T. Henry
1. salmo
(
18/11/2006 08:17)
Ity Jugador T.Henry ity dia hetahetany FC Barcelona hilalao aty @ kianjany NOU CAMP.
novalian'i lapino ny 05/12/2006 14:25
3. ronaldo09
(
18/11/2006 09:56)
Tsy mankaiza ledala e leiry ange matahotra an'i Eto'o raha vao lasa any satria mpanafana toerana izy eo anatrehan'i Eto'o
4. fanaina
(
18/11/2006 10:06)
Mpandefa : ronaldo09 [ Valio ] 18-11-2006 10:56:21
Lohateny : Re : T. Henry
mety T.HENRY hafa izany fa tsy izy.
5. naughtyboy
(
20/11/2006 19:50)
lery no anisany matihanina eto angletera fa aza adino ry zalah ny ekipany Arsenal de lery no lafo vidy ndrindra ao ary anisany legend lery eto @ tanany
ny anglisy zay namorona ny football,raha ny filalaony eto de igagana sakamalaho sy avozo izy mitsamy reo nefa raha ny palmares no jerena de mazava ho azy iza no mamiratra T.Henry mazava ho azy misaotra tompoko!

6. miarina
(
05/12/2006 14:13)
Inona no mamphay azy .. tsy mahavita miasa irery izy. Dc sans les autres il est rien .. jereo ny blem nony lasa zidane tao @ bleu nihevitra i lery hoe izy no hanjaka de taiza no niafarana .. reny saika tsy nanao mondial ireny.
Asa na tsaroanareo i Van Basten sy Gullit( c pareil ton henry est nul sans les autres) sady arrogant be
Asa na tsaroanareo i Van Basten sy Gullit( c pareil ton henry est nul sans les autres) sady arrogant be
7. lapino
(
05/12/2006 14:25)
miarina > ny foot ange jeu collectif e ! Raha tianao ho hita ny mampahay an'i T.Henry dia raiso ny toerany eo ambony terrain. Dia ho hitanao fa tena mahay iny bandy iny.