Miala i ravalo de milamina ny tanàna.

1. salmo ( 20/11/2006 11:21)
Haleo i ravalo no filohany TIKO fa tsy filohany Mscar, satri ny vokatra TIKO dia ao anatiny vita malagasy ka tokony tsy hanaovana prôpangandy. Ny tokony hanaovana propangady eo amin'ny firenena mahatra dia mikasika ny fandrosoana fa tsy mikasika ny famokisany kibo. Satria ny manakarena sy ny manamboninahitra ihany no mahavidy ny vokatra TIKO. ¿Ary ny ambany vohitra angah tsy malagasy? ¿sa malagasy hampiasaina ho fahatongavana eo @ seza?
novalian'i xxx ny 21/11/2006 23:36
2. ronaldo09 ( 20/11/2006 12:05)
Dia tena miombon-kevitra aminao aho ry salmo a!Tsy vitan'io ihany fa raha SANATRIA,SANATRIA,SANATRIA ka lany eo io rangahy io dia raikitra ny fanenjehana eo amin'ny resaka fiangonana .Iarahan-tsika mahita ny nanaovany ny FPVM izay hitany fa lasa nakany ny ankamaroan'ny FJKM dia nakatony .Marina tokoa io miala leiry dia milamina ny tanana ,fandrosoana marina no tokony hanoavana propagandy fa tsy vokatra tiko.
3. Fiffi ( 20/11/2006 12:23)
de iza no hasolo azy ? de ny zavatra voalohany hataony eo de ny hangorina koa aloha ? hameno ny paosiny ?
4. fanaina ( 20/11/2006 12:25)
tokony tsy misy hidirany salmomihintsy ny @izany raha toaka tsy hiverina any ihany!!
5. Samoana ( 20/11/2006 13:13)
Hoy salmo :
Haleo i ravalo no filohany TIKO fa tsy filohany Mscar


Dia iza ary no ataontsika filoha satria ny ankamaroan'ireo kandidà samihafa ireo anie samy manana ny orinasany avokoa e !Eny fa na dia Ingahy Rajakoba mody tsy miteniteny izany aza !:wink:

Hoy ronaldo:
dia raikitra ny fanenjehana eo amin'ny resaka fiangonana
.

Ary maninona raha mba asian'i ronaldo mitambatra ireo pasitera kandidà @ izay mba mety hisy chance handresy an-dra8 sy hamonjy ny fiangonana rizareo e !Sa moa samihafa ny Andriamanitra hivavahany ka tsy afa-miaraka izy:D?
6. kitjo ( 20/11/2006 13:13)
za mbo gaga!

salmo sa slamo mo?
ny tokony hanaovana propangady eo amin'ny firenena mahatra dia mikasika ny fandrosoana fa tsy mikasika ny famokisany kibo.


ko ra tsy voky ve aloha ny kibo in ny fandrosoana eo?
7. narima ( 20/11/2006 14:19)
Zahay tsy miala amin-dRa8, tsy misy mahavita ny vitany?ary tsy misy intsony ny tsy matimanota. Matoa mandroso nyTIKO mino aho fa tsy latsa-danja ny Firenena. Reraka fotsiny reo mpanenjika fa ny vahoaka mahalala ny tokony hataony, iarahan-tsika mahita eo @ fifidianana.
8. larousse ( 20/11/2006 14:50)
Fa i Salami mo sa Salamo angah tsy mipetraka aty mkara eh.Iza ary no mba olona tinao hanolo andravalo eo?De mino ve ianao fa avita ny vitandravalo tao antinizay 5 taona izay fa tsy vao maika lasa 4ams daolo tsika.
9. xxx ( 20/11/2006 14:55)
eh!!!te hanonofy fiakarana aho zany!raha tsy ra8 no teo? asa efa ringana ny malagasy maro,malahelo sy ory hava-manana ny mpanohitra e!!!zany ve no tena fitiava-tanindrazana????esy e ry sareraka e!!!
10. bazylou ( 20/11/2006 15:19)
izaho aloha mino fa misy olona hafa mahaviat arivo eny ny vitan'ilay 8 ioe!! nahavita zavatra angamba , kanefa ny trosa niavosa koa an!! tia tena daholo ianareo raha mihevitra fa ny zanakareo no anefa ireo adalanareo ireo!!
11. kitjo ( 20/11/2006 15:27)
ka iza ary ilay olona sao mba hiova hevitra hanaraka anao izahay e?
12. SNAR ( 20/11/2006 15:46)
Misy ny olona dia tena ambany saina fa tsy mba afaka mandinika. Io vava io anie dia ny saina no tokony hibaiko azy e, fa asa ny anareo mba aiza @ tenanareo no mandidy azy io. Tiko e, FPVM e, dia miteniteny foana anie izany e.
Aza hafangaro ny zavatra fa mandiniha aloha. Fa aiza no misy korontana, ary raha nisy dia iza no nanao azy ? Ravalomanana ve? Efa nampiady ve izy ? efa niteny ve izy? efa nanaratsy olona ve izy? tsy ny olona foana no nanaratsy sy nanopa azy.
tsy izy foana ve no nandamina ny korontana teo hatr'izay. Ny mpanohitra nanakorotana tsy mba tanisainareo mihitsy. Aza mba miangatra @ fiainana fa izany no mahatonga antsika mahantra lalandava.
13. xxx ( 20/11/2006 15:59)
FPVM ve na hosorana tantely aza ao tsy nba resy lahatra ao aho fantatro tsara ny ao na ny pasiterany hihihi reny ve dia harovanareo , tsy fivavahana ngamba no tena himasoanareo fa mazy
14. Imahaka ( 20/11/2006 16:08)
15. ninonati ( 21/11/2006 00:30)
avereno i frantsa de migalabona tsara nareo e import riso afera favoritism tanavo misavoana nareo mahay fa tsy fetsy raha tsy tsara sasa ry tony ny lamba tsy hadio a sasa miandry inona ho tonga nareo e -ady ve - mahazak'izany ve nareo
16. andratax ( 21/11/2006 05:21)
Fa iza no olona hitany slamosy ronaldo fa hahavita izay vitan-dra8 izay na 15 taona aza Lahiniriko hahavita izany
mba omeo olana hoe zahay ho jerenay raha misy any ?
17. maintsokely ( 21/11/2006 08:01)
Ho antsika rehetra.
Ny zavatra voamariko dia izao, ny tena olona tsy tia an Ra8 dia ny olona mpanao afera satria hatramin'izay nisian'ny BIANCO dia matahotahotra ny manao afera ny olona.
Lasa sarotra be izao ohatra ny manao afera any amin'ny douane, (mba lazao aho raha misy mahita fa izao handefa entana betsabetsaka any). Na any amin'ny domaine,...
Fa izao mba jereo. Na dia mbola mameno paosy aza izy dia misy ihany ny zava-bita miatra ho a'ny vahoaka: NY LALANA, projet fambolena,.... Raha tsy misy lalana tsy afaka mivarotra ny vokatra direkta ny olona fa manajary miandry ny collecteur mpangalatra. Io mameno paosy io tsy any irery no misy fa aty koa jereo akaiky ny affaire cleastream tafiditra ao daholo manampahefana frantsay rehetra. Jereo koa ny emploi bidon nataon'ny UMP,....

Misy koa milaza hoe trosa daholo ange ireny vola nanaovana lalana ireny; ny valiny dia izao jereo ny trosa nataon'ny madagasikara hatramin'izay (investissement à outrance taona 80, projet etsy sy eroa...) Inona no mitranga ? lany daholo ny vola, ny orinasa tsy misy mitsangana, ny economie mihemotra.

Teny farany antsipy ho antsika nahita fianarana taty an-dafy. Aza dia mitsikera fotsiny hoe manahirana ny fiainana any izahay tsy hody, tsy afaka miaina any izahay,.... Raha tsy afaka hiaina any ianareo dia manaova fampiasam-bola any manangana orinasa. Io no possible hampandrosoana ny madagasikara fa tsy hoe raha i ra anona no eo dia vitany ao anatin'ny 1 taona ny vitan'i R8 ao anatin'ny 5 taona. Tadidio ihany koa fa raha miova foana ny prezida ka ravaina daholo ny structure izay efa nataon'ny teo aloha dia mazava ho azy fa malemilemy ny fampiasambola, dia avy eo tsy misy ny asa.
18. xxx ( 21/11/2006 08:06)
Mba mieritrereta alo vao miteny ,ny fitiavan-tanindrazana tsy azo atao jery tavan'olona ry lay a!
Jereo ny zava bitany ,iza teto @ firenena no naha vita ny vitany ,nefa ny sasany aza efa nomena 20 taona mahery tsy hita ze mba nitsangana.Ny ahy alo tsy miala @ Rav8 h@ farany e!Na iza tezitra na iza tsy faly.Kozy
19. ronaldo09 ( 21/11/2006 13:36)
SNAR:

Misy ny olona dia tena ambany saina fa tsy mba afaka mandinika. Io vava io anie dia ny saina no tokony hibaiko azy e, fa asa ny anareo mba aiza @ tenanareo no mandidy azy io. Tiko e, FPVM e, dia miteniteny foana anie izany e.
Aza hafangaro ny zavatra fa mandiniha aloha. Fa aiza no misy korontana, ary raha nisy dia iza no nanao azy ? Ravalomanana ve? Efa nampiady ve izy ? efa niteny ve izy? efa nanaratsy olona ve izy? tsy ny olona foana no nanaratsy sy nanopa azy.
tsy izy foana ve no nandamina ny korontana teo hatr'izay. Ny mpanohitra nanakorotana tsy mba tanisainareo mihitsy. Aza mba miangatra @ fiainana fa izany no mahatonga antsika mahantra lalandava.

Ianao mihitsy no tsy misaina sy miteniteny foana ,matoa resahana izany zavatra rehetra izany dia marina sy hitan'ny maso,asa angamba ianao tany @ planeta marsa raha nitranga ireo toe-draharaha ireo fa tsy teto
ara-politika:i ravalo dia tsy mahatanty demokrasia ary mapanao didy jadona ary aleo lavitra ary Ratsiraka ,rehefa nanohitra azy i Voninahitsy dia nampidiriny am-ponja toy izany koa ny depute Haja
Fivavahana :rehefa hitany fa mandroso sy miroborobo ny FPVM dia noravany ankitsirano izao satria FJKM niendaka izy io
Izao indray dia hosamboriny ny kandida sasany ankotry ny kandida Ratsirahonana,ary notifiriny (zany hoe nasiany resaka) ny mpanao gazety .
Hoy izy ianao hoe tsy niteny mivantana izy ,dia maninona koa! fantatrao ianao milaza ho besaina io fa izy no tao am-badik'ireo!
Voalaza tery ambony hoe tsy misy ny hahavita ny vitany fa iza moa izy ?I Tsiranana no filoha mamim-bahoaka indrindra ary izy no nahavita noho izay rehetra teo,fa aza miteniteny fahatany ary amiko dia tsy filoham-pirenena ara-dalana i Ravalonareo .Ny tena filoham-pirenena ara-dalana tao anaty tantara dia : TSIRANANA,RATSIRAKA,ZAFY ALBERT ;ireo telo ireo ihany no nofidina tamin'ny mangarahara ary nazava ny fandreseny teo amn'ny fifidianana .I Ravalo dia tsy lany zany teo fa natahotra ny 2 eme tour izy dia nanao an-keriny niakatra teo amin'ny fitondrana!

20. xxx ( 21/11/2006 23:36)
ZA rangah tsy tia Brésil a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0758