les immatriculation des voitures de TIKO ...77
1. lechiffre
(
25/11/2006 12:47)
Raha mandinika ianareo dia ny immatriculation ny fiara rehetran'ny TIKO dia misy 77 AVOKOA!!
Asa inona no antony ? sa hanantena ny hijanona eo @fitondrana hatramin'ny faha 77 taonany ve RAVALOMANANA ....AZA HITAKO..
Asa inona no antony ? sa hanantena ny hijanona eo @fitondrana hatramin'ny faha 77 taonany ve RAVALOMANANA ....AZA HITAKO..
novalian'i Fiffi ny 26/11/2006 07:31
2. kitjo
(
25/11/2006 12:52)
Oadray
zay tiany io..
Bdb ny manao anzany, na numero telephone aza fa aza dia atao manahiran-tsaina dol zao zvt rht tsisy dikany izao fa lasa adala eo ny farany!
zay tiany io..
Bdb ny manao anzany, na numero telephone aza fa aza dia atao manahiran-tsaina dol zao zvt rht tsisy dikany izao fa lasa adala eo ny farany!
4. rainy
(
25/11/2006 13:39)
vao avy namaly an'i lechiffre aho momba ny tsikera ataony amin'izay hitany rehetra hoe tsy mety. Ity indray dia ny fiaran'i ravalo mitondra nomerao 77 no tsikeraina. Sao dia mba tapaka lalan-drà eo ianao ra-lechiffre fa aza dia lany andro mitsikera izay ataon'ny sasany â! manaova hoy aho raha mahay ianao fa aza mandany ron-doha amin'ny anjaran'olon-kafa. ratsiraka koa anie nilaza hoe : raha tsy teo ny roapilanin-janako tsy nisy ny namonoana valala teto Madagasikara ê! sa mbola tsy teraka ianao tamin'izany fotoana izany ka tsy mahalala ny tantaram-pirenena?
5. Fiffi
(
25/11/2006 13:44)
lechiffre: de inona koa ny manaraka ? aiza ve ka hatramin'ny immatriculation de ho tsikerana klé ! tena efa tsy mahita hatao na lazaina intsony ve nareo eh ? :roll::roll: marina mafy raha tsy ho tapaka lalandrà eo marina ny hafarany klé !
6. manantsoa
(
25/11/2006 14:38)
Tsy misy olana mihitsy fa azy ireny ka izay tiany hanaovana azy . Jereo ny fiaran' ny PACOM ; miafara amin' ny 58 daholo koa ny azy . Nahoana no tsy misy mitsikera ireny fa ra8 ihany no ialonana lava eto .
tsy tokony ahagaga io ry lechiffre a! tahaka ny hoe 1e janvier foana ny taom-baovao.
tsy tokony ahagaga io ry lechiffre a! tahaka ny hoe 1e janvier foana ny taom-baovao.
