lecteur cd tsy mandeha

1. pitchounette ( 11/08/2006 09:17)
Salama daholo ve!

Ny olako izany dia momban'ny lecteur cd, mety tsy dia tena resaka inforatika loatra nefa momba ireny high tec ireny ihany.
Ny lecteur cd amin'ny minichaine anay izany tsy namaky ny cd rehetra fa nifidifidy cd, noheverinay fa naloto dia nampiasana itony cleaner itony ny loza !!!lasa tsy nahavaky cd intsony ilay lecteur.:cry::cry::cry::cry:
Sao mba misy afaka manoro ny tokony ho atao nany toerana misy manamboatra ireny.:?::?::?:
Misoatra e!
2. Fiffi ( 11/08/2006 10:27)
misy lecteur aloha tena tsy mamaky ny MP3 an!
3. dd ( 11/08/2006 10:42)
mety ilay "lens" na lentille ao anatin'ny lecteur cd nao angamba no voadona, mahatonga azy tsy mandeha intsony, raha toa ka nampiasa fanadiovana ianao no nahatonga ilay olana.
Ny azo atao dia ny mitondra azy @ mpanamboatra na koa raha mbola sous garantie dia alefa any @ mpivarotra azy dia lazaina azy fotsiny hoe tsy mandeha intsony, fa tsy lazaina azy hoe nanadio azy no tsy nampandeha azy sinon lazainy hoe tsy @ fomba ofisialy no nahatonga ilay olana ...

mety mamaly anao ve zaho @ zany?
4. lemenakely ( 11/08/2006 13:59)
manampy fotsiny aho tena saro-pady tokoa io lentille eo ampovoany io @ lecteur cd na dvd ka raha voakitika dia izay no izy!
5. Herimiafina ( 11/08/2006 19:53)
Mividiana lecteur CD mitokana, ireny amin,ny ordi ireny ohatra dai brancher-o amin,ilay mini-caine.
Misy mahay manolo ireny lentille ireny kah! :-*
6. diamondra27 ( 11/08/2006 20:37)
zao e! refa mividy @ manaraka de jereo tsara le zavatra vidina

mety hoe: mamaky cd le izy fa tsy mamaky cd pirate na wma sy ny forongony fa tsy le lecteur no simba akory
7. lost ( 12/08/2006 03:33)
Arakaraka ny machine novidianao io zany we tsy voatery hamaky mp3 doli ny lecteurnao satria misy fichier maro afaka higravena cd na dvd d misy @ reo fichier reo tsy vakin'ny lecteur nao fa ny tena izy d lay tena mamaky azy reetra no vidina fa somary lafo2
8. vale ( 12/08/2006 16:53)
HM: izany ve? hummm, misy olana ohatran'izay koa ny any ray amandreniko, ny lentille izany e, di hoe à jeter sisa hoy ny olona, hummm, mba misy espoir ihany izany koh!!!
9. vale ( 12/08/2006 16:55)
ooops:roll: hay moa resaka cd izy ity fa tsy dvd, oadray!!:-D:oops::°)
10. pitchounette ( 16/08/2006 10:10)
Misaotra betsaka anareo aho tamin'ny toro-hevitra, fa ilay izy izany tsy azo amboarina intsony?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3347