mba misy izany hoe

1. bazylou ( 25/11/2006 14:32)
charte de qualité na norme nationale izany ve any Madagasikara??
Iza no organisme manao ny qualitén'ny zavatra rehetra ao Madagasikara???
novalian'i Fiffi ny 26/11/2006 17:14
2. Fiffi ( 25/11/2006 14:44)
fa nahoana no tsy hisy an'zany any ? mandehana ange enao any de ho hitanao ...
3. bazylou ( 25/11/2006 14:45)
Resaka ka ato fa aza mampiesona sy mampinompino foana eo e::
4. Fiffi ( 25/11/2006 14:48)
de mandehana aza enao any Dago de lazao eto raha misy na tsy misy ......
5. Rainikarabo ( 25/11/2006 17:08)
bazylou:

charte de qualité na norme nationale izany ve any Madagasikara??
Iza no organisme manao ny qualitén'ny zavatra rehetra ao Madagasikara???


Misy ry vazahagasy a!
6. soanja ( 25/11/2006 17:46)
bazylou:

charte de qualité na norme nationale izany ve any Madagasikara??
Iza no organisme manao ny qualitén'ny zavatra rehetra ao Madagasikara???


Toa mbola tsy misy io fa samy manao izay hitana fa qualite aminy. Fa misy kosa angamba ilay hoe NATIORA sa NATURE moa izay mijery hoe organic/ ecologically sound and minded ny produit-nao.


7. Fiffi ( 25/11/2006 18:28)
Rainikarabo:
Misy ry vazahagasy a!
iza indray zao zany vazagasy zany ?


8. Rainikarabo ( 25/11/2006 18:43)
Tsy ianao ka! Fa ilay raika lahy io ambony io. Fa ahoana? tsy mety angaha ilay fomba fiteny? aza tsiny raha tsy mety fa agnay koa somary mivatambatana izay.
9. bazylou ( 25/11/2006 19:26)
ka tsy maintsy hoe miala zigla any amin'nilay hoe vazagasy anie rehefa tsy misy avoala e!! lainga fotsiny no avoakany eo !! taiza koa no nisy an'izany tany Madagasikara!! Avoahy ny anarany sy ny adresiny ary ny mpitondra azy ary fa tsy mamely e!!
10. Fiffi ( 26/11/2006 17:14)
Rainikarabo; hay ve ra-bazyl eh ! tsy mahagaga ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1825