Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 29/11/2006 22:06)
ahona no ataoko hirecupereko ny favorsiko
o ryn reto mba ampio e nosoloiko ny fenetreko de lasa tany daholo ny favoris ko nefa be zavatra na ny adresse site ary tsy fantatro sady misy sous fenetre kely be da be ... tohiny
Mbolatiana ( 29/11/2006 21:47)
Noelin'ny Kamboty
Iza no manana ity hiran'ny Mahaleo (Dadà no mihira azy) izay efa ela ihany izy ity (année 80): Noelin'ny kamboty no fahafantarako an'ilay titre. Misy an'izao ilay tononkira: Ny fahoriana ent... tohiny
kitjo ( 29/11/2006 19:08)
Entana fosika ao Dago!
gaga aho omaly nahita ny pub telephone nataon' i Mr Mobile t@gazety Midi.. 1/3 na ampahatelon'ny vidiny aty SIngapour sy Chine ny vidiny...nieritreritra aho oe andeha hanafatra Nokia N73 na LG choc... tohiny
novalian'i Papoose ny 12/12/2006 05:29
SARERAKA2 ( 29/11/2006 18:17)
Nampihomehy ahy tokoa ny caricature tao @ express anio!
asa aloha raha hisokatra izy ity caricature nataon'ny namana ELYSE RANARIVELO tao @ EXPRESS na ahoana fa raha tsia dia miangavy izay namana mahay manao azy mbà ho hitan 'izay tsy nahita http://ww... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2006 23:38
lemenakely ( 29/11/2006 17:45)
12.000 séropositifs à MADAGASCAR!....
Izany no lahatsoratra hita ao @ gazety l'express androany 29 novambra 2006.Izany hoe 0,77% no sahalan'isa isan-jaton'ny malagasy séropositifs. Mbola azo atao hoe MILAMINA aloha ny gasy hatreto rah... tohiny
zandrypte ( 29/11/2006 14:55)
On doit y reflechir
mety aminy malagasy ve ny regime itondrana misy eto madagascar . mety amtsika gasy ve ny regime parlemntaire tendreny lalampanorenana nefa dans la realite presidentiel pur et dur de type française .... tohiny
Tahiry ( 29/11/2006 14:37)
ody fitia ô
:twisted:Mba anorato lé "ody fitia" an'IFANIHY zay mahay fa tsy ampy lé tonokira efa ao. Maztoa daholo miketriketrika e... tohiny
novalian'i balite06 ny 07/12/2006 12:35
Rasiligaoma ( 29/11/2006 14:13)
Ahoana ny famelabelaranao an'ity?
Misy laza adina kely ity izany e: [u]Nataoko 'compilation' ity de nisy notapahiko kely ny sasany sao de gaga eo indray[/u] [quote]hatramin'izay ka hatramin'izao dia tsy mba nianjady tamiko mihi... tohiny
novalian'i prime ny 27/12/2006 12:21
xxx ( 29/11/2006 12:35)
bota
mba omeo hvtr fa somary taty ho bota indray , ny poids tiako aloha eo @ 55kg eo e!za 1m58, fa zao efa 58kg indray nefa tena mba efa mitandrina ihany @ sakafo fa ee ,za aloha tsy tia reny mince b hotra... tohiny
novalian'i vivi ny 07/12/2006 18:08
ronaldo09 ( 29/11/2006 11:51)
Tena solotenan'ny TIM ao Italie i hery web master
Tena hita miharihary ry hery fa tena natsangana ity site ho an'ny TIM fa tsy ho an'ny gasy tsotra ,ianao eto dia fatratra ery raha hanohana an-dRavalomanana ,amin'ny maha Web master anao dia tokony h... tohiny
novalian'i DotMG ny 01/12/2006 06:29
tezitra ( 29/11/2006 11:43)
ANTANANARIVO,sangany @ nahita fianarana,@ fahendrena ?
Hoy i MOXE(le + grand conseiller de ravalomanana), ANTANANARIVO ne tolerera pas que Ravalomanana ne soit pas elu. 3 choses : 1)[b] ca n'a pas choqué personne[/b] (or ny teny ny portos hoe tsy ny me... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:20
jentilisa ( 29/11/2006 10:22)
izay hijery ny sarinn'y teny Alarobia sy Antsonjobe
Tamin'ny Asabotsy teo...izany hoe tsy misy Ravalomanana ity an! http://jentilisa.blogspot.com ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:23
besoiiin ( 29/11/2006 10:05)
tapidalankalehy ny fahavalompirenena
Nilatsaka izao ny saro-tava. Nanatanteraka ny dingana farany tamin’ny tetim-panorona nokotrehiny ireo misakana ny hampiharana ny demokrasia eto Madagasikara : 1- natao aloha ny fitadiavan-tsez... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:31
xxx ( 29/11/2006 09:37)
La Gazette - Gazetin'ny Nosy
Défilé de rue en vue : l’agitation s’accroît On aura tout vu, lors de l’actuelle campagne électorale : des violences contre le vice-président AVI de Soavinandriana qui y a perdu la vie, ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/11/2006 09:48
hery ( 29/11/2006 09:30)
Mba ho lalindalina kokoa ny adihevitra
Nasiana fanovana kely ny teto amin'ny dinika serasera mba ho lalindalina kokoa ny adihevitra. Mety ho tsikaritrareo eny ilay fanovana. Hamafisina fa tsy misy sivana eto rehefa manaraka tsara ny ... tohiny
novalian'i DotMG ny 04/12/2006 08:34
bazylou ( 29/11/2006 08:09)
raikitra izany fa hatao
ny hala bato !! ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:38
bazylou ( 29/11/2006 08:02)
efa manomboka sahady ny
manoeuvre hamonoana ny vaton'ny tsy ravalomanana... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:40
majesty ( 29/11/2006 06:02)
Sipa nanjavona !!!
Niasa teny akaikin'ny INPF ivato aho teo aloha,nisy fotoana tsy maintsy niasana alina anefa indray andro,ka voatery ny tena nijanona tao ampesana,alohan'ny nandraisana ny asa aman-draharaha anefa dia ... tohiny
fijo ( 29/11/2006 00:00)
ry hasina sy ry pety.
vita ilay fiarahana manao propa tao alarobia izay no kasaina hoatao hanoherana ny daty ny 03 dec.tsy ilana sary ngamba fa ny gazety rehetra dia nilaza fa zara raha nisy olona tao.ny mpikabary aza moa ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:43
boubounezy ( 28/11/2006 23:46)
asa ho any zé mila
mitady oullls sérieux zé afaka iasa @ mac'do "contrat cdi" smic tôna... ~ 18 - 33 ans à marseille. mandefasa hafara manokana ra tinao na maita oull afaka iasa enao si non!... andao idinika eto dÃ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8264