Liste des messages

Liste des messages, inserés par manantsoa, par ordre de date
manantsoa ( 04/12/2006 15:51)
Tsy mitovy tokoa ny ronono sy ny lalàna
Nalaiza be tamin' ny fiandohan' ny propagande ilay fitenenana fa tsy mitovy ny ronono sy ny lalàna. Marina tokoa izany fa noporofoin' ny vahoaka tamin' ny 3 desamdra ny maha samy hafa azy ireo . ... suite
répondu par fijo le 06/12/2006 22:49
manantsoa ( 22/11/2006 03:55)
Mpanohitra mifanohitra = miady an-trano
Mahavariana : Misy kandidà mahay ny lalàna ary milaza fa ara- dalàna dia ara- dalàna ny fanaovana ny fifidianana amin' ny 3 desambra 2006 . Ny hafa anefa milaza fa tsy ara - dalàna . Misy kandi... suite
répondu par fijo le 23/11/2006 23:14
manantsoa ( 22/10/2006 06:13)
Kandidà iray mpivaro-pananana
Misy kandidà iray malaza mpivaro-pananana : - namidy ny ampahany tamin' ny orinasany . Nozarainy tamin' iza ny vola vidin' izany hanaovana asa fampandrosoana ? - Ho amidiny ilay vorombe manan'elatr... suite
répondu par manantsoa le 28/10/2006 12:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0194