Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx
(
22/11/2006 00:15)
valala an-karona
Tahionao ry Zanahary
'Ty Nosindrazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay....
suite
répondu par fijo le 22/11/2006 23:45
bazylou
(
21/11/2006 23:35)
hono ho aho!!
bon, raha toa izany ka tsy nisy nilatsaka ireo olona ireo satria tsy nanaiky io daty io izy ireo fa i ra8 singla ihany no niditra teo,satria izy irery no nanaiky io daty io. Dia demokratika ve izany ?...
suite
répondu par fijo le 23/11/2006 23:23
fijo
(
21/11/2006 22:58)
fanontaniana?????
vao nanomboka ity resaka fifidianana ity,dia nanomboka ny mpanohitra hoe tsy aradalana io.aiz ano daty tena izy??????maninonna no tsy miala i ravalo.tsy ekena io daty io,izay lany eo tsy aradalana,iza...
suite
répondu par fijo le 23/11/2006 23:27
fijo
(
21/11/2006 22:42)
ny lalana tsy azo hoanina?????
ireo mpifaninana rehetra amin'ny filoha amperinasa ireo dia mitsikera,fa ny lalana dia tsy azo hoanina.
gaga aho,satria raha olona mikasa ny ho filoham pirenena no tsy mahalala,fa io lalana io,no ant...
suite
répondu par fijo le 23/11/2006 23:30
fijo
(
21/11/2006 22:37)
hoy ny mpahay lalampanorenana.
jereo ny gazety fa misy fanadihadiana nataon'i resampa zanany any.izy dia mpahay lalana manokana momba ny lalampanorenana.
azavainy tsara ao,fa legaly tsara mihintsy io daty ny 03 dec io,ka izay mano...
suite
répondu par fijo le 23/11/2006 23:31
mia
(
21/11/2006 20:36)
hira tsy misy reharehako
Mba mangataka ny tonon'io hira io raha misy manana azafady o!hira fanampiny angamba izy io raha tsy diso aho.
Misaotra:D...
suite
répondu par mia le 22/11/2006 16:34
kelly13
(
21/11/2006 19:50)
avoahy....
.... i mamzelkely fa malahelo mafy azy za!!!
ari.malala>ataovinjy tonga any ny afatra sao b kibo eo njy! hihihhi...
suite
répondu par Fiffi le 02/12/2006 18:48
tezitra
(
21/11/2006 18:20)
fa ahoana no mety hikorontana?
R8:
1)nitsoninotsinoavin'ny ny tolon'ny 1947 (t@ visiten'ny chirac), [b]donc il A CRACHE DANS LA SOUPE[/b]
2)niambohoany ny niara-nitolona mpanao politika taminy,donc fa maloto hono( et ranjeva et ...
suite
répondu par patrick2002 le 25/11/2006 08:58
malalatinasoa
(
21/11/2006 18:10)
fanesorana ny windows xp taloha
Ahoana kay ny tokony atao raha te-hanala ny windows xp taloha? Sa tsy maintsy mamerina manao formatage indray?
Nanao formatage aho fa nitapolaka be tsy misy fika ilay windows xp pro tato nefa ny asa...
suite
répondu par malalatinasoa le 01/12/2006 08:16
Henricko
(
21/11/2006 17:58)
Cancer de prostate
Inona kay ny mahatonga io aretina io. Misy ifandraisany @ fanaovana na tsy fanaovana rapport sexuel ve ?:roll::roll::roll:...
suite
répondu par Lenaivofilm le 30/11/2006 14:28
salmo
(
21/11/2006 17:21)
Mikorotana Mscar
[b]Antso an-tarby[/b]
Ny miaramila sy ny pôlisy dia efa mifampitifitra ka maty ny miaramila anakiray, ary halevona rampitso.
Ny anakiray amin'ny miaramila Generaly dia nijoro fa raha lany i Andriam...
suite
répondu par xxx le 24/11/2006 20:58
salmo
(
21/11/2006 16:28)
Radio Malagasy International
Drôgy be le eto alohany ordinador nefa tsy maintsy ao an-trano vao maheno vazo gasy, avy @ alalany Satelite na Internet. [b]Misy vahaolana ve?[/b] mba hafahana mirevy any anaty vamm na eny an-dalana ...
suite
répondu par Fiffi le 22/11/2006 18:34
vetsoko
(
21/11/2006 15:16)
tsy adala ny olona
Lala ratsirahonana,pety rakotoniaina,manandafy rakotonirina,lahiniriko,GAL fidy,GAL ferdinand razaka,....Ireo rehetra ireo dia mpiara-dia t@ ra8 taloha(taloha vao haingana io),MBA SAINO IHANY FA TSY A...
suite
répondu par fijo le 21/11/2006 22:29
hery
(
21/11/2006 14:53)
Ao anatin'ny fifanajana ihany
Marina fa anatin'ny fampielezan-kevitra tanteraka isika izao. Mitranga hoe iza no mpanohana sy mpanohatra ny kandidà tsirairay avy. Mandeha mafy mihitsy ny adihevitra politika eto amin'ny serasera.
...
suite
répondu par fijo le 23/11/2006 23:32
tezitra
(
21/11/2006 14:43)
,fais ton boulot et tais toi petit bonhome amateur
1)-gal fidy, menace ao @ RFO, manao jogging eny ambohipo, mampiasa ny cellulaire-ny , nefa nanao coup d'etat; tsisy misambotra, gagany vahiny, fa iza no prezida?
2)-rajaonarivelo, mitolotena, manana...
suite
répondu par fijo le 21/11/2006 22:38
hypermatouzoiide
(
21/11/2006 14:12)
Fantatra fa ho resy d mtady fika hanaratsiana foana
Heverindry ketrina fa ketrina toa azy ireo ngamba ny vahoaka dia rebirebena @ fanaratsiana ny performance vitan'i "Mila vokatra maharitra" sy famahanan-dalitra ny vahoaka ny hani-kely anio tsy ahatong...
suite
répondu par patrick2002 le 22/11/2006 13:49
salmo
(
21/11/2006 13:58)
Baolina androany
Fanafihany Real Madrid tany Lyon.
O. Lyon 2 - 0 R. Madrid
androany:
[b]Real Madrid - O. Lyon[/b]
...
suite
ronaldo09
(
21/11/2006 13:53)
La presse s’insurge contre les menaces du président Ravalo
Ils ont mis en place une cellule de crise devant assurer la défense de la liberté de la presse jusqu’au scrutin présidentiel du 3 décembre prochain.
En réalité, cette mission devrait reve...
suite
répondu par prime le 24/11/2006 12:05
ronaldo09
(
21/11/2006 13:45)
Pety Rakotoniaina : « Personne n’a peur de Ravalomanana »
« C’est parce qu’il a fait fi de la démocratie et de l’Etat de droit que les gens et en particulier les militaires lui en veulent ». C’est en ces termes que Pety Rakotoniaina commente le ...
suite
répondu par kitjo le 24/11/2006 12:00
bazylou
(
21/11/2006 13:34)
13 contre 1
izany ny baolina izao!! ...
suite
répondu par ronaldo09 le 24/11/2006 19:02
