Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
miaous ( 28/11/2006 09:18)
Tsy izaho sy ianao
mba mangataka ny tonon'ilay hiran'i Rolf sy Faniah hoe "Tsy izaho sy ianao". Misaotra mialoha ê!... tohiny
xxx ( 28/11/2006 09:12)
Gazetin'ny Nosy - La Gazette 28/11
IMMR: Mahatoky fa ho lany « 1er tour » Ravalomanana Nanao valandreska ho an’ny mpanao gazety tetsy amin’ny foiben’ny TIM Magro Ankorondrano omaly ireo mpitarika samihafa ao amin’ny IMMR. ... tohiny
novalian'i xxx ny 02/12/2006 11:04
rabaradaka ( 28/11/2006 08:57)
Izay mety ho firafitry ny governemanta aorian'ny 3 desambra
Efa any amin'izay mety ho firafitry ny governemanta amin'ny janoary 2007 ny itodian'ireo mpitady seza indrindra fa ireo IMMR. Fa tokony ho 100% ekipan-dRavalo no hapetraka eo fa ampy izay Ministre exA... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 04/12/2006 09:30
rabaradaka ( 28/11/2006 08:53)
Une vote sanction pour Marc RAVALOMANANA
Manahy aho fa hanao vote sanction an-dRavalo ny mpifidy amin'ny faritra sasany noho ny adalana ataon'ny olona apetraky Ravalo any, ohatra ny adalana tsy roa aman-tany ataon'ny chef de région du Vakin... tohiny
novalian'i piso45 ny 28/11/2006 10:26
jaguar ( 28/11/2006 08:41)
fiangonana démodé
slt daholoan! RA ny fijeriko aloha dia efa démodé tanteraka mihintsy ity fomba fivavantsikia ity, ny tiko ho lazaina dia tsy maharaka ny fivotran'ny toen-tsaina intsony ity fitaritana atao any ampi... tohiny
novalian'i prime ny 27/12/2006 11:00
alimamod ( 28/11/2006 08:12)
na tsiky na tomany
ojk... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/11/2006 16:23
Fiffi ( 28/11/2006 07:01)
Marc Ravalomanana, « élu au premier tour »
[b]« 1er Tour de Vita ». [/b] Rajemison Rakotomaharo du TIM, Moxe Ramandimbilahatra du TEZA, Pierre Raharijaona de l’AREMA Matotra, Razafimahefa Herimanana et Hery Rakotobe du Grad Iloafo, R... tohiny
novalian'i madera2 ny 30/11/2006 19:14
madagasikara ( 28/11/2006 06:39)
Sandambola...
Manahoana daholo, Ohatrinona ny sandan'ny euro sy dolara amin'izao ankatoky ny fifidianana izao? MIsaotra.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 18:49
mimich ( 28/11/2006 05:41)
joyeux anniversaire ari.malala sy sera
miarahaba an'i ari.malala sy sera tratry ny tsingerin-taona nahaterahana:-*:-* , ho lava andro iainana ary mirary ny soa sy ny tsara ho anareo ombam-pitahian'Izy Tompo. dia mirary soa ihany koa ho ... tohiny
novalian'i sera ny 08/12/2006 10:41
Fiffi ( 28/11/2006 05:38)
Bon annif indray an !
[size=18][color=green][b]Bon anniversaire ARI.MALALA sy ireo namana rehetra zay androany ny fitsingerenan'ny andro nahaterahany ! Ho tahian'Andriamanitra avokoa ianareo de ho ela velona ![/b][/color][... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/11/2006 15:10
LazaDaddy ( 28/11/2006 05:38)
PSG - Hapoel Tel Aviv
Resin'ny ekipan'i Tel Aviv 4-0 tao @ taniny ny PSG dia nitroatra nanenjika Jiosy sisa heriny. http://www.france-echos.com/IMG/wmv/LaFrancedeTrenet-2.wmv aloha ny video clip-ntsika e =))... tohiny
novalian'i cutie ny 05/12/2006 14:35
zandikely ( 28/11/2006 01:54)
Fabio Cannavaro est officiellement élu ballon d'or 2006
Fabio Cannavaro élu Ballon d'or 2006 LEMONDE.FR avec AFP et Reuters | 27.11.06 | 18h53 • Fabio Cannavaro, capitaine de l'équipe d'Italie, a été élu lundi 27 novembre Ballon... tohiny
novalian'i batita ny 20/01/2007 08:38
xxx ( 28/11/2006 00:35)
ahoana raha?
efa nanana sipa bdb talohanao ny sipanao?... tohiny
novalian'i xxx ny 30/11/2006 18:07
tsimiandravola ( 27/11/2006 23:35)
Tsy mahatsikaiky ve?
Mitovy amin'ilay manandro ihany.... Nisy mpino kristianna fanatika iray izay nilaza fa tsy tokony hatao mihjitsy izay zavatra rehetra nisy ifandraisany amin'ny occultisme:ohatra hoe tsy azo atao hono... tohiny
novalian'i cutie ny 27/12/2006 20:36
bazylou ( 27/11/2006 23:19)
tsy aleo ve
mba olona vaovao indray no eo dia mba misy zavatra hitany tsy hitan'ny teo aloha toa izay io le8 io ihany dia rehefa tsy mamely intsony io dia hamorika indray!!! Ny anareo manko toa tain'alika ny fia... tohiny
novalian'i kitjo ny 01/12/2006 16:19
bazylou ( 27/11/2006 23:14)
i herizo irery no mahazaka
izany hoe 3 des en visioconference izany!!ny ambiny ilaiso ronono aza tsy namely!!beurrrrrrrk na ilay miliardera mpilaiso ronono aza tsary namely !!!!... tohiny
novalian'i madera2 ny 28/11/2006 18:30
bazylou ( 27/11/2006 22:59)
14000 observatera
hoy i express no hanatrika ny 3 desambara!! 1000 isaky ny kandida izany!! ka na 1000000000000000000 aza anie ho feno hatrany ny mpangala-ketsa e!! indrindra moa rehefa misy gisa lahy mahavidy port iza... tohiny
bazylou ( 27/11/2006 21:43)
politika tao amin'ny express
""Campagne - Chassé-croisé Ravalomanana-Roland Ratsiraka à Toamasina La campagne électorale s’anime à Toamasina. Après le passage de l’enfant du pays Roland Ratsiraka, le président-candid... tohiny
novalian'i bazylou ny 28/11/2006 11:54
Aino ( 27/11/2006 21:35)
hoavy indray ity ny noely!!
mba samia milaza sombiny kely avy eo!! tahaka ny ahy hoatra, na tsy dia tsara aza!! Tonga ity ny Noely Ilay fetinay ankisy kely Hitondrany dadabe noely Saribakoly sy dinety kely Dia izaho bedi... tohiny
novalian'i aigredoux ny 04/12/2006 13:15
bazylou ( 27/11/2006 21:34)
Ataovy eto amin'ny forum ny fitantarana
avy eo!! tandremo ary sao mandainga fa kobonay foana ny marina an!!... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6298