Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lechiffre, milahatra araka ny daty
lechiffre ( 01/12/2006 21:00)
Atao inona ireo observateur na mpanara-maso?
Raha ny fandihihako ny fifidianana indrindra taorian'ny repoblika voalohany dia HALA-BATO tsy roa amantany foana no niseho ! teo ohatra ingahy RATSIRAKA lany efa ho 90% in2 nisesy t@ taona 75 sy 82... tohiny
novalian'i vancleef ny 02/12/2006 11:34
lechiffre ( 25/11/2006 12:47)
les immatriculation des voitures de TIKO ...77
Raha mandinika ianareo dia ny immatriculation ny fiara rehetran'ny TIKO dia misy 77 AVOKOA!! Asa inona no antony ? sa hanantena ny hijanona eo @fitondrana hatramin'ny faha 77 taonany ve RAVALOMANA... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/11/2006 07:31
lechiffre ( 25/11/2006 00:19)
Maro ny zavatra tsy ara-dalàna eto @ tanàna nefa dia EKENA!.
Raha ny fandinihako ny zava-misy eto @ tanàna eto dia MITSAMBIKI-MIKIPY ny ankabeazan'ny olona àry dia minia manaiky fotsiny izay ataon'ny mpitondra na hita izao aza fa tsy mety! 1- lasa vola bao... tohiny
novalian'i rainy ny 26/11/2006 00:52
lechiffre ( 24/11/2006 18:45)
TSY MAINTSY MIPOAKA NY SAROM-BILANY!!!!!
Izay teny kianjan'ny( fiatsarambela-tsihy ) 13 mai t@ taona 2002 angamba dia tsy nisy tsy nahalàla io teny io :TSY MAINTSY MIPOAKA NY SAROM-BILANY izay ny mpanoratra RADO moa no tena namorona azy io ... tohiny
novalian'i manantsoa ny 25/11/2006 04:43
lechiffre ( 24/11/2006 12:41)
Aprés la GAZETTE DE LA GRANDE ILE.....
Araka ny vaovao mari-pototra dia raràn-dRAVALOMANANA tsy ho à bord de AIR MADAGASCAR ihany koa ny gazety TRIBUNE.Asa re fa dia inona loatra ? IZANY VE NO ATAO HOE DEMOCRATIE sa lasa république ban... tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2006 22:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007