Toa lasa adala ny miseho ho "hendry"? hahaha!
21. kelly13
(
19/11/2006 14:44)
"Vakio aloha ny Baiboly fa @ fomba ahoana ny anazavana azy raha ianareo aza tsy mamaky akory?" hoy i lazadaddy. ianao manome size ange zao tokony hanazava ho anay tsy mahazo resaka e! fa tsy ohatra hoe nametraka fanontaniana i fiffi d valianao @ alalan'ny fanontaniana ny teniny! :wink:
zay mantsy le tsy azoko mihintsiny e, mba mangataka fanazavana d tsy mahazo fahafahampo tsara fa atao valinteny disons "boraingina" ilay izy
zay mantsy le tsy azoko mihintsiny e, mba mangataka fanazavana d tsy mahazo fahafahampo tsara fa atao valinteny disons "boraingina" ilay izy
22. soanja
(
19/11/2006 14:51)
Ny tanjona namoahana io teny io eto no tena mahaliana ahy, indrindra raha io ihany no nosoratana.
24. cutie
(
19/11/2006 20:51)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 19-11-2006 15:51:22
Lohateny : Re : Toa lasa adala ny miseho ho "hendry"? hahaha!
Ny tanjona namoahana io teny io eto no tena mahaliana ahy, indrindra raha io ihany no nosoratana.
mamely ankolaka ny tanjona namohana an'io teny io :-D:-D:-D
25. LazaDaddy
(
19/11/2006 23:31)
Tsy mahagaga ahy mihitsy raha misy tohina @ Teny ao @ Baiboly. :wink:
Samy manana ny fomba fiantefany @ fiainantsika tsirairay tokoa ny Tenin'Andriamanitra. Saingy amiko dia tsy heveriko ho mamely ahy izany fa isaorako Azy. :)
Samy manana ny fomba fiantefany @ fiainantsika tsirairay tokoa ny Tenin'Andriamanitra. Saingy amiko dia tsy heveriko ho mamely ahy izany fa isaorako Azy. :)
26. cutie
(
19/11/2006 23:58)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 20-11-2006 00:31:21
Lohateny : Re : Toa lasa adala ny miseho ho "hendry"? hahaha!
Tsy mahagaga ahy mihitsy raha misy tohina @ Teny ao @ Baiboly.
i Ld no lazaiko we mamely ankolaka :-D
30. prime
(
22/11/2006 13:05)
cutie> :-D:-D:-D
Laza> ventin-kanina be tsy lanin\'ny vavony indray ity arosonao ity an...:wink:
Laza> ventin-kanina be tsy lanin\'ny vavony indray ity arosonao ity an...:wink:
31. cutie
(
22/11/2006 20:51)
sady ny mahagaga ahy koa de miafina ambadiky ny tenin'Atra izy refa hamely :-D:-D:-D
32. prime
(
24/11/2006 09:00)
cutie> ny Tenin'Andriamanitra mihitsy no mahery fa tsy dia hoe te hamely na ahoana ny olona mitory azy...
"Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo." Hebreo 4:12
Ka tsara lavitra ny mibebaka amin'Andriamanitra satria raha mbola misy tsy zaka ny Tenin'Andriamanitra dia satria Andriamanitra mihitsy no mbola lavitra ka mazava ho azy na izay lazainy aza lasa toa fahadalàna mihitsy rehefa tsy misy ilay finoana sy fitiavana...

33. xxx
(
27/11/2006 04:36)
1kor 1:26-27\"Fa hevero ny fiantsoana anareo ry rahalahy,fa tsy firy ny olon-kendry araka ny nofo,tsy firy ny olona mahery, tsy firy ny avo razana. Fa ny adala amin\'izao tontolo izao no nofidin\'Atra hampahamenatra ny hendry.\" Isika na ireo olona izay mitory ny filazan-tsara no tiana ambara eto.Maro ny olona manam-pahaizana sasany, ny sciantista sasany,ny
mpanan-karena sasany izay miantehatra ny lazany, ny fahaizany,ny fahalalana,ka ireo no fahendrena na wisdom no filaza azy na fahendrena amin\'izao tontolo izao.ka io fahendrena izay tsy mino ny fisian\'Atra fa ny fahalalan\'ny zanak\'olombelona no amboniny sy hery hananany ka izay no mahatonga azy ireo tsy hino, io dia mifanohitra ny fahendrena izay angatahana -homen\'Atra antsika.Ary isika rehetra izany dia tsy ho voatery hanana fahalalahana na olona ambony na manana fahaizana na diploma vao afaka hitory ny filazan-tsara.Raha olona efa nomen\'Atra fahalalana na fahaizana no antsoiny indray ho mpitory ny filazan-tsara dia hanome tsiny azy isika. Adala eo anatrehan\'ireo tsy mino isika satria mihevitra ny tenany ho hendry izy.Izay ihany koa no nahatonga an\'i Jesosy nanao fanoharana raha niresaka izy satria misy olona tiany hiova, misy mbola tsy tonga ny fotoanany ka hamafisiny ny fony.\" Manana maso fa tsy mahita,sofina fa tsy mahare.Ka fahendrena ara-panahy no resahin\'i paoly ataony fanoharana satria tsy manana fahalalana an\'Atra izy ireo hendry,matanjaka,mahiratra amin\'izao tontolo izao.

34. xxx
(
27/11/2006 05:01)
Mamaky baiboly isika dia toa adala no fijerin'ny olona antsika, saingy Atra mahita ary ravo ny fony mijery antsika ka manome hery sy fahaizana, mampiratra ny mason-tsika ahalala izay lazaina ao anaty baiboly.Ka io tenin'i paoly io izany dia ny fanamafisana ny fitoriana ny filazan-tsara ho antsika.Misy ny olona nandalina fahalalana, manan-karena,manana hery eo amin'ny fitondrana dia tsy miantehatra ny herin'atra fa ny herin'ny tenany irery ihany no antenainy.Reraka izy na mijery antsika mamaky baiboly, inona ihany aza ity fivavahana ity,inona ihany aza ity sermona ity.Olona hendry eo amin'izao tontolo izao ireny ary isika kosa dia adala eo aminy,Atra kosa mametraka antsika ho hanome hery ireo hendry
35. xxx
(
27/11/2006 05:37)
The message of the cross not only involves wisdom and truth but the active power of God coming down to save, heal, drive out demons and redeem from sin's power.The wisdom of the world is a wisdom of human self-sufficiency,makes humaniny the hightest authority and refuses to recongnize God's revelation in Jesus.This wisdom, God calls foolishness for through it human have failed to find the truth or come to know God, their Creator.The believer must develop a godly contempt for both human wisdom and a secular world view. The gospel and the message of the cross must never be accomodated to philosophy, science, or any other so-called human wisdom.It is not the method of preaching that is considered foolish but the message of the lordship of the crucified and resurrected by the world.Through jesus crucifixion and resurrection ,and through choosing the lowly things of this world. God is now in process of bringing humanistic philosophies,psychologies,and all other worldly to an end.