Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
25/11/2006 17:10)
milay kosa ilay
google earth an!! hita tsara mihitsy ny tanana !! na ny camion mandalo aza hita tsara!!...
tohiny
novalian'i tslem ny 29/11/2006 14:07
bazylou
(
25/11/2006 15:33)
izao e!!
4 na 5 ireo izao ny favori::!Ny 1 efa niala bala, ny 8 ambiny tsy hita loatra hoe ahoana!!
Bon, Raha mahazo 5% tsirairay fotsiny ireo 3 na 4 ireo dia vita ny amin'ilay 8!! Na dia tsy mahazo hafa tsy ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 27/11/2006 18:43
ronaldo09
(
25/11/2006 15:14)
Porofo fa tsy ho lany i Ravalo
Raha natao ny fandinihana dia tsy ho lany mihitsy ity rangahy ity stria:
Antananarivo:izy aloha no fav ,zany hoe ny ankamaroan'ny Mpifidy ao@ity faritany ity dia hifidy azy.saingy aza hadino fa a...
tohiny
novalian'i moi ny 04/12/2006 07:07
Aino
(
25/11/2006 14:55)
mba tehahalala
mba te hahalala betraka ny tantara ny Madagascar ray manontolo aho ry zareo ah! efa mba misy ihany hireo haiko fa mbola tsy ampy sy @hitiavako azy:).
dia ny fomba nahazahony Mada ny fahaleovan-tenany...
tohiny
novalian'i Angie ny 29/11/2006 12:09
bazylou
(
25/11/2006 14:50)
ity ny an'i Darôla
www.rolandratsiraka.com
[url]http://www.rolandratsiraka.com...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 25/11/2006 16:08
bazylou
(
25/11/2006 14:44)
miditra amin'ny pataloha tery
i madagasikar amin'io SADC io!! ny an'ny tena aza tsy voafehy koa ny hafa no itetatetana...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/11/2006 17:13
bazylou
(
25/11/2006 14:38)
hitanao fa hisy
izany ny 2e tour!! 4 izany no tena favori, ary raha i darola no mahazo 9.75% fotsiny, ny ambiny anankiroa ve , ( herizo sy Ratsirahonana) dia ho 0%??
tsy possible,...donc 2e tour assuré...
tohiny
novalian'i madera2 ny 28/11/2006 18:42
bazylou
(
25/11/2006 14:32)
mba misy izany hoe
charte de qualité na norme nationale izany ve any Madagasikara??
Iza no organisme manao ny qualitén'ny zavatra rehetra ao Madagasikara???...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/11/2006 17:14
lagoon
(
25/11/2006 14:18)
Olona 400 fontsiny no tonga teny Alarobia
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Ity izay te hihaino vao².tena mahamenatra mihintsy marina mafy.Firy % izany 400 izany??
I Mananadafy aza niala-pà!!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Efa mazava...
tohiny
novalian'i vahatra22 ny 27/11/2006 16:35
bazylou
(
25/11/2006 14:14)
comme par hasard
Lerôla kely fait des malheurs et devient parmis les 4 favoris!!!!!! hoy ny mpanao sondazy rehetra...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/11/2006 10:30
nyA
(
25/11/2006 13:19)
hetraketraka ; fo mihazakazaka ; hasaramanitra ; sedra
mba mitady ireo tonon-kira'ny tarika rebika ireo azafady ary mba alefaso amin'ny nyaina_rbk@yahoo.fr...
tohiny
novalian'i lanto ny 26/11/2006 09:25
kitjo
(
25/11/2006 12:51)
Samia milaza!
Ndao mba hanala azy kely e!
Samia milaza izay artista gasy 5 voalohany tiany inddra sy vazaha:
Gasy:
[b]- Mahaleo
- Bodo
- Jaojoby
- Rija Ramanantoanina
- Lalatiana[/b]
Vahiny:
- Norah ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 27/11/2006 20:42
lechiffre
(
25/11/2006 12:47)
les immatriculation des voitures de TIKO ...77
Raha mandinika ianareo dia ny immatriculation ny fiara rehetran'ny TIKO dia misy 77 AVOKOA!!
Asa inona no antony ? sa hanantena ny hijanona eo @fitondrana hatramin'ny faha 77 taonany ve RAVALOMANA...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/11/2006 07:31
xxx
(
25/11/2006 11:29)
hangataka tonokira
mba mangataka tonokiran'i MARION rehetra raha azo atao"foiko ho anao" na "tsy miova" "raha mbola misy""tsy haiko lavina" "raha sitrakao" "vetso miampita" misaotra anao mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 16:01
colar
(
25/11/2006 10:41)
mangataka la gazette dgi
mba mangataka ny ol any dago zay mba afaka mampiditra ny dgi ato fa tsy mande mintsy ny site njareo e,isan andro mintsy ra mety e,politika farafaratsiny,misatra mialoha fa manana namana e...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 17:54
Santiona
(
25/11/2006 09:47)
the regret is never before
Naôna daoly.
Mba mitady tonon-kiran'i Bodo (the regret is never before) izay mba manana. Tsy hita fa mafy ihany ty tsy mahay angalis ty e!
:oops::(:oops:
:-P...
tohiny
novalian'i pipiso ny 14/12/2006 13:52
kitjo
(
25/11/2006 09:33)
dia iza sisa?
Nanda Ratsirahonana
Miala koa ity Elia
anseee...mba mampalahelo ry zareo fa dia iza sisa zany no ho eny Alarobia e?
http://madagascar-tribune.com...
tohiny
novalian'i kitjo ny 25/11/2006 16:12
kaina
(
25/11/2006 08:07)
aiza no misy antsika gasy???
salanitra.ts mahita v nareo @zao oe lasa misy elanelana b ny tanora sy ny fiaraha monina.Ny hifanerasera ary v ahafaty.eo ko ny elanelana misy eo @ray@dreny sy zanaka .ts voataiza tsony ny fahendrena ...
tohiny
novalian'i cutie ny 29/11/2006 22:38
bazylou
(
25/11/2006 02:28)
koboko tao
amin'ny hebdo omaly fa ho avy tsy ho ela hono i deba , !!! ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 10:59
