ry hasina sy ry pety.

1. fijo ( 29/11/2006 00:00)
vita ilay fiarahana manao propa tao alarobia izay no kasaina hoatao hanoherana ny daty ny 03 dec.tsy ilana sary ngamba fa ny gazety rehetra dia nilaza fa zara raha nisy olona tao.ny mpikabary aza moa niaiky fa tsy ny hamaro'ny polona no jerena ,fa ny hafatra alefa.
raha olona tena hendry sy misaina no manao zavatra toa ireny,dia ny mangina no fahendrena,satria tsapa fa tsy misy mpanaraka ny tena.
mazava izany izao,fa ireo olona ireo rah ambola miziriziry amin'io hevitra io,dia efa filaza ady araka ny voalzan'ilay vavy tokana milatsaka io.(izy moa niala nony itany fa toa resaka amboletra no hoatao)ka ahoana izany ny hoavin'ny mpanohitra ao mada???????
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:43
2. manantsoa ( 29/11/2006 04:18)
Ny tarika Mahaleo dia efa ela no nilaza tamin' ny vahoaka fa : Zanak' i Ndrema , ....................
.......
nasiany feony ilay izy mba ahazoantsika tsirairay avy mitadidy sy mamerimberina azy .
3. Fiffi ( 29/11/2006 07:14)
io fijo an !
Les candidats contestataires n’ont pas réussi à drainer la foule à Alarobia.

Pour leur premier meeting commun à Alarobia, les sept candidats réunis au sein de l’Union pour la défense de la légalité et de la démocratie, se sont contentés d’une bien maigre audience.
Les artistes invités n’ont pas non plus manqué à l'appel. Mais c’est devant un stade presque vide que la troupe Ramafadrahona, l’humoriste Michel le Dragon, le groupe de rock Tselatra, Samoela et Vilon’Androy ont dû faire leur prestation.
4. mananja ( 29/11/2006 08:30)
Ka aminareo ve mitomina ny daty 03/12 sa tsia, ny @ hanaovana ny election, ary ra misy ny manohitra, mety ahavita izany hatr@ farany ve fa ny solution amzay angamba d any @ 2è tour d any voa mitambatra daholo izy rehetra ireo, sa ahoana ny mba hevitrareo??????
5. Stone ( 29/11/2006 22:26)
Ny mahagaga ahy sy ny olona aty aminay aty dia ny hoe, tsy zaran'ny mpanohitra aza ve aroso ny fifidianana toy izay ahemotra?

Bizarre mihitsy ity madagascar ity!
6. manantsoa ( 30/11/2006 03:51)
Mpitari-bato vilam-bava .
Vao tamin'iny herinandro i ben'ny tanàna no nilaza fa tsy fombany ary tsy fanaonay ny mitaika ny olona hilahatra eny an-dalam-be.
Andro vitsivitsy aty aoriana dia io fa ny mifanohitra amin' izany no mitsanga.
izany ve no hitondra ny firenena .
Fianarantsoa I ihany no mety ho tarihan' ny olona toy izany .
zanak' i Ndrema moa dia tsy mahavory vahoaka firy mihitsy et amin' ny tanàna .

Ny rainy anefa dia midradradra fa izay mahazaka ny vahoaka eto an -drenivohitra ihany no tena tompon' ny hery ara -politika.
7. fijo ( 30/11/2006 23:43)
tsy zarandry zalahy tokoa ve aroso io,raha tena maika handray fitondrana izy e,fa tahotra aby izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.212