tena dadany ndray iny an!
24. Simpona
(
24/11/2006 07:55)
fiffi: non! tena misy soratra hoe litchi de madagascar mitsy nge lay fonony e!
zà mpividy foana isataona mantsy fa ity ndray mitoraka ty tena 5 euro be zao ny 500 g.
tamzà tany dago torzao aky efa nihinana litchi a!
Fasaly > sao de fôsk zany ??? Taraiky be ny orana teto dago tam ty taony ity, raha tsy diso aho toa mbola tsy nisokatra ny campange litchis,
Ngamba kosa tsy mbola tonga any ny avy aty dago e.
26. vale
(
24/11/2006 12:32)
Fiffi:Fiffi::-D:-D:-D justement, mbola tsy fotoany izao fa reefa any afovoany mois de décembre any izy no mora!:lol::-*
heu....shhhh herinandro mahery io !
27. Samoana
(
24/11/2006 14:47)
mety ilay vôniny no mahalafo azy satria mbola azo anaovana toupie ho an'ny kilonga:lol:. Mba manao bizna rizalahy fa efa akaiky noely.
28. Simpona
(
24/11/2006 14:54)
TSaroako tokoa lets ireny kilalao fahazaza.
Am fahavokaran'ny litchi dia manangona ny vôniny (:roll::roll:vônina litchi io an ! :D)de ampadihizina, na le atao marto de ampiadiana.
Asa raha mbola manao ireny ny boaikely am'zao :wink::wink:
Am fahavokaran'ny litchi dia manangona ny vôniny (:roll::roll:vônina litchi io an ! :D)de ampadihizina, na le atao marto de ampiadiana.
Asa raha mbola manao ireny ny boaikely am'zao :wink::wink:
29. Fiffi
(
24/11/2006 21:16)
mbola tsy vokatra ny litchis any dago... mbola tsy latsak'orana hono ary ireo olona maika ny ihinana de narary kibo.....de mitombona tsara hiany zany hoe any @ 4 Désambra any vao tonga aty ivelany ny litchis .
fasaly: tena siora akia fa tsy avy any Dago zany litchis zany an ! nisy olona tonga avy any androany ary nilaza fa mbola tsy vokatra fa ny manga no efa misy.
fasaly: tena siora akia fa tsy avy any Dago zany litchis zany an ! nisy olona tonga avy any androany ary nilaza fa mbola tsy vokatra fa ny manga no efa misy.
31. Fiffi
(
25/11/2006 07:32)
Campagne de litchi. Quatre bateaux assureront l’acheminement du litchi de Madagascar vers l’Europe. Cela va aller très vite…
La date officielle fixée au 04 décembre
La date officielle fixée au 04 décembre
34. fasaly
(
25/11/2006 22:41)
fiffi : tsy haiko na efa na tsia fa ny soratra eo am emballage no hitako hoe de madagascar de zay no nahatalanjona ahy amzay 5 euro:? de arnak njay zany ny litchis hamidinjareo raha izany lol!:?
35. Bakobako2
(
26/11/2006 11:12)
Za lou ry reto de menatr'oul mintsiny am ty loditsy mata kisoka tonga aty Europa ty a,
ny tena zany mba oul fantatr'oul, de reo zany mividy any am grande surface any fa mahita an' lay hoe: venant de Mada , miezaka manazava a hoe tsy ireny oa ny letchi gasy fa menamena no sady vaventy tsara.
:oops: :oops: :oops:

36. Fiffi
(
26/11/2006 18:20)
fasaly: grave koh zany akia an ! shhhh ! de @ zay de hsiy mpividy ve no mahatonga azy hanao an'zany ? ny avy any Dago manko tena malaza mihintsy an !
39. fasaly
(
26/11/2006 20:54)
fiffi: tsy haiko aky fa tsy hitako ny interet njareo hoe asina soratra hoe avy madà lay litchis fa mety avy any ihany ange lay izy e!:roll:
40. Fiffi
(
26/11/2006 21:08)
an3 ! tena tsy possible akia io an ! ny any Dago aza mbola tsy azo hanina fa toa hoe narary kibo daholo ny olona nihinana nefa mbola tsy latsak'orana akory le izy ! sady mbola maintso !