tena dadany ndray iny an!

1. fasaly ( 22/11/2006 17:42)
efa tonga ndray zao ny litchi importé avy any madà eny am grande surface re oul! nipingapinga ny tenanay saika hividy, hounnnnnnn! litchi 500g hono no 5 euro:{:{:{:{ izany hoe 100g = 1euro lasa ny saiko hoe ny mpanondrana lay litchi ve zany de mbo mahazo 1 euro akory ny 100g??????:roll::roll::roll: iza no tena mahazo amzao zany:roll::roll::roll: laliona mitsy kou !
novalian'i Fiffi ny 30/11/2006 15:42
2. booboo ( 22/11/2006 17:52)
lé eny an-tsena reny ndraindray misy manao mora fa lé refa afarafara kokoa fa tsy zao am-boalohany zao....
3. xxx ( 22/11/2006 17:59)
tsy avy any mada le izy rah ny dinika ry ambadika

http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4561cc8356327
4. Fiffi ( 22/11/2006 18:02)
fasaly: toa mbola tsy avy any dago akia io fa mbola @ le 4 Désambra vao mandefa ny avy any an ! de zay no maha-lafo azy satria tsy misy concurence !
5. chipie1 ( 22/11/2006 18:18)
ié aloha loatra izao zay kou no mety mampalafo azy raha ...
6. Fiffi ( 22/11/2006 19:05)
:)sady tsy betsaka ny avy any ! zay koa angamba no nahatonga ny avy any dago mbola tsy nalefandy zareo ! de @ zay lany aingana de indro ny avy any ...hummmm :):miam::miam::miam:
7. fasaly ( 22/11/2006 19:21)
xxx: tena misy siratra we litchi de madà am emballage ka! isataona misy foana, nefa mbola mata kisoka kely no bitika kely tssssss.......kivy be zà kou!
8. fasaly ( 22/11/2006 19:23)
fiffi: non! tena misy soratra hoe litchi de madagascar mitsy nge lay fonony e!
zà mpividy foana isataona mantsy fa ity ndray mitoraka ty tena 5 euro be zao ny 500 g.
tamzà tany dago torzao aky efa nihinana litchi a!:wink:
9. kelly13 ( 22/11/2006 20:44)
sao mba mody² soratany hoe avy any mada ankia zany litchis zany?
za klou aty d rare ny mividy azy satria,sady maintso kely no mahia kely nefa lafo beuuu ary tsy d matsiro! any mada v nama mahavita mihanika hazon'ny lodshi (loll) mintsy mihinana mandrampaharary kibo!!! aty natao fanitikitihana vavony fotsiny sy haingona panier a desserts lolll!!!

andefaso ankia za ry fasaly a, lollllll!!!!
10. fasaly ( 22/11/2006 21:19)
non mino zà fa avy any mitsy ka! misy tonga foana ao am lay magazay avy madà isataona fa lay prix no tena dray dray dray!!!!!
11. vale ( 22/11/2006 21:22)
fasaly: miandrasa kelikely fa mora koukou izy reefa akaiky noel iny!
12. fasaly ( 22/11/2006 21:30)
ka zà vao mahita anlay izy de mola be kou!:wink: fa mahandry zà ka! zà ve ky hividy litchi 1 euro ny 100g nefa any amdà zany 1 euro zany efa ikg be zao no azo amzany, zay foana no jereko ampitahaiko am prix any de try mividy zà raha vao io prix io :°)tsssss kou raha tsy litchi vlamena ko!:?
13. xxx ( 22/11/2006 22:07)
Tsy mbola tonga aty Mada tokoa le PUB hoe ACHETER MIEUX et VENDRE PLUS.....d'IZAY NO FANDROSOANA...
14. ratonga ( 22/11/2006 22:51)
fasaly: ngodé ny vôn kosa aza no volamena, sady matetika lé kelikely reny bé vôn bé zara ra misy hoanina:(
15. fasaly ( 23/11/2006 06:48)
:x ratonga: fita wa reny kelikely reny mitsy no be voniny!:x tsisy ho hanina akory amzay izy amin'io efa tsisy ranony tsony fa maina kely de amidy 1 euro ny 100g:?:cry::-D:-D:-D:-D:-D angamba zà hanao fambolena litchi raha izao no mitohy kou!:-P
16. Fiffi ( 23/11/2006 08:14)
fasaly:
angamba zà hanao fambolena litchi raha izao no mitohy kou!:-P
maniry tsara io kah ! saingy tsy lasa hazo be ! fa hatao "plante d'appart " fotsiny ! de rehefa ririnina de ao an-trano , rehefa été de avoaka any ivelany ! fa aza manantena kosa akia hoe hisy voankazo an ! hihihihi


17. tandry ( 23/11/2006 09:38)
fasaly:

efa tonga ndray zao ny litchi importé avy any madà eny am grande surface re oul! nipingapinga ny tenanay saika hividy, hounnnnnnn! litchi 500g hono no 5 euro:{:{:{:{ izany hoe 100g = 1euro lasa ny saiko hoe ny mpanondrana lay litchi ve zany de mbo mahazo 1 euro akory ny 100g??????:roll::roll::roll: iza no tena mahazo amzao zany:roll::roll::roll: laliona mitsy kou !



salut fasaly tena marina ve zany 5€ izany ny 500gr gravy zany ny mahazo tombony dia ny fanjakana
18. Fiffi ( 23/11/2006 10:28)
tena marina io hoe 5€ ny 500g kah ! zah efa nahita taty frantsa nihoatra ny 15€ ny kilao !
19. fasaly ( 23/11/2006 11:43)
tandry tena marina io ka! tsy mandainga zà na mamaorona fa 5 euro ny ravier de 500g:x:?
20. vale ( 23/11/2006 12:59)
Fiffi: gaigy be zany!:? manararaotra loatra, jereo any @ carrefour ry reto fa any manao mora a!!

fasaly: marina alou fa voasarika e, stt hoe avy any mada, fa izao:°)rehefa mandalo eny akaikn'ile litchi ndry de atodiho kalou ny maso tsy hijerijery any, :lol::^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5831