Tononkira

1. majesty ( 18/08/2009 05:25)
Miarahaba antsika rehetra.Sao dia mba misy manana ny tonon'ilay hira hoe " TSY ATORY ELA LOATRA " nosoratain' i Ramboatiana ato. Hira nataon'ny chorale Fiderana tao @ fpma t@ vendredi saint lasa teo izy io.
Misaotra indrindra!
(miala tsiny raha tato no nataoko ity dinika ity fa tsy tary @ artista sy hira,satria inoako fa ato no moramora kokoa ahitana azy) :)
novalian'i tywa68 ny 24/08/2009 12:49
2. ari.malala ( 18/08/2009 07:19)
miarahaba an'i majesty. Torohevitra kely, maninona raha mi contacter membre 1 @ ireo chorale FPMA raha mahafantatra?
3. ni81 ( 18/08/2009 07:30)
http://www.youtube.com/watch?v=IhJO-iLw614 adikao miadana eo e!
4. majesty ( 18/08/2009 08:36)
ari. : tsy mahafantatra membre ao ah ka, dia en plus misy ad-mail ihany ao @ site web ndry zareo fa tsy mety lasa mintsy le mail fa tsy haiko hoe maninn

ni81 : merci fa ilay mandika azy amin'io no tena sarotra satria misy teny tsy hay henoina mihitsy indrindra rehefa eo amin'ilay partie somary moramora.

Misaotra e!
5. ni81 ( 18/08/2009 09:02)
ni81 : merci fa ilay mandika azy amin'io no tena sarotra satria misy teny tsy hay henoina mihitsy indrindra rehefa eo amin'ilay partie somary moramora.

Misaotra e!
tsisy fisaorana e! Tena nohenoiko koa (sambany henoko) fa tena misy tsy mazava tsara ny tonony ao fa ilay feon-kira no re be.
6. bor2lais ( 19/08/2009 16:19)
Toa tahatahak'izao ny fihainoko azy ry Majesty sy Ni81 ka asa na mety na tsia :

1.Tsy hatory ela loatra, Ao am-pasana maizina
Fa hifaly ao ankoatra Isika ry kristianina
Fa ny nofo voadidy Mba hanjary tany ao
Ny fanahy sarobidy Tsilalaon'ny Tomponao

Ref. Mihevera tsara àry
Fa efa samy manan-tsaina
Fa ny ao ankoatra kely ao no fiainana tokoa
Fantatrao ny eto mihelina avokoa
Fa ny ao ankoatra kely ao no fiainana tokoa

2.Tsy mba maty ny fanahy, Velona mandrakizay
Ao ambony tsy manahy fa mitoetra fahizay
Hafaliana manahoana Jeso Tompo Havany
Sady samy tafahaona Amin'ny malalany

3.Mibebaha ankehitriny Ka minoa an'i Kristy
Zara fa mba notahiany Tratr'ity andro ity
Mba hevero ry sakaiza Aza dia finaritra
Tsy mba afaka hankaiza Ka aleo mihevitra

Dia mahasoava e !
7. ni81 ( 19/08/2009 20:09)
misaotra Bor2lais a!
8. majesty ( 20/08/2009 08:26)
Misaotra Bor2lais. Aleo arahana dia ho hita eo izay hanitsiana azy avy eo
9. bor2lais ( 20/08/2009 13:07)
ni81, majesty > tsy misy fisaorana e ! Tena mba mahafinaritra ahy koa aloha ilay hira e !
10. Mandefitra ( 21/08/2009 07:54)
Tsara be, mba asio solfa :)
11. majesty ( 21/08/2009 08:38)
tena vao maika tsara ra mandefitra raha mba misy solfa a!
sady za mino fa mahay solfa i bor2lais :)
12. bor2lais ( 21/08/2009 09:04)
majesty > ie, raha misy solfa aloha mety mba haiko mamaky ihany e !

Vazivazy fa misaotra ihany aloha @ ilay finoana e ! Saingy raha fantatrao mantsy fa i bor2lais ange ka na misioka aza dia mivalana e ! :D

Ndao afindrantsika any @ ni81 ilay resaka solfa e !
13. majesty ( 21/08/2009 10:11)
bor2lais, zany a, tandremo ary sao d manafi-talenta; eo ra ni81 mba alefaso le solfa a
14. fahamarinana ( 21/08/2009 10:27)
:arrow: zany hono ni81 ,avoahy ilay solfa,njy moa mahay mihira miaraka amin'ny solfa o ? 8)
majesty : chorale fpma paris ngaha ianao ? (l)
15. ni81 ( 21/08/2009 11:21)
zany hono ni81 ,avoahy ilay solfa,njy moa mahay mihira miaraka amin'ny solfa o
:?
zà tsy mahay solfa fa mahay mihaino sy mianatra hira @ zao fotsiny, dia tonga dia mihira! :D a
Faha a> alefaso aty amiko ange ny mp3 anaovako azy e! :-P
16. fahamarinana ( 21/08/2009 11:25)
:arrow: ni81 :tsy ananako akia io hira io,tsary mbola henoko aza,za nefa mba chorale ihany ! hihi !...
Tsika roa mitovy lah,tonga dia kapo-batana avy hatrany !efa somary antitse sa ny atidoha kamo hianatra solfa ? Mbola ho avy anie hono ny androntsika e ! humm :lol: (l)
17. ni81 ( 21/08/2009 11:48)
ni81 :tsy ananako akia io hira io,tsary mbola henoko aza,za nefa mba chorale ihany ! hihi !...
Tsika roa mitovy lah,tonga dia kapo-batana avy hatrany !efa somary antitse sa ny atidoha kamo hianatra solfa ? Mbola ho avy anie hono ny androntsika e ! humm
zà koa ange t@ ilay olona nitady teo io vao nahalala io hira io e!:)
T@ mbola tanora aza aho tsy nahay solfa ka izao ve vao hianatra ndray? hehe e :-P ! Mitovy @ lé lomano ihany io ry faha a! miroboka fotsiny ny tongotra :-P :-D :-D
Miala tsiny fa HS zahay ry tompon'ny dinika o!
18. majesty ( 24/08/2009 05:00)
:) tsy chorale ao @ fpma za ry Fah a.

Dia aza mana-antitra tena fa mbola samy ho antitra ihany anie e ;) dia ny fianarana koa hoy ny fitenenana tsy mifidy taona fa raha mbola mazoto dia mianatra foana e anisan'zany ny solfa na dia efa bebe sy dadabe aza :)
19. fahamarinana ( 24/08/2009 07:28)
:arrow: majesty :tsy hoe za manokana akia ,tena tiako dia tiako ny mianatra,rehefa manao fihaonana chorle fpma na isam-paritra aza zahay dia tena fahafinaretako ilay mianatra solfa iny ! Fa aty an-toerana manko ny fahitako azy dia ilay tanjona hidirana chorale no samihafa ny anay ,ndao tsorina hoe ny ankamaroanay mandany andro,manao passe-temps hany ka tsy handany fotoana amin'izany !
Nefa moa samy manana ny antony aby,rehefa midera an'Andrimanitra dia mety,aoriana miova tsikelikely eny rehefa voakasiNY manokana e! :D (l)
20. tywa68 ( 24/08/2009 09:13)
Faha > rhf nanandrana d mahay miala rhf tsy nahita maminy e ! aleoko mihaino ny namako sy RVG ahafahana mandahatra hira :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1022