Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i pitchounette, milahatra araka ny daty
pitchounette
(
27/06/2007 10:55)
emblyopie : areti-maso ve sa fahasembanana???
Salama, misy fanontaniana ity hoe areti-maso ve ny emblyopie sa fahasembanana(Ny emblyopie mantsy dia maso ilany tsy mahita fa ny ilany mahita tsara)tsy fantatro na avy any an-kibo ve sa azo mandritra...
tohiny
pitchounette
(
13/06/2007 10:24)
Ilaina ve ny Préscolaire sa tsia????
Salama daholo,
Sahiran-tsaina aho miheritreritra ny momban'ny zanako, feno 2taona sy 5mois izy amin'ny septembre, tokony efa hiditra hianatra ve sa tsia?Misy milaza fa manao toute petite section a...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 03/07/2007 14:28
pitchounette
(
22/05/2007 11:30)
Vatosoa
Salama daholo,
Ity mba misy fanontaniana ho an'izay mahalala, inona no anaran'ilay vato (fotsy transparent,raha kosehina amin'ny tanana izy dia miparitaka ohatran'ny fasika)rehefa tratran'ny hafana...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/06/2007 17:46
pitchounette
(
24/11/2006 10:30)
NY TOE-TSINA MALAGASY HONO!!!!!!!!
Ny toetsaina no tena mbola lomorina KA MAHATONGA IO OLANA REHETRA NA POLITIKA NA SOSIALY NA TOE-KARENA .
Ny toetsaitsika gasy dia izao :
- [b]ory havana manana[/b] : izany hoe tsy tantin'ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2006 22:55
pitchounette
(
25/08/2006 09:37)
Btterie ordinateur portable
Salama daholo ny namana ve!
Sahirana be aho mitady batterie amin'ny ori portable ka afaka mba misy manome hevitra hoe aiza no misy mivarotra ireny???Tao main'nu CITIC aho fa tsy misy mivarotra ry zar...
tohiny
novalian'i sifaqa ny 25/08/2006 12:08
pitchounette
(
11/08/2006 09:17)
lecteur cd tsy mandeha
Salama daholo ve!
Ny olako izany dia momban'ny lecteur cd, mety tsy dia tena resaka inforatika loatra nefa momba ireny high tec ireny ihany.
Ny lecteur cd amin'ny minichaine anay izany tsy namaky ...
tohiny
novalian'i pitchounette ny 16/08/2006 10:10
