Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kitjo
(
20/11/2006 12:24)
video tsara jerena fivavahana ao dago
Mba asio maso ange ty fa mampieritreritra ihany!
le tapany voalohany
http://www.youtube.com/watch?v=ickwMlicjks...
tohiny
novalian'i prime ny 28/11/2006 12:55
ronaldo09
(
20/11/2006 12:17)
Lasibatra ny FLM raha sanatria ka lany eo i Ravalo!
Raha sanatria ,sanatria sanatria,ka lany eo io rangahy io dia miomana isika FLM(Fiangonana Loterana Malagasy )amin'ny fanenjehana,tadidion-tsika tsara ny nanaovany ny FPVM izay nakatony satria niro...
tohiny
novalian'i kitjo ny 21/11/2006 16:25
salmo
(
20/11/2006 11:21)
Miala i ravalo de milamina ny tanàna.
Haleo i ravalo no filohany TIKO fa tsy filohany Mscar, satri ny vokatra TIKO dia ao anatiny vita malagasy ka tokony tsy hanaovana prôpangandy. Ny tokony hanaovana propangady eo amin'ny firenena mahat...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/11/2006 23:36
haj2andri
(
20/11/2006 10:55)
ray zanaka mahaleo
mba omeo anio hira io ze manana...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/11/2006 11:08
nasolotiana
(
20/11/2006 10:42)
mitady tonon-kira
Mba mitady ny tonon-kiran'ny chorale "AMPY FITIA"ao @ FJKM Isotry Fitiavana mitondra ny lohateny hoe "Tokim-panompoana"fa tena tsara be mihitsy io hira io dia merci d'avance e!!...
tohiny
Fiffi
(
20/11/2006 08:24)
Nankaiza ny jénéraly Fidy ?
[b]Miala tsiny raha @ teny frantsay fa tsy voadika.[/b]
EVENEMENTS DU 17 NOVEMBRE. Après son annonce d’instauration d’un directoire militaire, deux tentatives d’arrestation du général ont ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/11/2006 15:01
ratonga
(
20/11/2006 08:19)
Rachel Ratsizafy
http://lianov.club.fr/ritz/jazzpel/extraits.htm#
mlay an!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/11/2006 18:17
pimaso
(
20/11/2006 08:11)
Hanaja asa sa hiditra @ fitiavana?
ato ampiasana izao ny adjointe-ko ( elle est très belle ),manana regard bizarre amiko foana , fa tsy hitako izay hatao, manahy aho fa raha miaraka aminy dia mety tsy hanaraka izay ordre omeko azy in...
tohiny
novalian'i pimaso ny 29/11/2006 13:35
xxx
(
20/11/2006 08:04)
afaka mampianatra AUTOCAD
izao dia Particulier afaka mampianatra AUTOCAD ( nb bâtiment )
2d sy 3d ( à votre domicile )
cours accelérée ( 2 semaines ihany ) 2 ou 3h par jour
0330307196...
tohiny
novalian'i Falitiana2005 ny 02/02/2007 17:14
mowgli
(
20/11/2006 04:36)
n'aiza misy ahy
hono oa ry reto mba afaka omnareo ve ny tonon'nle ira hoe
"N'aiza misy ahy
Ho tsaroako foana ianao
Ny elanelan-tany tsy mampiova ny fitiavako"
Zay alo fa tena tsy misy fantako mintsy ny momba i...
tohiny
novalian'i Amazone ny 18/12/2006 23:37
bazylou
(
19/11/2006 22:36)
ho feno hatrany ireo hanenina
aleo handeha ny baolina e;;eo no m atimaty eo fa janvier 2007 ihany ireo dia mitsoaka ao madagasikara fa mafy ny ady!!
...
tohiny
novalian'i Lejim ny 21/11/2006 17:14
salmo
(
19/11/2006 22:13)
ho aiza enao rehefa vita ny fafatesana?
[b]a-)Any An-danitra?
b-)Afo-be?
c-)Tsy ho aiza fa efa vita ny fiainana.[/b]
(tsy ekena ny mamaly hoe; any @ volana, masoandro, kitana sns...)...
tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 01/12/2006 18:21
kolokanto
(
19/11/2006 21:25)
Fa hono ho'ah ry namana??
Tena gaga sy variana aho ry namana isany tato nahita fa hay mbola misy Malagasy mihevitra sy ohatran'ny mirehareha mihitsy aza hoe tena mbola zana-tany frantsay ny Malagasy!! Tao amin'ny lohahevitra ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 20/11/2006 16:30
bilakarenjy
(
19/11/2006 20:21)
tsy tokony sa tokony ho .....
tena lasa ihany ny saiko mandinika io toetra iray io.Tokony hilaina ve sa tsy tokony ilaina ny fahatezerana sy ny mitovy aminy (sorena-tsy faly-...)eo amin'ny fiainana ?:-w:-w:-@:-@:-w:-@:-@...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2006 17:17
anihat1
(
19/11/2006 19:46)
Ny tontolonay ankizy
Raha mba misy manana an'io hira io anie azafady e. (Mireille)...
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i lanto ny 28/11/2006 09:31
fanaina
(
19/11/2006 18:49)
ftn
rehefa misy olona iray tia olona hiray dia tena hita mihintsy hoe amoureux-se fa tena mirediredy mihintsy ny sasany moa ny sasany indray tahaka any ilay tiany faona no Etoile aminy!! ny tiako lazaina ...
tohiny
novalian'i colar ny 02/12/2006 10:50
Fiffi
(
19/11/2006 18:07)
Ny fibebahana miaraka.
Ho avy tsy ho ela ny Noely . Hisy indray ny "veillée pénitentielle" na koa hatao hoe "sacrement du pardon"
Ahoana ny fahitanareo ny fibebahana miaraka ? zany hoe :
-Misy taratasy zaraina @ tsi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/12/2006 21:16
ndalana
(
19/11/2006 17:07)
mifohaza!
tsy fotoana fanofisana intsony izao.halohalika ny ranombary.mifohaza daholo.tandremo,mahaiza mifidy...
tohiny
novalian'i vale ny 20/11/2006 09:25
kelly13
(
19/11/2006 16:18)
fausse couche
mi existe v ny hoe vhv nanana atody 2 (tokony hiteraka kambana izany!) d nanao fausse couche nefa ny atody 1 iany no maty? tsy voa expulser-ny tateraka anefa io atody maty io d tsy maintsy natao aspir...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 23:39
xxx
(
19/11/2006 16:02)
Amazing race tany Dago!
ao @youtube
http://youtube.com/watch?v=U3XaIYNF8A8
kitjo...
tohiny
novalian'i dailynews ny 12/12/2006 18:04
