Nankaiza ny jénéraly Fidy ?

1. Fiffi ( 20/11/2006 08:24)
Miala tsiny raha @ teny frantsay fa tsy voadika.

EVENEMENTS DU 17 NOVEMBRE. Après son annonce d’instauration d’un directoire militaire, deux tentatives d’arrestation du général ont eu lieu samedi et dimanche.
Le Général Fidy reste introuvable


Plusieurs réunions en haut lieu, un assaut à la Base Aéronavale d’Intervention d’Ivato, un soldat tué d’une balle dans la tête, une arrestation ratée. Ces évènements ont suivi l’annonce faite vendredi dernier par le Général Randrianafidisoa de l’instauration d’un directoire militaire.

En effet, après sa déclaration face à la presse, le Général Fidy s’est retranché dans la nuit de vendredi à samedi à la Base Aéronavale d’Ivato (BANI). Très tôt le lendemain, aux environs de 4 heures 30, des coups de feu ont été entendus par les riverains, de l’intérieur de la base où une équipe mixte des forces de l’ordre est intervenue. Et là, les circonstances restent floues et les explications divergent. Des « recherches de solution », disait le CEMGAM, des « négociations », soulignait le Général Fidy, se sont faites et les forces ont quitté les lieux. Mais pendant l’opération, le soldat de 1ère classe, Rasolomanana Frédéric, a été touché à sa tête et s’est éteint des suites de ses blessures vers 13 heures 30.

Où est le Général Fidy ? La question reste encore sans réponse…
Midi Magadascar
novalian'i Fiffi ny 21/11/2006 15:01
2. Fiffi ( 20/11/2006 08:26)
Mpandefa : sareraka [ Valio ] 18-11-2006 18:52:27
Lohateny : DIRECTOIRE MILITAIRE EKENA 100%...
Raha ny fijerinay ny zavatra niseho andro vitsivitsy izay dia manaiky ny DIRECTOIRE MILITAIRE

sareraka: iaza zao lery ? :roll:
3. Simpona ( 20/11/2006 10:10)
Fa mba oul iza aza i Gal Fidy no milaza fa mipetraka ny directoire militaire de mihevitra ny tenany ho tokony henoina ???
De raha tam 2002 reny koa zany i Coutiti no niteny we haka fanjakana hametraka directoire militaire de mihevitra ny tenany tokony ho henoina.
4. vida ( 20/11/2006 11:46)
Zah tsy mahalala,fa zah ihany koa aza mba manantena ny fikarohana hataonareo.

Ny mba tadidiko fotsiny tam'zany fotoana izany,tamin'y nanao philo politiq,dia ny hoe"zay manongam-panjakana,ka mahomby dia mendrika foana,zay raha ny fitadidiako azy an!fa izany tsy mahomby dia mendrika ny helohina."Tsy tadidiko hoe iza moa no nanoratra azy,fa ohatrohatra zay lay izy.

Ary zany no zavatra hitantsika tam'reo tany afrikan ndrindra indrindra,ny filohan'ny burkina faso ohatra,zay novonoin'i Blaise C.Tsy nisy afak nikasika ilay nahafaty,eny fa na dia ny firenena matanjaka aza,fa dia afaka nitondra ny fanjakana izy,fanamelohana am-bava fotsiny no nipoapoaka tetsy sy teroa.

Fa Ty Antsika tsy nahomby ty...Asa zay hahazo azy.Mila misaina ihany vao manao zavatra e!...Sa ahoana hoy nareo,tsy tsara mihitsy ny fo no atao mibaiko.Zay reto fa mazotoa a!
5. jefra ( 20/11/2006 13:46)
Tsara vakiana ny blaogin'i jentilisa raha mitady ny valiny. Manakaiky kokoa ny marina noho ny vaovao ofisialy, raha ny fijeriko manokana.
http://jentilisa.blogspot.com/
6. Fiffi ( 21/11/2006 15:01)
hummmm.....ny olana de tsy fantatra intsony zay marina sy ny tsy marina fa toa samy manana ny filazany ny tsirairay...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1006