namana ao Thailande
1. malalatinasoa
(
15/07/2006 13:50)
Misy namana ve ao Thailande? iarahana mikorana sy ivanitihana :P
novalian'i cutie ny 10/08/2006 10:15
2. dadabe
(
15/07/2006 14:36)
zah ihany koa mila namana ao fa misy olona haiko ao fa saingy tsy mpikambana ato @ serasera
raha tianao dia omeko anao ny momba momba azy ry malalatinasoa :wink:
raha tianao dia omeko anao ny momba momba azy ry malalatinasoa :wink:
3. malalatinasoa
(
17/07/2006 05:01)
dadabe:
zah ihany koa mila namana ao fa misy olona haiko ao fa saingy tsy mpikambana ato @ serasera
raha tianao dia omeko anao ny momba momba azy ry malalatinasoa :wink:
Tsy maninona mihintsy ry dadabe na eto @ namana izy na tsia, rehefa miteny gasy fotsiny. Misaotra mialoha
4. sarobidy
(
18/07/2006 09:33)
waouhhh milay zany fifanampiana sy firaisankinantsika ato zany dadabe a!
5. rabaradaka
(
18/07/2006 10:54)
Sendra tany Bangkok aho dadatoa indray andro zay de izao : ny Gasy mpanao afera no betsaka any fa ny mponina tsy hitako aloha. Asa ny mpanao afera ve no ilainao nefa ireny ange ka mividy entana de mody e
7. malalatinasoa
(
06/08/2006 17:22)
tsss, tonga dia lasa ilay teo.
Rabaradaka> za koa tsy itoetra ao fa andalo fotsiny ka, dia nanontany tena hoe sanatria sao dia misy namana serasera avy ao...
Fa ohatry ny poziny tsy misy ilay izy :(, dia lasa onjohonjoko za samirery eny izany :oops: