Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Robert ( 23/11/2006 20:41)
Chef de l'opposition
Rehefa vita ny fifidiana @ 3 déc de izay Kandida faha-roa mahazo vato be indrindra no atao chef de l'opposition malagasy. De miainga @'io ilay platte forme de l'opposition, Hisy lajany kokoa... tohiny
novalian'i Robert ny 26/11/2006 04:44
kelly13 ( 23/11/2006 20:03)
xml
xml izany hoe extra medium large v??? le soratra mena² eo akaikin'ny hoe "eritreitra mandalo" na "fitiavana" na ny hafa io refa manokatra ilay "forum" =))=))=))... tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 01/12/2006 18:13
kelly13 ( 23/11/2006 19:56)
"V"
"V for vendetta" ms tsy nety hita ny tarehan'i lery nefa lery ôtran'ny hoe kilasy b zany!!! nahafinaritra ahy ilay tatara!!!... tohiny
novalian'i kelly13 ny 24/11/2006 19:01
fanaina ( 23/11/2006 19:39)
mora lazaina oooo!!
mba gaga ny tanora sasany aho fa maika hery ity vava milaza hoe tiako ianao na koa atolotro ho anao ny foko nefa tsy mahay ny manantanteraka any izany ankory avy eo!!! ... tohiny
novalian'i vale ny 29/11/2006 10:35
xxx ( 23/11/2006 19:31)
zareo a
:roll:tsy aleo iany vé ravalo no eo satria isika vé dia hitsipadoa lakanitany vao atsasa-dalana no viany,bé laotra ireo te ho filoa ratsyzany vé tsy aleo sylla jack dia vita e,ratsy teo anié rava... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/11/2006 16:26
titimms ( 23/11/2006 18:31)
Krismasy
ho avy ty ny krismasy, inona dray zao no sakafo mba hafa, akoatran'ny vorona sy ny forongony ?... tohiny
novalian'i vivi ny 07/12/2006 18:14
popeye ( 23/11/2006 18:11)
Maintimolaly TD6 tao @ JULF 1985-1986
Miantso antsika rehetra mpiara-mianatra fahiny tao @ [b]TD6 Lycée Jules Ferry taom-pianarana 1985-1986[/b] mba hanoratra sy hanome ny adresse mail-tsika amin'i ramorasata@gmail.com mba hanomanantsika... tohiny
novalian'i andrea ny 01/12/2006 15:01
ikaretsaka ( 23/11/2006 18:09)
Taolana efa tapaka sy ny hatsiaka
nareo toko ave rehefa tratran'ny hatsiaka ny taolana tapaka taloha di atena marary be? ny ahy ny lohaliko no ni deboite taloha dia efa sitrana tsara izao fa avy tany dago za no tratran'ny rurunina t... tohiny
bazylou ( 23/11/2006 16:36)
ny diaspora izao
dia efa mihena ny mankafy an'ilay 8!! satria feno resa be fotsiny nefa rehefa hangataka aty aminay ihany!!... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/11/2006 23:30
bazylou ( 23/11/2006 13:44)
mba misy ve kandida
afaka manao visoconference ohatran'i Herizo ve??? Nahaona ny sasny no tsy mahazaka sa....???... tohiny
novalian'i manantsoa ny 24/11/2006 15:39
rnjp ( 23/11/2006 12:43)
Ny AINGA bonne anniversaire aky Malala
Mba omeo kely ny tonon'io hiran'Ny Ainga io ange zah azafady eh... tohiny
tezitra ( 23/11/2006 12:03)
censure eto @ serasera, serasera tsy demokrat
nanoratra aho omaly dia no-censuré-na(nofafana); alalana avy aiza no amafanao izany eto fanontaniana, ho ampianariko ianareo: -Aiza moa no foibe misy ny serasera, [u][b]1)any madagascar[/b][/u]?:... tohiny
novalian'i kitjo ny 25/11/2006 19:17
jaguar ( 23/11/2006 11:38)
ina no objectifn-tsika @fiainana ity?
isika ve zany dia natao hatory, hisakafo hiteraka, hanam-bady amanjanaka dia avy eo ho faty? zay ve?... tohiny
novalian'i prime ny 01/12/2006 13:48
MOUSTE ( 23/11/2006 11:15)
Fangatahana hira
Slt an Izaho dia mba mila ny tononkira'ny JERRY MARCOS Fety Be sy Mafoaka... tohiny
novalian'i tsingy ny 25/11/2006 22:17
fithahiana ( 23/11/2006 11:07)
Fantatro fa...
Mba mitady ilay hiran'i Anyah hoe " Fantatro fa..." iny ry reto a!Misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i fanaina ny 23/11/2006 19:41
lemenakely ( 23/11/2006 09:38)
Hafatra ho an'ni HERY....
Raha tsy diso ny fitadidiko dia izay sary somary mamoa-fady dia esorina avy hatrany : maromaro ny sary nisy an'izany tao taloha ary dia dia nofafàna nefa toa misy sary hafahafa ihany surtout ho an'ny... tohiny
novalian'i kelly13 ny 03/12/2006 12:41
ihaj ( 23/11/2006 09:32)
Mitady mpihira vehivavy, Paris-RP
[[ Miala tsiny dieny mialoha amin'ny namana hery raha miverimberina loatra ilay lohahevitra. Afaka esorinao raha tsy mety fa tsy ifanomezan-tsiny e! ]] Manahoana e! Tarika am-perinasa (rakin-kir... tohiny
novalian'i tywa68 ny 05/12/2006 15:09
ihaj ( 23/11/2006 09:23)
Mitady mpihira vehivavy Paris-RP
Manahoana e! Tarika am-perinasa (rakin-kira, horonan-tsary, fampisehoana) efa ho herintaona eto Paris, mitady mpihira vehivavy 17-28 taona. Na vao mianatra na ny efa manana traikefa dia ekena daho... tohiny
novalian'i fanaina ny 23/11/2006 20:22
ravatorano ( 23/11/2006 08:18)
sambany teto antany nisy an 'izao toe javatra izao
aiza no nisy an izany hoe kandidà marobe izany indray hanao fampielezan kevitra d iza no hofidiana d iza no ho tohanana tena matrina ny lazain i kitjo fa tsy zakan ny olona ka na eny amin ny karti... tohiny
novalian'i kitjo ny 25/11/2006 09:58
kitjo ( 23/11/2006 07:37)
cotisation! andehanana eny mahamasina!
nnddrriii... mampalahelo be fa tsy hahavory olona dia nitambatra sitrany ahay otrin isaky ny kandida zao ny cotisation @io hanaramana olona hanatrika azy any e! tandremo ndraya ry tsy mena ny... tohiny
novalian'i kitjo ny 25/11/2006 10:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7154