Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andolanto
(
23/11/2006 07:10)
tena tiako ianao ( mirado)
bonjour daholo o! mba mangataka an'ilay hiran'i Mirado hoe "tena tianao anao" re raha mba misy manana e! de misaotra mialoha e! bisous....
tohiny
xxx
(
23/11/2006 06:11)
vonjy aina ity
Miarahaba anareo rehetra indray,
Tongo-bakivaky, sady maharary no mahamenatra, vonjeo fa vonjy aina ity. Manana cousine izay aho, taiza ao antrano 17taona izy, hianatra no andefasan'ny reniny az...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/12/2006 18:07
salmo
(
22/11/2006 22:34)
sipa be dia be milay
Mety ve ny manana joba maromaro, isakiny firenena vitsivitsy, alohany hazahoana ny akohonana? :-P...
tohiny
novalian'i ramahaay ny 17/12/2006 00:01
totofy
(
22/11/2006 22:12)
mba omeo hevitra hoe azafady !
nieritreritra ny hividy daba any belgique ny namana alefa eto la frantsa , misy afaka manome sy manoro ve ny atao tsy misy olana ve ny fampidirana , ny CT douane sns...véhicule utilitaire fa tsy plai...
tohiny
novalian'i totofy ny 28/11/2006 09:02
bazylou
(
22/11/2006 21:33)
ary ahoana indray ilay hoe
izahay aty SOFIA tsy mila an'ilay ra8 io!! tena nahazo kapoka mafy tazy nefa ny campagne tao an tanana nentin'ny pastera fjkm!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 22:38
Mariano
(
22/11/2006 21:08)
mitady tononkiram-pivavahana
Salama daholo isika rehetra, mitady ny tonon'ilay hira katolika manao hoe : Tompo ò hamafiso ny finoako, misy hoe ho anao e, ny fianako any amin'ny fiverenana, mba miangavy an'izay manana na mahita ...
tohiny
novalian'i prime ny 04/12/2006 11:09
kelly13
(
22/11/2006 21:05)
hono hoa ...
... inn lôtra kay no tsy itiavan'ny oul tongotr'omby, tongo-kisoa, atikena omby etc...???...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 30/11/2006 13:25
jefra
(
22/11/2006 21:04)
ROI Oktobra: Interview Gl R.Andriamaholison
Tena lavabe, natokana hoan'izay tena mazoto:lol::lol:
Revue de l'Ocean Indien d'Octobre 2006.
Crise de 2002: Le General Richard Andriamaholison aurait opté pour un coup d'etat.
Propos recueill...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 07:58
cabot
(
22/11/2006 20:06)
mba mitady any TIANA TSIVAHINY
MBA AIZA OA NY TARIKA TSIVAHINY E§ INDRINDRA LAY RASTA INY...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2007 12:41
Fiffi
(
22/11/2006 20:02)
Loza
[img]http://img66.imageshack.us/img66/1240/photo2398347zv6.jpg/[/img]
Loza ryv zareo ity zavatra nitranga androany hariva ity an !
Vehivahy vao 23 taona maty lanin'io alika io ! zany hoe nanana ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/12/2006 12:48
Aino
(
22/11/2006 19:18)
inn no tsara tsara kokoa?
rehefa @ tsingerenany taonako mba te hanomana sakafo gasy ho any namako aho ry zareo ah!! nefa tena tsy misy tadidiko tsara dol, ka inn kay no mba hoe sakafo tsara tsara kokoa mety ho tiany ry zareo i...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 01/12/2006 11:05
Fiffi
(
22/11/2006 18:40)
Fanakorontanana.
Tratra ny fitaovam-piadian'ny jeneraly Fidy .
Rava ny tetika nokotrehin'ny jeneraly Randrianafidisoa. Saron'ny mpitandro ny filaminana daholo teny an-trano fonenany ireo fitaovana samihafa saika ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 22:57
fasaly
(
22/11/2006 17:42)
tena dadany ndray iny an!
efa tonga ndray zao ny litchi importé avy any madà eny am grande surface re oul! nipingapinga ny tenanay saika hividy, hounnnnnnn! litchi 500g hono no 5 euro:{:{:{:{ izany hoe 100g = 1euro lasa ny s...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/11/2006 15:42
fasaly
(
22/11/2006 17:37)
mitady!!!
mitady namana hanao tsena krismasy, hividy girlandy sy sapin ary kilalao:roll::roll::roll::roll::?:?:?...
tohiny
novalian'i henrie ny 05/02/2007 20:39
Imahaka
(
22/11/2006 17:21)
tsaho
ary i Salmo toa manely tsaho foana no ataony e!gadraiko eo ialahy fa tohizo ihany...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 22:58
voromailala
(
22/11/2006 17:20)
Toa tsy misy mandeha ny site .mg?
Toa tsy misy mandeha daholo ny site .mg rehetra,
wanadoo.mg,...sns...
tohiny
novalian'i MTN ny 23/11/2006 18:41
lemenakely
(
22/11/2006 17:17)
Misy mahay recette mofo mangahazo ireny ve ô!
Mbà manontany raha mbà misy mahay ny fanaovana mofo mangahazo e! Misaotra mialoha raha misy mahay...
tohiny
novalian'i titimms ny 23/11/2006 18:04
lemenakely
(
22/11/2006 17:04)
Racisme ! envers les noirs et les arabes ...
Rehefa tena alaina @ saina tsy miangatra dia mi-comprendre andry zareo frantsay ihany aho momba ny racisme manoloana ny arabo sy ny maizina , raha ny zavatra hitako androany!
Vers la SEINE ST DENIS ...
tohiny
novalian'i mirana5 ny 23/12/2006 20:02
Imahaka
(
22/11/2006 17:03)
lasa hendry hono izy
Hoy ilay namako izay (sipa izy): Izaho leisy lasa hendry be, lasa manaja ny olon-tiako, lasa tokam-po, hatrizay tsy nahafahako nampiasa internet izay intsony. Taloha aho hoy izy, mitsaty dia raiki-pit...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 16/12/2006 18:36
Imahaka
(
22/11/2006 16:57)
Hitako ihany
Hitako androany ny maha-afrikanina antsika,
Sady atsy andrefana atsy kay ny lakan-dranon'ny mozambika,
Ny elakela-trano,
Ny elakela-bohitra,
Ny elakela-javatra rehetra tsy ankanavaka e,
Raha tsy ...
tohiny
novalian'i nolalaina ny 27/11/2006 16:25
