TSY MAINTSY MIPOAKA NY SAROM-BILANY!!!!!
1. lechiffre
(
24/11/2006 18:45)
Izay teny kianjan'ny( fiatsarambela-tsihy ) 13 mai t@ taona 2002 angamba dia tsy nisy tsy nahalàla io teny io :TSY MAINTSY MIPOAKA NY SAROM-BILANY izay ny mpanoratra RADO moa no tena namorona azy io t@ alalan'ny andian-tonokalo .
5 taona taty aoriana toa tsy vitan'ny NIPOAKA NY SAROM-BILANY fa na ny atokona aza mila tsy ho hita .
La farine novidiana même pas 3.000fmg na 6.00AR lasa tafakatra 9.000fmg be izao izany ankehitriny
ny henakisoa tafakatra 30.000fmg ny 1 kg
ny lasantsy 13.500fmg ny 1 litatra (mitovy ny any EUROPE efa ho 1 euros ) nefa ny POUVOIR D ACHAT sy ny SMIC aza tsy mitovy!
MAMPALAHELO TOKOA ny zava-misy fa dia !....NIPOAKA TOKOA NY SAROM-BILANY SATRIA NA NY ATOKONA AZA TSY MISY INTSONY !

novalian'i manantsoa ny 25/11/2006 04:43
5. xxx
(
24/11/2006 19:42)
fa nga lasa mpisotro formol ndray ry tezitra a ! ny ahy zao ny fiheverako anao de hydromiel no mba firevintoi :°) aoka tsy ho tezitra sao mipoaka eo a !
7. fijo
(
24/11/2006 22:31)
ka tsy hidina mihintsy anie ny vidinjavatra e.aleo mihomana foana naiza naiza
8. manantsoa
(
25/11/2006 04:43)
Soloy sarona tavy indray ilay sarom-bilany nipaoka dia vita e.
Aorian' ny 3 desambra mahita ny valiny .
Aorian' ny 3 desambra mahita ny valiny .