Tsy mitovy tokoa ny ronono sy ny lalàna

1. manantsoa ( 04/12/2006 15:51)
Nalaiza be tamin' ny fiandohan' ny propagande ilay fitenenana fa tsy mitovy ny ronono sy ny lalàna.
Marina tokoa izany fa noporofoin' ny vahoaka tamin' ny 3 desamdra ny maha samy hafa azy ireo .
Tsy mbola nisy malama vava toy ny Klin vava fa tsy hita tabilao e . Tsy izay mahay manaratsy rehetra akory no inona..........
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:49
2. xxx ( 04/12/2006 15:58)
savony gasy iny fa tsy klin zany e ! :-D:-D:-D
3. sasa ( 05/12/2006 04:30)
ha ha ha ha ha ny ronono mahavelona anie moa ny lalana entina hametsifetsena ny tsy mahay an'azy ve dia hitovy tokoa e! izay le hoe mba tokony ho fidiana ny vava avoaka e!
4. fijo ( 06/12/2006 22:49)
vava io ko.izy ve mahalala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.154