Fantatra fa ho resy d mtady fika hanaratsiana foana

1. hypermatouzoiide ( 21/11/2006 14:12)
Heverindry ketrina fa ketrina toa azy ireo ngamba ny vahoaka dia rebirebena @ fanaratsiana ny performance vitan'i "Mila vokatra maharitra" sy famahanan-dalitra ny vahoaka ny hani-kely anio tsy ahatonga fandrosoana lavitra akory. Ratsa-tanana dimy lehity tsy mahatonga hatraiza a, ny olona ary izao efa miezaka manakatra ny angadin'omby sy ny kibota, koa ny an'ialahy mbola ratsa-tanan'ialahy dimy ireny ihany no hamahanan'ialahy t... ny tantsaha eo.
2. Fiffi ( 21/11/2006 14:52)
iza hono zany ry hyp .....?:roll:
3. vahatra22 ( 21/11/2006 15:31)
tena marina izany e! mamba noana daholo ireo! ry ratsihonana izany mo d' efa romotra mihitsy! nefa tsy atakalon' ny ol an- dRavalomanana! sady tsy fantany fa arakaraky ny anaratsiany an-dRavalomanana no itiavan' ny ol an-dRavalomanana!
4. fijo ( 21/11/2006 22:40)
ka tsy afaka hoaiza fa efa hay fa horesy dia aleo aloha mikiredy mafy
5. patrick2002 ( 22/11/2006 13:49)
provocation sisa no atao fa efa hita fa ho resy, izay no maha afrikanina ny mpanao politika gasy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0558