tena dadany ndray iny an!
41. Simpona
(
27/11/2006 13:18)
TSy possible avy aty dago zany raha tsy hoe tam varo-maizina. Misy lalanany ny fiotazana sy y fanondrana lichi avy aty dago ary ny MINAGRI no manome top amin'ny campagne de récolte. Misy rafitra manara-maso ireny voly fanondrana ireny eto amitsika.
42. sakaizakely
(
27/11/2006 13:32)
Mamptelindrora kou zany resaka litchi ato zany. Za ndry ry reto tsy mpanenjika litchi any am grande surface fa mankany am sinoa any belleville na any @ 13è ao paris, fa ny litchi any am sinoa tsy traité toy ny avy any amintsika, dia tena mbola menamena sy bodaboda be ranony be mamy be. Fa miandry desambra vao mividy ka. Ary tsy lafo mankaiza fa 7-9 euros ny kilao fa tsy mampaninn, izay indray mandeha iny, mandraoka 4-5 kilao isaky ny maka.
Mazotoa hoamana e !:P
Mazotoa hoamana e !:P
45. fasaly
(
29/11/2006 11:41)
ary ho toriko zany lay magazay fa mpisandoka manao pub sandoka:x:roll::roll::roll: de licthi de madagascar be zao no hotako fa ny prix no nampihemotra ahy sinon efa nikepoka kou za na dia maina kelu aza:wink:
46. Fiffi
(
29/11/2006 15:52)
ratonga:le izy aza mbola @ 4 Desambra vao misy koh ! fa zah milendalenda fotsiny sy mitelin-drora ato .
mbà zarazarao ry fiffi fa aza dé mihinandrery eo!
melci :miam:hummm
fasaly: tena azo toriana mihintsy zany pub mensongère zany an !
47. fasaly
(
29/11/2006 19:35)
kalou refa miverina ao am magazay ao aho de alaiko sary mahitsy lay soratra de asehoko anareo eto raha mbola misy ny litchi:?
48. Bakobako2
(
29/11/2006 20:35)
jerenareo angé reto sary reto e! maintro vel ôtrany inn , refa tena jerena maso eny am pivaritra reo vô naiky loza www.cthh.org/litchi/campagne/2005-2006/2006.fs06-litchis.htm