NY TOE-TSINA MALAGASY HONO!!!!!!!!

1. pitchounette ( 24/11/2006 10:30)
Ny toetsaina no tena mbola lomorina KA MAHATONGA IO OLANA REHETRA NA POLITIKA NA SOSIALY NA TOE-KARENA .

Ny toetsaitsika gasy dia izao :

- ory havana manana : izany hoe tsy tantin'ny saina hoe misy olona tafita noho ny tena :twisted::twisted:

- tia kely : tsy mba mitady ny tombotsoa hiombonana aloha fa ny tenakao na kely foana aza no azoko dia maka sy mihinana aho:lol::lol::lol::lol: (orinasa eto no tena lasibatra)

- mitomany voninahitra: mba hanjakazakana sy hireharehana eo amin'ny fiaraha monina (politika)

SA AHOANA HOY IANAO:?::?::?::?:
novalian'i fijo ny 24/11/2006 22:55
2. oufouf ( 24/11/2006 10:59)
marina ny anao ! mila fiovana bdb !
3. prime ( 24/11/2006 11:27)
Ekena... anisan'ny fototra tena tsy mampandroso ireo...
4. toovs ( 24/11/2006 12:18)
pitchounette:

Ny toetsaina no tena mbola lomorina KA MAHATONGA IO OLANA REHETRA NA POLITIKA NA SOSIALY NA TOE-KARENA .

Ny toetsaitsika gasy dia izao :

- ory havana manana : izany hoe tsy tantin'ny saina hoe misy olona tafita noho ny tena :twisted::twisted:

- tia kely : tsy mba mitady ny tombotsoa hiombonana aloha fa ny tenakao na kely foana aza no azoko dia maka sy mihinana aho:lol::lol::lol::lol: (orinasa eto no tena lasibatra)

- mitomany voninahitra: mba hanjakazakana sy hireharehana eo amin'ny fiaraha monina (politika)

SA AHOANA HOY IANAO:?::?::?::?:



toetsainao io fa tsy toetsainay malagasy e. aza afangaro ny vary sy ny tsiparifary
5. prime ( 24/11/2006 12:52)
toovs> vary enao sa tsiparifary?...:°)
6. Lejim ( 24/11/2006 17:45)
Fa ahoana kosa moa no tsy ho ory hava-manana raha toa ka ianao no anjakazakainy, no araraotiny, andaingany, angalarany, ihomehezany, gadrainy, tsy omeny zo feno mba hanana koa,

Fa ahoana no tsy ho tia kely raha ny olona rehetra no manao an'izany daholo. Ny tany mandroso toa ny Etats Unis aza tsy mitady tombon-tsoa iombonana izany fa ny tombon-tsoa samy irery daholo. Tsy mampahantra izany io! Ny socialism no niezaka nitady izany tombon-tsoa iombonana izany nefa aiza no niafarany.

Mitomany voninahitra: angamba tsy ny Malagasy rehetra izany fa ireo olona sasan-tsasany izay mitomany seza sy voninahitra, ao koa ireo tsy te-hiala ambony seza sy tsy te-hizara place!
7. fijo ( 24/11/2006 22:55)
pitchounette ,tena marina ireo voalza ireo.ny antony no tokony hofongarina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0573