Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
SARERAKA2 ( 24/11/2006 19:21)
VONOY AHO HOY IZY FA AFAKA 3 ANDRO.....
SARERAKA dia tsy maintsy hiteny raha mbola misy zavatra tsy rariny na aiza na aiza ! Koa dia mamerina ny fiarahabàna ny MPISERASERA REHETRA e! Na novonoina ary aho hoy izy afaka 3 andro ihany di... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 08:25
tezitra ( 24/11/2006 19:05)
RAGALASAM ISANY MUSCLEZ-VOUS
[b]METY NY SUDAF, et MERCENAIRE EN PLUS , HONO NO HISAMBOTRA AN' I FIDY[/b] efa azo tenenina ity resaka ity satria efa nivoak en public? NY gazety fiable wanadoo.mg no nilaza azy androany; ary nit... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 08:08
lechiffre ( 24/11/2006 18:45)
TSY MAINTSY MIPOAKA NY SAROM-BILANY!!!!!
Izay teny kianjan'ny( fiatsarambela-tsihy ) 13 mai t@ taona 2002 angamba dia tsy nisy tsy nahalàla io teny io :TSY MAINTSY MIPOAKA NY SAROM-BILANY izay ny mpanoratra RADO moa no tena namorona azy io ... tohiny
novalian'i manantsoa ny 25/11/2006 04:43
lagoon ( 24/11/2006 16:53)
Tohizo ny tsikera,fa na ny kianja Barika5 Toamasina aza feno
Hipoka ny Kianja Barikadimy Toamasina androany nanadray ny Filoha Ravalomanana.Misy mihevitra manko eto fa racistes sauvages tsy tia an'i Ravalo ny vahoakan'i Toamasina. na i Roland Ratsiraka aza tsy... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 27/11/2006 16:42
tezitra ( 24/11/2006 16:42)
R8 no tena hangala bato
antony 3: 1)t@ fifanarahana tany dakar t@ 2002 entre izy sy ratsiraka dia samy nanao sonia fa samy tsy nahazo 50%, dia hatao ny 2 è tour nefa [b]dia no tsinotsinoaviny ny soniany nataony teo imason... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 11:07
Aino ( 24/11/2006 16:34)
mba iza?
mba lasa ihany ny saiko hoe, mahay izay olona navita namadika ny ora aty europe ampitomboina 1h na koa ahena 1h rehefa tonga ny volana sy andro hamadihana azy!! mba fatatrareo ve hoe iza no nanova az... tohiny
novalian'i kelly13 ny 28/11/2006 15:24
kalina80 ( 24/11/2006 14:00)
mba mila aide e
miarahaba anareo rehetra izay eto.Izao ry reto an !! tatoato za dia lasa tsy misy hery intsony@zay ataoko,kamokamo zany nefa tsy izany mitsy za taloha.Ny tena olako dia ny fianarako satri tonga aty a... tohiny
novalian'i poopie ny 12/12/2006 18:20
lechiffre ( 24/11/2006 12:41)
Aprés la GAZETTE DE LA GRANDE ILE.....
Araka ny vaovao mari-pototra dia raràn-dRAVALOMANANA tsy ho à bord de AIR MADAGASCAR ihany koa ny gazety TRIBUNE.Asa re fa dia inona loatra ? IZANY VE NO ATAO HOE DEMOCRATIE sa lasa république ban... tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2006 22:53
pitchounette ( 24/11/2006 10:30)
NY TOE-TSINA MALAGASY HONO!!!!!!!!
Ny toetsaina no tena mbola lomorina KA MAHATONGA IO OLANA REHETRA NA POLITIKA NA SOSIALY NA TOE-KARENA . Ny toetsaitsika gasy dia izao : - [b]ory havana manana[/b] : izany hoe tsy tantin'ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2006 22:55
nikopol ( 24/11/2006 10:10)
Petipoi
normal ve ry reto rehefa mihinana petipoi za dia rehefa veo mikapa dia tsy potika mihintsy ireo petipoi fa mbola maintsomaintso tsara boribory ? sa we za tsy misy nify no mahatonga zany ? ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 29/11/2006 15:07
bazylou ( 24/11/2006 09:03)
Maba ahoana re no fandehan'izy ity
raha misy gazety ohatran'ndry Charlie hebdo na canard enchainé any Madagasikara e????? NY gasy ohatrann'y maizina ihany, tsy mahazaka democratie.... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/11/2006 14:40
bazylou ( 24/11/2006 09:02)
hay ve ianareo tim ireto
tsy mahazaka ilay fahamarinana sy ny mpanao gazety e!! raha izao ilay 8 dia esorina daholo ny gazeey gasy rehetra!! Izany ve no demokraty??? ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2006 23:05
soanja ( 24/11/2006 02:19)
Ny Lamboara
Io biby Lamboara dia indray de hoe nisy na misy taty Madagasikara. Ka sao mba misy mahalala ny momba an'io azafady. Misaotra mialoha. Bibin-drano io an sao misy hiteny hoe le lambo fihazantsika. ... tohiny
novalian'i soanja ny 27/11/2006 14:38
tsimiandravola ( 24/11/2006 00:28)
Mera théreza
http://www.rationalistinternational.net/article/20031024_fr.htm [i]Nahitsin'i lanto[/i]... tohiny
novalian'i prime ny 04/12/2006 11:12
fijo ( 23/11/2006 23:38)
dia manimba sy mandrava ary mitady ady.
ny mpanao politika sasany,dia tena mampalahelo mihintsy,satria dia tsy miova mihintsy,fa dia ireo foana no mba zavatra takatry ny sainy. ary ny hoavin'ny firenena ve mba efa nosainina sa dia ny mandr... tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2006 23:08
fijo ( 23/11/2006 23:07)
aradalana
aiza ihany ny mpanohitra amin'ity aradalana ity e????? tsy ekena ny daty ny 03 dec fa tsy aradalana e,"nefa misy mpahay lalana milaza mazava fa aradalana io" izao indray manohana olona mpanongana fa... tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2006 23:11
xxx ( 23/11/2006 22:39)
namana mangalatra sipa
ahoana ny fahitanareo anzao zavatra zao manana namana vehivavy zay zah de mifampitantara ny zavatra rehetra nefa ny sipanay roa mpinamana koa de aveo ny rezsakay roa kay tantarainy amin'ny lay sipako ... tohiny
novalian'i tywa68 ny 29/11/2006 08:20
salmo ( 23/11/2006 22:21)
Dousiny vhv
Rehefa nande nitsangatsana t@ mpianatra aho dia: tonga ny maraina, ka hande hanao dousy izaho ity. kay filaharana ny dousy. sipa daholo no ao alohako. ozy ilay sipa iray tao arinako, atsy ambadika ats... tohiny
novalian'i xxx ny 02/12/2006 06:46
kanto10 ( 23/11/2006 20:50)
hangataka tononkira
raha misy manana ny tonon'ilay hira samy mafoaka jerry sy mima dia mba mangataka aho azafady o, misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i cutie ny 26/11/2006 02:45
xxx ( 23/11/2006 20:50)
sida sy seropositive
inona ny signes mety ahafantarana fa seropositive ny olona iray ? , ary inona no mahasamy hafa azy 2 ireo? misaotra betsaka... tohiny
novalian'i lila ny 21/12/2006 11:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.1661