Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kitjo
(
30/11/2006 16:39)
ra asiana film na clip ato @serasera?
Hery
Ahoana ndray raha mba te hizara clip na handefa film ato @serasera. Mety mbola ho sarotra be ve?
Sao mba azo eritreretina iany zany rehefa mba misy fotoana ianareo tompon'andraikitra?
Za...
tohiny
novalian'i kitjo ny 03/12/2006 16:48
Fiffi
(
30/11/2006 15:38)
Mangues , Litchis , Papay ......
Hummmm.....mba jereo kely ange ireto an ! de zay mba manana resety de mba omeo hatao @ fety eh !
[img]http://img209.imageshack.us/img209/6105/222qk1.jpg[/img] :miam::miam::miam: [img]http:/...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 16/12/2006 23:08
Pejih
(
30/11/2006 14:17)
Aona kay zany mfanoroka @ vevavy zany kay?????????
:?8;-)Ny tsirony, ny poziny, ny ................
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/12/2006 13:09
soua
(
30/11/2006 14:10)
vao2 be
Manao ahoana daholo. Mpikambana Vaovao be izaho....
tohiny
novalian'i ciscah ny 16/12/2006 11:15
tsimatimanota
(
30/11/2006 14:09)
TOHIZO NY LALANTSIKA RY RAHALAHY SY ANABAVY FA TSY HANENINA.
EFA BE LOATRA NY FANENJEHANA NY FAHAMARINANA
ARY NY MPANENJIKA TSY HO AO ALOA RAHOVIANA FA AORIANA
KOA AZA MANAIKY LEMEN IREO FAHAVALOM PIRENENA INTSONY
OMANY NY SAINAO NY TENANAO
ATAMBARO NY HER...
tohiny
novalian'i besoiiin ny 03/12/2006 07:56
Tahiry
(
30/11/2006 12:41)
taovolo: extension par tissage
Hono hoa aiza sy aiza eto Tana ankoatra ny Annick Beauté no manao extension par tissage, dé lafo b ve izay reny
D mety eo @hôtrinona eo rah volo naturel
Ary hono hoa le eo Ampefiloha (akaiky ENS)...
tohiny
novalian'i mimich ny 11/12/2006 15:47
pissoa
(
30/11/2006 10:32)
Mangaron-...
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v456d4b31d3311
:-D...
tohiny
novalian'i lanto ny 02/12/2006 20:28
Yrrah
(
30/11/2006 10:30)
akory aby
:oops:manaona daoly ny namana retra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/12/2006 09:29
jefra
(
30/11/2006 10:08)
Diplaoma
Ramatoa mibaby sy mandrotsirotsy zaza fa mitomany foana le zaza.
-Mangina leitsy Diplaoma a! Mangina Diplaoma keliko zany!
D nisy rangahy nandalo naheno d gaga sy nanontany hoe:
-Fa Diplaoma ...
tohiny
novalian'i sonwin ny 02/12/2006 12:17
Fiffi
(
30/11/2006 09:19)
Mba tsidio hiany ....
Mba tsidio hiany ry namana ao @ dinika [b]Hoy ny gazety fa misy namana mavitrika be mandefa vao2 ho antsika ao an ! [/b] La Gazette de la Grande Ile .
De hisaorana an'ireo namana mandefa an'ireo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 21:31
ronaldo09
(
30/11/2006 08:58)
barage anti-economique:aza hitako anie
Nijery ny journal tao amin'ny telesud (Africa)aho omaly ary naseho ny propagandy any dago dia velom-bolo aloha ny tena fa i Rolland Ratsiraka no mitarika sy favoris manaraka azy avy eo i Herizo sy ...
tohiny
novalian'i akama2006 ny 03/12/2006 09:30
xxx
(
30/11/2006 08:56)
Gazetin'ny Nosy - La Gazette 30/11
Norbert Ratsirahonana: “Le second tour est inévitable”
ImageEntre deux déplacements, Norbert Ratsirahonana nous a reçu hier à son domicile. D’une voix enrouée, qui témoigne sans doute l...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/12/2006 07:14
xxx
(
30/11/2006 08:55)
inona ilay tondé
miala tsiny fa ohatry ny hametraka fanontaniana hafahafa
Inona ilay "tondé" hitako voasoratra matetika eto, tsy azoko mihintsy ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/12/2006 09:06
diamondra27
(
30/11/2006 08:51)
rime
ito indray no reko mandende any:
ny tehaka ataovy misesy
fa ravalo tsy maintsy mandresy
Marc Ravalomanana
sady bogosy no manana
......
:-D:-D:-D
dia mba ahoana ny eritreritsika @io?...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 05/12/2006 13:53
Tahiry
(
30/11/2006 08:36)
taxi b 133
:xazafady fa tsy ny ligne 133 retra no tiako ho resahana eto, nefa tsy afaka hitonona ny numerao n'lay fiara koa ny tenanay fa zao
misy @izy reny mijanonjanona b sy maharitra ela @arrêt sy @zay toer...
tohiny
novalian'i vahatra22 ny 12/01/2007 09:41
diamondra27
(
30/11/2006 08:14)
Ho antsika rehetra
Tsy niditra teto mihintsy aho raha tsy hoe: mamaly neutre fa izao izany mba hafatro ho anareo rehetra e!
Tsy mifidy na politikan'iza na iza fa dia samia manao soa an'i tanindrazantsika e!
Ndao hir...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 30/11/2006 18:40
Tahiry
(
30/11/2006 08:08)
momba ny taovolo e
;-)mba tiako raha mba mis serasera momba ny taovolo misokatra ato
misy fanotaniana tiako hapetraka mantsy momba ny toerana misy ny ANNICK BEAUTE nefa tshaiko hoe aiza e
Tsy hita fa vao2 eto @namana ...
tohiny
novalian'i booboo ny 30/11/2006 08:10
xxx
(
30/11/2006 04:52)
manala ny mpandrindra
Inona no matoateny azo avy amin'ny Hery, izay ataon'ny zanamanan'aina isan'andro? Eny fa na dia ianao io aza.:°)...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/12/2006 04:26
bazylou
(
30/11/2006 00:44)
ho antsika aty ivelany rehetra
hisy zavatra lehibe hiseho amin'ny janv 2007, ten amarina io fa tsy vazivazy fa mazotoa mijery site gasy!!!!...
tohiny
novalian'i mirana5 ny 05/12/2006 19:59
bazylou
(
29/11/2006 23:34)
tsy mazava
fa angaha ny fifidianana gasy mbola mahazo manao propangady ihany 24h alohan'ny hifidianana !?
ry tim sy le8 atsy mikasa ny hanao faradoboka be hono ny 2 12 06!! tsy mazava sa ......
tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 22:53
