Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rabingogilabanga, milahatra araka ny daty
rabingogilabanga
(
30/04/2009 03:36)
NY Fisamborana an\' i MANANDAFY: ny fomba fanao...
1) Ny fomba nisamborana an\'i Manandafy sy ny namany rehetra dia tsy rariny tokoa(ny fomba hoy aho, na dia lazaina fa nisy aza ny mandat d\'arrét)(sahala @ nisamborana a-dry voninahitse en pleine se...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2009 21:03
rabingogilabanga
(
24/04/2009 20:17)
a mon ami FIJO
Aoka ianao mba hipetraka @ maha zoky anao Mr FIJO.
Ny logique ny hoe iza no diso, iza no marina, iza no namono iza no tsy namono, logique de conflit izanny, ary ny any @ sahan'ny maternelle no m...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 25/04/2009 08:15
rabingogilabanga
(
23/04/2009 16:16)
Hamafiso hatrany NY FIHAVANANA MALAGASY,TANDROVY ny AINA
1)Tadidontsika fa tsy voalohany teo @ tantara no nisy disadisa politika, ny zavatra fatantra dia tokana, nifarana teo ambony latabatra izany, ary dia niverina niara-monina ny mpaidy , na ny mpamono na...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 19:41
rabingogilabanga
(
17/04/2009 11:36)
CAPSAT: HENDRY DIA HENDRY ireo miarammila ireo
Tsy manainky ny hidiran'ny SADC eto izy , ireo, eto dia fahendrena izany amiko
[b]RAHA MIADY LOVA AMINAO NY RAHALAHINAO, HANKA OLONKAFA IANAO HAMONO AZY???[/b]
[u][b]farafaharatsiny torinao @ ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:51
rabingogilabanga
(
17/04/2009 10:01)
HO ANAREO pseudo-LEGALISTE
Legalité,tsy tenetenenina fahatany izany mot izany fa misy dikany sy lanjany:
[u][b]1)Namoka didy ny HCC, ary nampisalotra ny samboady an'i ANDRY,[/b][/u]
izay no atao hoe legalité.
ary ny HCC...
tohiny
novalian'i Oay ny 17/04/2009 15:48
rabingogilabanga
(
14/04/2009 18:33)
KADHAFI sa SARKOZY ? La France ou La Libye
Hatreto aloha dia hita fa mirona any @ La frantsa i TGV ary any @ Libye i Ra8.izao no tiana hambara:
1)Talohan'izao iezahan'ny khadafi @ Union Africain izao, dia efa nanadrana ny hampiray ny fi...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2009 22:18
rabingogilabanga
(
28/03/2009 08:00)
[b]AOKA IZAY NY ADY[/] NY SAMY MALAGASY
1)Tsy c o t i e r , tsy M e r i n a, aoka ho fantatrareo, fa hiaraka honina @ io gasikara io hatrany isika , na @ ankehitriny na @ ho avy, efa mihamaro aza ny avy any @ faritany sy ny ao Antanan...
tohiny
novalian'i RACAILLE ny 28/03/2009 13:33
rabingogilabanga
(
17/03/2009 20:25)
TIM may Trano, AREMA may trano, ZAFY a raison
1)Raha tsy soldé (à l'amiable)ny compte t@ ireny KORONTANA be dia be depuis ireny , dia tsy hilamina ny tany hoy i ZAFY
2)Reconciliation Nationale ihany no hahatsara sy hampilamina antsika , hah...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 21:41
rabingogilabanga
(
16/03/2009 19:26)
RECONCILIATION NATIONALE : Zafy avait raison
I zafy albert no niteny an'io ombieny obieny, raha tsy reglé ny problème ny fampihavanna ny samy Malagasy, tsy hisy zavatra hilamina eto.
Saingy tsy nohenoina izy fa hoe: Vendrana hono, fa aleo ...
tohiny
novalian'i ndenn ny 16/03/2009 23:21
rabingogilabanga
(
15/03/2009 08:29)
Soiréé Malgache à Paris, à Rome, à Londre, à Berlin,à bruxel
Izao toe_draharaha politika mafana izao no ilaina ny firaisankinan'ny samy Malagasy
Hitadiavana ny hevitra hahasoa ny rehetra, tsy hisy intsony ny faty olona sy ny valifaty (Na TIM, na TGV, na ny h...
tohiny
novalian'i tgvra8 ny 15/03/2009 17:58
rabingogilabanga
(
10/03/2009 11:13)
MAMPIADY NY SAMY GASY Raiso ny andraikitrao ry HERY ADMIN
1)satria betsaka ny famporisihana ny olona hiady , no danger be ho antsika malagasy, no d'ailleurs contraire @ charte ny forum rahateo
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49b642a2...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/03/2009 15:54
rabingogilabanga
(
07/03/2009 08:44)
ODON RAZANAKOLONA: celui qui fait honneur à Madagascar
[b]1)Iza foana ary no hiteny eto
(qui a donc, le droit de parler à Madagascar?):[/b] Parce qu'on commence à dénigrer à tort l'archéveque Odon Razanakolona), et sur le net on appele même à ...
tohiny
novalian'i piste ny 07/03/2009 16:59
rabingogilabanga
(
06/03/2009 07:50)
HIANGONA sy HIAKATRA POLIPIOTRA ve RAVALO @ ALAHADY izao?
De inona ny vavaka hataony ?
De ho faly handray azy hatrany ve ny mpino FJKM ?
...
tohiny
novalian'i tanymasina ny 06/03/2009 20:35
rabingogilabanga
(
04/03/2009 19:59)
Tsapao aloha ny herinao!(Prezida ravalomanana)
C'est une boutade , izay tsy tsara ho lazaina raha toa ka filoha ny tena, satria:
1)Tsy adversaire roa akory no mifanandrina, na dia eo aza ny hoe andaniny, sy ankilany, roa, na telo akory aza, fa...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 22:05
rabingogilabanga
(
02/03/2009 14:35)
RAVALOMANANA no itenenandratsy ny fiangonana malagasy
1°)Na ny pour an-dravalo izay mi-critique an'i Odon RAZANAKOLONA
http://www.sobika.com/forum/viewtopic.php?t=18672&sid=faf14beab8c4589843281af69e2ea499
2)Na ny Mpomba NY TGV, izay mi-critique ...
tohiny
novalian'i molota ny 02/03/2009 18:11
rabingogilabanga
(
28/02/2009 08:20)
ASIO CODE ny fandefasana MESSAGE POLITIQUE
1)satria efa tena mandreraka ny mahita ny message miverimberina eto
2)Tsy ho copier-coller mihintsy manko io, fa dia declenchement automatique na message
3)Ka mba hialana @ MALWARE toy itony, sa...
tohiny
novalian'i andrywui ny 28/02/2009 17:29
rabingogilabanga
(
27/02/2009 19:06)
RAZANAKOLONA Odon UN GRAND MONSIEUR
Il fait honneur à l’intelligence et à la sagesse Malgache.
Chapeau bàs Monsieur l'archevêque...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 19:34
rabingogilabanga
(
25/02/2009 12:06)
DISO TANTERAKA NY FFKM
Tsorina avy hatrany fa tsy ny eglizy, fa ny mptarika FFKM no tiana holazaina.
[u][b]1)Alalana avy aza moa no ahasahian'izy ireo miteny @ alalan'ny Kristianina Malagasy, ka hamory ny mpifanadrina ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 00:55
rabingogilabanga
(
21/02/2009 09:15)
DIABE, Hafatra ho an'ny kristianina rehetra
1)Ho an'ny MPIGERVY: Tsy tokony ho any @ zone rouge intsony ny mpigrevy, na ahoana na ahoana, biby no manoloana anareo, AZA MANKENY INTSONY
2)Ho an'ny Miaramila , TSY hiady contre ny adversaire ak...
tohiny
novalian'i news2dago ny 21/02/2009 15:39
rabingogilabanga
(
18/02/2009 17:19)
DIRECTOIRE MILITAIRE: ENKENA NEFA.....
[u][b]Tsy extremiste, na jusqu'au-boutiste ny tenanay (toin'ny ankabeazan'ny gasy)[/b][/u], tsy hoe RAVALO hatramin'ny farany, na TGV hatrany hatrany,
raha lazaina fa diso i TGV nitarika vahoaka,...
tohiny
novalian'i Rafahafahana ny 19/02/2009 10:38
