Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lagoon ( 25/11/2006 14:18)
Olona 400 fontsiny no tonga teny Alarobia
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D Ity izay te hihaino vao².tena mahamenatra mihintsy marina mafy.Firy % izany 400 izany?? I Mananadafy aza niala-pà!! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D Efa mazava... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 27/11/2006 16:35
bazylou ( 25/11/2006 14:14)
comme par hasard
Lerôla kely fait des malheurs et devient parmis les 4 favoris!!!!!! hoy ny mpanao sondazy rehetra... tohiny
novalian'i xxx ny 26/11/2006 10:30
xxx ( 25/11/2006 13:35)
hira
marion... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/11/2006 16:24
nyA ( 25/11/2006 13:19)
hetraketraka ; fo mihazakazaka ; hasaramanitra ; sedra
mba mitady ireo tonon-kira'ny tarika rebika ireo azafady ary mba alefaso amin'ny nyaina_rbk@yahoo.fr... tohiny
novalian'i lanto ny 26/11/2006 09:25
kitjo ( 25/11/2006 12:51)
Samia milaza!
Ndao mba hanala azy kely e! Samia milaza izay artista gasy 5 voalohany tiany inddra sy vazaha: Gasy: [b]- Mahaleo - Bodo - Jaojoby - Rija Ramanantoanina - Lalatiana[/b] Vahiny: - Norah ... tohiny
lechiffre ( 25/11/2006 12:47)
les immatriculation des voitures de TIKO ...77
Raha mandinika ianareo dia ny immatriculation ny fiara rehetran'ny TIKO dia misy 77 AVOKOA!! Asa inona no antony ? sa hanantena ny hijanona eo @fitondrana hatramin'ny faha 77 taonany ve RAVALOMANA... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/11/2006 07:31
xxx ( 25/11/2006 11:29)
hangataka tonokira
mba mangataka tonokiran'i MARION rehetra raha azo atao"foiko ho anao" na "tsy miova" "raha mbola misy""tsy haiko lavina" "raha sitrakao" "vetso miampita" misaotra anao mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 16:01
colar ( 25/11/2006 10:41)
mangataka la gazette dgi
mba mangataka ny ol any dago zay mba afaka mampiditra ny dgi ato fa tsy mande mintsy ny site njareo e,isan andro mintsy ra mety e,politika farafaratsiny,misatra mialoha fa manana namana e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 17:54
Santiona ( 25/11/2006 09:47)
the regret is never before
Naôna daoly. Mba mitady tonon-kiran'i Bodo (the regret is never before) izay mba manana. Tsy hita fa mafy ihany ty tsy mahay angalis ty e! :oops::(:oops: :-P... tohiny
novalian'i pipiso ny 14/12/2006 13:52
kitjo ( 25/11/2006 09:33)
dia iza sisa?
Nanda Ratsirahonana Miala koa ity Elia anseee...mba mampalahelo ry zareo fa dia iza sisa zany no ho eny Alarobia e? http://madagascar-tribune.com... tohiny
novalian'i kitjo ny 25/11/2006 16:12
kaina ( 25/11/2006 08:07)
aiza no misy antsika gasy???
salanitra.ts mahita v nareo @zao oe lasa misy elanelana b ny tanora sy ny fiaraha monina.Ny hifanerasera ary v ahafaty.eo ko ny elanelana misy eo @ray@dreny sy zanaka .ts voataiza tsony ny fahendrena ... tohiny
novalian'i cutie ny 29/11/2006 22:38
bazylou ( 25/11/2006 02:28)
koboko tao
amin'ny hebdo omaly fa ho avy tsy ho ela hono i deba , !!! ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 10:59
lechiffre ( 25/11/2006 00:19)
Maro ny zavatra tsy ara-dalàna eto @ tanàna nefa dia EKENA!.
Raha ny fandinihako ny zava-misy eto @ tanàna eto dia MITSAMBIKI-MIKIPY ny ankabeazan'ny olona àry dia minia manaiky fotsiny izay ataon'ny mpitondra na hita izao aza fa tsy mety! 1- lasa vola bao... tohiny
novalian'i rainy ny 26/11/2006 00:52
SARERAKA2 ( 24/11/2006 23:30)
Ary raha mbà avadika moa izany ny rasa e!
Raha sakanana tsy ho à bordn'ny AIR MAD ny produits TIKO ,sakanana tsy ho à bord koany gazety le quotidien! Sakanana tsy ho eny @ mpivarotra ny produits TIKO rehetra ... sakanana ny olona tsy hiant... tohiny
novalian'i xxx ny 28/11/2006 22:37
hery ( 24/11/2006 21:50)
Tohano ny antsika: Spy D
Mandray anjara amin'ny [url=http://musique.aol.fr/imprevus-2006/groupe-amateur.html]"Les imprévus 2006"[/url] ny artista malagasy Spy D. Fifaninanana izay hamporisihana ny artista mba hisodrotra hatr... tohiny
novalian'i Papoose ny 05/12/2006 18:24
Rainimaharavo ( 24/11/2006 21:38)
lalana vaovao momba ny gazety
voalaza amin'izao fotoana izao fa hoe misy didy aman-dalàna vaovao homanin'ny fanjakana mba hanakanana ny gazety tsy hiteny izay tena marina eto amin'ny tanana. Toa hoe mitombo izay tsy izy ny sazy a... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/11/2006 14:22
SARERAKA2 ( 24/11/2006 21:10)
Ireo mpomba an-DRAVALOMANANA sasantsasany MAHAMENATRA!
Tongo-bakivaky ka sady maharary no mahamenatra ny ataon'ireo mpomba an-ndRAVALOMANANA sasantsasany eto @ tanàna eto indrindra moa @ izao propagande izao.Ao ireo mandrovitra ankitsirano ny affichen'ny... tohiny
novalian'i niryna ny 18/12/2006 00:02
ikaretsaka ( 24/11/2006 20:58)
Ny mivavaka sy mino @ gasy
ny gasy toko hoa rehefa hoe resa-pivavahana sy finoana dia lasa mirona be any @ Kristianisma e! nefa hoe [b]Fivavahana sy finoana[/b] no tena main topic fa tsy voatery hoe kristianisme Sa ko @ gasy... tohiny
novalian'i soanja ny 17/12/2006 00:10
tokymashi ( 24/11/2006 19:28)
manina (nanie)
tononkira ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 16:02
tsangana ( 24/11/2006 19:23)
zavatra misongadina
Inona ilay zavatra misongadina amin'ny fiainanao ka nahatonga anao ho IANAO io ankehitriny: diploma ve, asa aman-draharaha ve , vola azo tamin'ny loto ve, fianarana sy ny ezaka mba ho tafita ve , sa n... tohiny
novalian'i andry08 ny 29/11/2006 17:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.6686