Canavarro :BALLON D'OR 2006!MENDRIKA AZY VE?

1. ronaldo09 ( 17/11/2006 21:22)
Dia nivoaka izany fa iCanavarro vody laharana Italianina milalao ao amin'ny Real Madrid no Ballon d'or Eropeana amin'ity .Nanantena an'izany ve ianareo?Ary ahoana ny hevitrareo amin'izany?
novalian'i ronaldo09 ny 18/11/2006 09:50
2. salmo ( 17/11/2006 21:57)
Tssssssssssss
Tokony mba i Zanbrota FC Barcelona, mba Italiano ihany ledala
3. zandikely ( 18/11/2006 05:26)

Tena mendrika azy tokoa, ataoko fa anisan'ny herin'ekipa Italianina tamin'ny mondial teo ny fananana azy.
Raha amin'izao aloha dia azo lazaina fa an'isany vodilarana mahay i Canavarro. Nefa maro nieritreritra fa i BUFFON no mety hahazo an'io kanjo lasa amin'i CANAVARRO

AUGURI CARO FABIO CANAVARRO!
4. Samoana ( 18/11/2006 09:19)
Aleo lavitra izy no ahazo azy toy izay ry T. Henry efa miha azon'ny grosse tĂȘte !! Mba manome lanja ny asan'ny vodilaharana koa izany fa aiza de ho attaquant na milieu hatrany no fidiana !!
5. ronaldo09 ( 18/11/2006 09:50)
Za aloha dia tsy nanam-po hoe ilery no hahazo azy fa i Buffon koa no mba noeritreretiko hay moa ledal ,za aloha dia miombon-kevitra amin'i Samona eto e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1577