Toa lasa adala ny miseho ho "hendry"? hahaha!

1. LazaDaddy ( 17/11/2006 23:10)
[size=14]Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin'izao tontolo izao? Tsy nampodin'Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren'izao tontolo izao? Fa satria, na dia naseho aza ny fahendren'Andriamanitra, ny fahendrena dia tsy hahatonga izao tontolo izao hahalala an'Andriamanitra, ka dia ny fahadalan'ny fitorian-teny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny izay mino; fa ny Jiosy mila famantarana, ary ny jentilisa mitady fahendrena, fa izahay kosa mitory an'i Kristy voahombo tamin'ny hazo fijaliana, dia fahatafintohinana amin'ny Jiosy ary fahadalana amin'ny jentilisa[/size] 1 Kor 1:20-23a
novalian'i prime ny 27/11/2006 12:30
2. cutie ( 17/11/2006 23:34)
mba asio ex , fa zahay tsy mpamaky baiboly zao tsy mahalala ny dikan'io :lol::lol::lol:
3. Achia ( 18/11/2006 05:43)
cutie :roll::°)
4. Noslid ( 18/11/2006 06:58)
cutie>>:-*:-*:-*:-*:-*:-*^:^^:^^:^^:^
5. Fiffi ( 18/11/2006 07:15)
LazaDaddy:
ka dia ny fahadalan'ny fitorian-teny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny izay mino;
mba azavao kely io hoe ?


6. booboo ( 18/11/2006 08:27)
sady tsy azo no tsy mavaza tsy araka no mankarary lé soratra mivandravandra...
7. kelly13 ( 18/11/2006 12:46)
cutie:

mba asio ex , fa zahay tsy mpamaky baiboly zao tsy mahalala ny dikan'io :lol::lol::lol:

fita kou :wink:
8. Fiffi ( 18/11/2006 17:05)
booboo:
sady tsy azo no tsy mavaza tsy araka no mankarary lé soratra mivandravandra...
de miandry fanazavana zany ....de aza hatao soratra ngodabe fa mankarary maso eh ! :^)


9. belaza ( 18/11/2006 19:30)
::-w:-w
10. cutie ( 18/11/2006 19:43)
Mpandefa : Noslid [ Valio ] 18-11-2006 07:58:04
Lohateny : Re : Toa lasa adala ny miseho ho "hendry"? hahaha!
cutie>>

avohay i Nickovy :-w:-w:-w:-w
11. Achia ( 18/11/2006 20:11)
iza ndray zany nika ovy zany ry cutie , hehehe tsy diso ilay ps eo an ! :°)
12. LazaDaddy ( 18/11/2006 20:11)
cutie sy i kelly13:
mba asio ex , fa zahay tsy mpamaky baiboly zao tsy mahalala ny dikan'io
Vakio aloha ny Baiboly fa @ fomba ahoana ny anazavana azy raha ianareo aza tsy mamaky akory? :wink:

Fiffi:
"ka dia ny fahadalan'ny fitorian-teny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny izay mino"

mba azavao kely io hoe ?
Ahoana ary ny fahazahoan'i Fiffi an'io?
13. cutie ( 18/11/2006 20:16)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 18-11-2006 21:11:16
Lohateny : Re : Toa lasa adala ny miseho ho "hendry"? hahaha!
Hoy i cutie sy i kelly13:
mba asio ex , fa zahay tsy mpamaky baiboly zao tsy mahalala ny dikan'io
Vakio aloha ny Baiboly fa @ fomba ahoana ny anazavana azy raha ianareo aza tsy mamaky akory?

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
efa haiko fa zay ny ho valiny :-D:-D:-D
14. Ruby ( 18/11/2006 20:16)
F'inn nefa no tena planina n i LD am' zao e?? to otrany faly miady hevitra fotriny koh..
15. cutie ( 18/11/2006 20:20)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 18-11-2006 21:11:15
Lohateny : Re : Toa lasa adala ny miseho ho "hendry"? hahaha!
iza ndray zany nika ovy zany ry cutie , hehehe tsy diso ilay ps eo an !

jereo ao @naman ny mombamomba azy e :lol:
16. Fiffi ( 18/11/2006 20:59)
LazaDaddy:
ny fahadalan'ny fitorian-teny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny izay mino;
O ! ry Laza aahh ! tsy mifanohitra ve zany zavatra lazainao zany ? Fa hatramin'ny ohaviana no natao hoe fahadalana ny fitorian-teny ?


17. LazaDaddy ( 18/11/2006 21:27)
Fiffi>
1) tsy izaho no miteny an'io fa ao @ Baiboly io
2) Tsy mifanohitra mihitsy ka. Ireo miseho ho hendry sy mandinika no mihevitra fa adala ny mpitory teny (fahadalan'ny mpitory teny)
3) Io ilay hoe "mandray ny fanjakan'Andriamanitra tahaka ny zaza". Indrisy anefa fa dia ambanian'ny miseho ho "lehibe" ny "fisainan-jaza" :wink:

Izay aloha fa andeha mba hanomana sy hanao famerenana ny fitoriana ny fahadalako aho! hahaha!
18. Fiffi ( 18/11/2006 21:46)
LazaDaddy:
Izay aloha fa andeha mba hanomana sy hanao famerenana ny fitoriana ny fahadalako aho! hahaha!
de mazotoa ary koh !


19. cutie ( 18/11/2006 22:02)
Izay aloha fa andeha mba hanomana sy hanao famerenana ny fitoriana ny fahadalako aho! hahaha!

hay ve LD pasitera e :-D
20. MTN ( 19/11/2006 05:51)
:-/ Vao maika ohatra ny tsy azo, nefa raha mandinika eo aho sao lasa adala fa hoe miseho ho hendry sy mandinika. Dia raha lasa adala aho anefa dia lasa mitovy amin'ny mpitory teny ho ny hendry. :^):^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0662