tiako tenenina aho fa mba manontany re rakaroka a :)

Fody: tsy terena io ka,afaka milaza ny finoany ny hafa fa afaka manambara ny finoanao aminy kosa ianao dia anjarany no sisa.
38. rabingogilabanga ( 07/04/2008 11:59)
rakaroka:
Koa asa moa na toute vérité dia "bonne à dire" hoy ny fitenenana, na selon le cas et circonstance. Fa ity mafana fo miblabla eto ity koa moa tsy entina atsy "Chine "na "inde" na atsy amin-drizareo slamo fa toa ireo efa mahafantatra eto ihany anie no baclé-na eto e!

rakaroka:
Majesty ôoooooooooo!
Eto @ sera ianao dia malalaka amin'izay tianao resahina : dia ampy
Fa tand--nnn-ddd-dd----rrrr---eee---mmm-oooooo re ny fomba firesaka fatao tsy mpihoatra ny vala tahaka izao e! Tsà sanatria mampitahotra aho fa maro tetsy sy teroa ny Xtiana toa anao voaenjika aman'aina mahitsy noho ny teny tsy voahevitra tsara. Bien sur tsy nihevitra ny manenjika na manaratsy toa anao koa rizareo,
simplement tsy mbô nahahevitra loatra ny "hafa" fa tahaka ny terin'ny tampimason-tsoavaly ny fijeriny!

Tahotra izany ny anano

draidraidrai, tsy avelako handeha fotsiny @ izao itony, dia tsy hiresaka ny marina intsony, dia tsy hanao recherche scientifique intsony, dia tsy hisy recherche philosophique intsony. SATRIA MATAHOTRA I TOI. aza matahotra milaza ny marina, nefa aza manompa olona na finoana koa. ferme mais respectueux

Tadidio anefa fa ny musulman ny ankabeazany @ izao fotoana izao dia mazava saina ary vonona hifanakalo-hevitra, ireo lazaiko ireo ohatra dia lazain'ny Malek chebel, iray @ ireo grand auteur musulman , pareil koa izany @ kristianina , tsy milaza ratsy na tsara aho fa milaza zava-nisy.

raha ohatr'izao, dia tsy nisy gallilée, spinoza, eny fa na darwin aza, satria natanjaka tsy azo ni-critiquer-na ny finoana kristianina. ary lazaina anefa fa 2008 hono izao.

ny musulman, jiosy, sy kristianina izay mianina fotsiny @ ny testamenta taloha miresaka amiko dia miteny fa satria andriamanitra miaraka aminy izany no nandresen'ny prophète t@ ady nataony. toy izany koa i moizy . mais ça c'est à commenter

39. rabingogilabanga ( 07/04/2008 12:12)
Hoy i rakaroka:
Koa asa moa na toute vérité dia "bonne à dire" hoy ny fitenenana, na selon le cas et circonstance. Fa ity mafana fo miblabla eto ity koa moa tsy entina atsy "Chine "na "inde" na atsy amin-drizareo slamo fa toa ireo efa mahafantatra eto ihany anie no baclé-na eto e!

Hoy i rakaroka:
Majesty ôoooooooooo!
Eto @ sera ianao dia malalaka amin'izay tianao resahina : dia ampy
Fa tand--nnn-ddd-dd----rrrr---eee---mmm-oooooo re ny fomba firesaka fatao tsy mpihoatra ny vala tahaka izao e! Tsà sanatria mampitahotra aho fa maro tetsy sy teroa ny Xtiana toa anao voaenjika aman'aina mahitsy noho ny teny tsy voahevitra tsara. Bien sur tsy nihevitra ny manenjika na manaratsy toa anao koa rizareo,
simplement tsy mbô nahahevitra loatra ny "hafa" fa tahaka ny terin'ny tampimason-tsoavaly ny fijeriny!

Tahotra izany ny anano

draidraidrai, tsy avelako handeha fotsiny @ izao itony, dia tsy hiresaka ny marina intsony, dia tsy hanao recherche scientifique intsony, dia tsy hisy recherche philosophique intsony. SATRIA MATAHOTRA I TOI. aza matahotra milaza ny marina, nefa aza manompa olona na finoana koa. ferme mais respectueux

Tadidio anefa fa ny musulman ny ankabeazany @ izao fotoana izao dia mazava saina ary vonona hifanakalo-hevitra, ireo lazaiko ireo ohatra dia lazain'ny Malek chebel, iray @ ireo grand auteur musulman , pareil koa izany @ kristianina , tsy milaza ratsy na tsara aho fa milaza zava-nisy.

raha ohatr'izao, dia tsy nisy gallilée, spinoza, eny fa na darwin aza, satria natanjaka tsy azo ni-critiquer-na ny finoana kristianina. ary lazaina anefa fa 2008 hono izao. mampalahelo raha izany, indrindra fa rakaroka koa no anaranao
ny musulman, jiosy, sy kristianina izay mianina fotsiny @ ny testamenta taloha miresaka amiko dia miteny fa satria andriamanitra miaraka aminy izany no nandresen'ny prophète t@ ady nataony. toy izany koa i moizy . mais ça c'est à commenter, satria relatif suivant ny angle hijerena azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1847