ina no objectifn-tsika @fiainana ity?

1. jaguar ( 23/11/2006 11:38)
isika ve zany dia natao hatory, hisakafo hiteraka, hanam-bady amanjanaka dia avy eo ho faty? zay ve?
novalian'i prime ny 01/12/2006 13:48
2. tywa68 ( 23/11/2006 12:23)
:D:-w:-w:-w
3. jefra ( 23/11/2006 12:45)
Manao politika, d manao polifika, d mifampifosafosa, d mifanampinampy, d mifanenjikenjika....d mpinamanamana eny, d soa ihany fa miha antitra sy maty d mba misy handihizan'ny taranaka ao aoriana indray.

Fa ilay mirevy miaraka am tavohangy sady mitono hena aloha tena ... filamatra e!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. majesty ( 23/11/2006 13:40)
teraka dia manambady dia maty ???
5. kelly13 ( 23/11/2006 13:53)
za zao mba t hanana jaguar. sa tsy objectif zay? hihii
6. soanja ( 23/11/2006 14:53)
jefra:

Manao politika, d manao polifika, d mifampifosafosa, d mifanampinampy, d mifanenjikenjika....d mpinamanamana eny, d soa ihany fa miha antitra sy maty d mba misy handihizan'ny taranaka ao aoriana indray.

Fa ilay mirevy miaraka am tavohangy sady mitono hena aloha tena ... filamatra e!:-D:-D:-D:-D:-D:-D


zany tokoa ve ry Jefra. Ok fa mazava.(l)


7. jefra ( 23/11/2006 16:50)
soanja>> Sao be tantara an! Noheveriko tsy hisy mpahafantatra :-D:-D:-D:-D
8. Fiffi ( 23/11/2006 16:53)
jaguar:
isika ve zany dia natao hatory, hisakafo hiteraka, hanam-bady amanjanaka dia avy eo ho faty? zay ve?
zay fotsiny ve ny objectif ny fiainanao ry jaguar ?


9. ikaretsaka ( 23/11/2006 17:19)
le hoe teraka de matory de mianatra de mahazo asa de manambandy amanjanaka de maty ngamba tsy hoe objectif fa lalan'ny fiainana tsotra fotsiny
10. soanja ( 23/11/2006 17:33)
jefra:

soanja>> Sao be tantara an! Noheveriko tsy hisy mpahafantatra :-D:-D:-D:-D


Arako tsara ka. Zah manaramaso le fosafosa. :-D:-D(l)


11. booboo ( 23/11/2006 17:56)
le hoe teraka de matory de mianatra de mahazo asa de manambandy amanjanaka de maty ngamba tsy hoe objectif fa lalan'ny fiainana tsotra fotsiny


Miombon-kevitra.



12. xxx ( 23/11/2006 19:24)
Miala tsiny aho milaza amin'i jaguar fa eny no valiny.
dia mianatra dia mampianatra
13. nolalaina ( 23/11/2006 19:58)
Zaranareo aza misy anreo atao eto @ ty fiainana mandalo ty kou!!
14. dailynews ( 23/11/2006 20:14)
@ maha kristiana ahy dia ny fomba fijeriko azy izay revelation vao azoko vao haingana mihitsy dia ity ny valiny ho ahy.
Raha niantso ny mpianany ny Tompo Jesoa dia hoy izy hoe: " manaraha AHY ary ataoko mpanarato olona ianareo" (Marka 1: 17). Ary mino aho fa ny tsirairay ihany koa dia antsoin ny Tompo ho mpianany.. donc, mifintina @ ity amiko ny atao hoe fiainana sy ny mombamomba azy rehetra.

1-manaraha Ahy => ny fianana kristiana rehetra dia miaraka aminy sy eo aminy h@ kely indrindra ka h@ lehibe indrindra. Ny asako, ny fianakaviako, ny hobby-ko, ny decisions-ko rehetra, ny tanjoko eo amin ny fiainana, ny fomba fiteniko, ny fomba fihevitro, ny fomba fijeriko, ny fomba firesako, ny fombafombako rehetra.........

2-ataoko mpanarato olona ianareo=> mizara ny Teny soa ho an ny rehetra ary mitondra olona ho an ny Tompo. Mampahafantatra ny olona rehetra ny atao hoe famonjena...
15. tsimiandravola ( 23/11/2006 23:18)
jaguar:

isika ve zany dia natao hatory, hisakafo hiteraka, hanam-bady amanjanaka dia avy eo ho faty? zay ve?
-Raha apetrantsika amin'ny sela iray ny fanontaniana,dia ahoana re no havaliny e?Sa eritreretinareo fa tsy afa mandre izy satria tsy manantsofina? Tsy afa- misaina sy manapa-kevitra izy satia tsy misy adi-doha!

-Raha apetrantsika amin'ny mponina ao amin'ny fokontany iray ny fanontaniana,dia samy hanana ny heviny ny olona:misy ny hilaza fa ny azy dia ny afera no tena votoatin'ny fiainany,ny sasany angmba dia ny hoe fanatanjahan-tena,ny sasany ny fivahinianana.
Fa ny itambaran'ny rehetra dia ny fitazonan'aina amin'ny fisakafoanana,ny fitediavana ny hananana taranaka,ny fahalalàna sy ny fananana fahasalamana....

-Raha apetraka amin'izao tontolo izao indray ,na ny miaina na ireo heverina ho tsy misy aina,ny fanontaniana dia inona no mety havalina???

NY TIAKO HO LAZAINA AMIN'IREO REHETRA IREO DIA TSY INONA AKORY FA NY HOE:AZA MIERITRERITRA ISIKA FA FOITRAN'IZAO TONTOLO IZAO (toy ny frantsay hono :-D ). METY MAHADISO NY FIHEVERANA FA ISIKA NO EO AFOVOAN'IZAO REHETRA IZAO,ARY NA NY MASOANDRO AZA DIA MIHODINA MANODIDINA NY TANINTSIKA ARY NATAO HO AN'NY TANINTSIKA SAMIRERY NA NY VOLANA NA NY KINTANA REHETRA.NY FIHEVERANA TOY IZANY NO NAHATONGA NY "BEDOIN" HAMORONA ANDRIAMANITRA MBA HAHA OLOM-BOAFIDY AZY IREO KA HATAONY TEHINA SY FIAROTRATRA HIAROVAN-TENA AMIN'NY EMPIRES NIFANDIMBY TANY MOYEN ORIENT.NY FIHEVERANA TOY IZANY NO ANTSOINA HOE EGOCENTRISME MAHATONGA OBSCURANTISME.

NY HEVITRO DIA TOY NY AN'NY SIANTIFIKA SASANY MANAO HOE:ISIKA DIA FITAOVANA AMPIASAIN'NY NATIORA MBA AHAFAHANY MAHATSAPA NY FISIANY SY NY FAHAVELOMANY,ARY NY TSIRAIRAY AVY AMINTSIKA DIA TOY NY SELA TSOTRA EO ANATREHAN'NY COSMOS.NY FISIANTSIKA SY NY FIAINANTSIKA DIA FISIANA SY VAVOLOMBELON'NY AIN'IZAO TONTOLO IZAO.RAHA MANDRAKIZAY IO,DIA MANDRAKIZAY ISIKA.RESAKA RECYCLAGE FOTSINY SISA NO RESAKA MANOMBOKA EO.ENY FA NA DIA NY SYSTÈME SOLAIRE MANONTOLO AZA DIA MISEDRA AN'IZANY RECYCLAGE IZANY.


16. Simpona ( 24/11/2006 07:52)
isika ve zany dia natao hatory, hisakafo hiteraka, hanam-bady amanjanaka dia avy eo ho faty? zay ve?


Ny fiainan'y sakanay no hitako mitovy amin'io, izy aza mbola mlilalao ndraindray :D:D
17. Achia ( 24/11/2006 08:35)
:-D:-D:-D
18. booboo ( 24/11/2006 08:35)
:-D
19. jaguar ( 24/11/2006 09:19)
te hamaly ny resaky fiffi sy ikaretsaka kely za!
Matoa za mikozy anio dia ny fahafantarako fa be ny olona tsy misy objectif eo @fiainna fa made routine fotsiny, ka io zany tsy objectif mintsy toy izay nolazainareo fa zavatra tsy misy objectif mintsy.
-Ny faha2 dia ny objectif teneniko dia tsy oe hamorona trano na inona fa le raison d'etre mintsy.Le oe maninona no mivavaka(satria misy tanjona tina tratrarina aoambadika ao), misy fiainana hafa mintsy ivelan'ity fiainna tsis lohany sy vodiny ity, fa isika akory tsy voahozona hiaina ao antinn'izao mandra-pahafaty.
-ny faha3- dia hoa an'i simpona: raha ny sakanareo no manao otranio dia mba azo lazain'la ve ny fianan'la azfd, ra mety!Ary milaza ela de mba ataovy izay tsy itovizany @le saka na alika tsy taddko mba ahitanay zavabaovao
20. prime ( 24/11/2006 09:39)
Ny tanjon'Andriamanitra dia ny mba tsy hisy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay... ka asakasaky ny tsi11 sisa ny tohiny...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5232