Vatosoa

1. pitchounette ( 22/05/2007 11:30)
Salama daholo,

Ity mba misy fanontaniana ho an'izay mahalala, inona no anaran'ilay vato (fotsy transparent,raha kosehina amin'ny tanana izy dia miparitaka ohatran'ny fasika)rehefa tratran'ny hafanana dia mivadika ho bleu turquoise ny lokony, rehefa mihena ilay hafanana dia miverina amin'ny lokony teo aloha ihany izy.
Misaotra an-tsika, dia manantena valiny e
novalian'i Fiffi ny 07/06/2007 17:46
2. Fiffi ( 22/05/2007 11:39)
nga misy an'zany koh ? tena zay zah vao mba naheno an'zany an !
http://www.aksynt.com/glossary2.php
http://www.khakani.com/french/pierres_precieuses_magiques_gemmes.htm
3. sympa ( 22/05/2007 12:39)
Ory ra Fiffi an :?: 8O Nga nareo mpamokatra vatosoa kle :?: :-D Fa inon doly ireo kle :?: 8-)
4. voara ( 23/05/2007 11:18)
za tsy mahay ,fa mba inona hono no anaran'zany?
5. Fiffi ( 23/05/2007 17:06)
voara: zah koa akia mba gaga an !

sympa: heu.....mikaroka ao am net akia de mba nahita an'reo an !
6. pitchounette ( 07/06/2007 10:54)
Misaotra ny namana .Tena izaho koa tsy mahay , vato eto amitsika io any ilakaka no misy azy.
7. Fiffi ( 07/06/2007 17:46)
de tsy aiko akia an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3618