Liste des messages

Liste des messages, inserés par malalatinasoa, par ordre de date
malalatinasoa ( 20/08/2008 06:59)
Malagasy tsara alain-tahaka
Ianareo ve efa efa nahita na mahafantatra Malagasy nahavita zavatra misongadina teo @ sehatra iraisam-pirenena? Toa hoe olympiana, nandeha tany @ volana, manana prix nobel na manana record mondiale s... suite
répondu par ramistiana le 22/08/2008 20:50
malalatinasoa ( 14/07/2008 06:59)
Dinika manokana
Efa ela be no te-handray anjara @ dinika manokana blagues sy couples mixtes, tsy mety tafiditra mihintsy na dia misoratra anarana aza satria voalaza fa: "Tsy mbola neken'ny mpandrindra andray anjara... suite
répondu par ari.malala le 14/07/2008 07:40
malalatinasoa ( 21/11/2006 18:10)
fanesorana ny windows xp taloha
Ahoana kay ny tokony atao raha te-hanala ny windows xp taloha? Sa tsy maintsy mamerina manao formatage indray? Nanao formatage aho fa nitapolaka be tsy misy fika ilay windows xp pro tato nefa ny asa... suite
malalatinasoa ( 01/09/2006 14:15)
Voan-dalana malagasy
Inona kay rizareo ny karazana toaka malagasy tsara azo atao voandalana. Mba te hanandrana manko ny namako vitsivitsy maromaro nefa za tsy mahalala afatsy ny THB :). Misaotra o. ... suite
répondu par cutie le 03/09/2006 18:03
malalatinasoa ( 22/08/2006 04:49)
ny tsikinao mameno ny fo
Misy hira izay, henoko indray mandeha tany dago, dia tao @ radiovazogasy koa, fa tsy mety haiko ny mpihira azy sy ny titreny., ary ny tonony. Sao afaka manampy ahy ianareo? Misaotra betsaka :) Ohat... suite
malalatinasoa ( 15/07/2006 13:50)
namana ao Thailande
Misy namana ve ao Thailande? iarahana mikorana sy ivanitihana :P... suite
répondu par cutie le 10/08/2006 10:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036