efa manomboka sahady ny
1. bazylou
(
29/11/2006 08:02)
manoeuvre hamonoana ny vaton'ny tsy ravalomanana
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:40
2. mananja
(
29/11/2006 08:41)
@ fomba ahoana no mety ahavitany manodina ny olona @zao sa oe inona no mety ho ataony????
4. tywa68
(
29/11/2006 09:28)
Dia raha tsy navoaka zao ny size ohatran'io dia lazain'i bazylou hoe miangatra sns na hoe an'i ra8 ny serasera sns ... nefa tena tsy hita zay hipetrahany eto !
5. bazylou
(
29/11/2006 12:15)
fa ahoana , hay ve tsy tantinareo ny size ohatran'ireo e!! ??? tratra angaha no mahatsiaro marary!!
6. tywa68
(
29/11/2006 12:47)
Ilay size azo tsy navoaka satria efa betsaka ny ohatran'io ao (ary azonao nampiana aza ireo efa tao taloha) !
F'ianao moa te-hamorona foana satria bazylou mafy loha !
F'ianao moa te-hamorona foana satria bazylou mafy loha !
