emblyopie : areti-maso ve sa fahasembanana???

1. pitchounette ( 27/06/2007 10:55)
Salama, misy fanontaniana ity hoe areti-maso ve ny emblyopie sa fahasembanana(Ny emblyopie mantsy dia maso ilany tsy mahita fa ny ilany mahita tsara)tsy fantatro na avy any an-kibo ve sa azo mandritra ny fahakely satria raha vao dila hono ny 3taona dia tsy azo tsaboina intsony izy(ny ahy efa 14ans vao hita dia nila maina e8O).Hereditaire koa hono??Ary misy fiatraikany amin'ny fiainana na ny fihetsika ve izy?ohatra lasa maladroit na votsa ara-tsaina:?::?::?::?::?:
Mba mangataka information amin'izay mahalala.Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4099