Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jefra ( 02/12/2006 09:42)
Aza hitako
Tribune anio, tokony nataony sarin-dRatsirahonana ilay izy :lol::lol: [img]http://img81.imageshack.us/img81/9884/dessin1073ob1.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 11:05
Simpona ( 02/12/2006 09:37)
Pety, manomana fanakorotanana sahady
Nilaza hono i Pety tam faradoboka nataony tao am stade Fianarantsoa omaly fa hametraka barazy manomboka androany 02 desambra. Notanterahiny tokoa ny teniny ka mamory olona eo alohan'ny stade izy iza... tohiny
novalian'i xxx ny 06/12/2006 10:03
ikarojo ( 02/12/2006 09:26)
Jl Fidy dixit LaGazette
Jeneraly Fidy: Horonam-peo hampitain'ny mpampahalala vaovao Hatramin'ny alakamisy hariva no efa nandeha ny tsaho momba ny hoe misy mifampitifitra any Ambatolaona, Manjakandriana, any, ary mahakasik... tohiny
novalian'i Samoana ny 05/12/2006 15:10
ronaldo09 ( 02/12/2006 08:23)
Iza aminareo izay mipetraka aty an-dafy no hifidy rahampitso
Ho anareo Tikoiste sy timiste aty an-dafy mba firy aminareo ireo moa no hifidy rahampitso ? Be loatra manko ny be resaka ary manohana antsisitosy fa tsy hifidy akory ! Dia tsy hitako hoe inona... tohiny
novalian'i kitjo ny 02/12/2006 18:28
tslem ( 02/12/2006 08:16)
somongodolo
inona kay no mahatonga ny somongodolo sa somondrodolo amy tanana reny? d inn n fanafodiny?... tohiny
novalian'i niryna ny 25/12/2006 00:57
NYAMPITSO ( 02/12/2006 07:29)
FAMINANIANA TOHINY
Dia mbola faly miarahaba antsika rehetra ihany ny tenako ary mirary ny tsirairay ho feno fahasalamana tanteraka .Araka ny efa nambarako teo aloha dia ho lazaiko eto ny isambato azon’ny kandida Marc ... tohiny
novalian'i kitjo ny 11/12/2006 12:21
xxx ( 02/12/2006 06:42)
ho anareo sipa
ny ahy ny sipa ohatra ny mitovy foana ny fahitako azy fa rehefa avy :* iny vao fantatro hoe tiako sy tsy tiako Koa mahaiza tsara manoroka fa sao dia sendra olona mitovy ahy dia vaky hevitra avy eo ho... tohiny
novalian'i tywa68 ny 10/12/2006 09:42
xxx ( 02/12/2006 06:35)
vaovao tselatra
nisy tselatra nirefotra tao ambohimanarina.... tohiny
novalian'i xxx ny 09/12/2006 18:56
niryna ( 02/12/2006 06:27)
HAPPY BIRTHDAY JESUS! HAPPY HOLIDAYS!
Ho avy ity ny andro HANKALAZANA NY NAHATERAHAN\'I JESOSY(THE BIRTH OF JESUS),manao hazon\'ny noely mitantara ny nahaterahan\'i Kristy any am-piangonana ny ankizy. Manao sasakalina sy mandray kominio h... tohiny
xxx ( 02/12/2006 06:18)
teny malagasy
Ity takelaka ity, ny tena itiavako azy dia izy ity amin'ny teny malagasy. Efa betsaka ihany ny olona no mapiasa azy ity koa tsy mety aminareo va raha asiana resaka kely ny amin'ny voambolana malagasy... tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 09/12/2006 08:19
salmo ( 02/12/2006 03:29)
mila gôma
Amin'ny sasany dia sarotra ny mamafa izay ao anatiny eritreriny, ka na dia lavitra be aza, hitany foana ny hifandraisana amin'ny ilay katsaina. Nefa tsy ao anatiny sainy izy ireny akory oe; ahoana sy ... tohiny
novalian'i salmo ny 12/12/2006 23:13
xxx ( 02/12/2006 03:18)
hevitra amin'ny xxx
maninona raha ovana indray ilay xxx. mba ohatra hoe zorro... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/12/2006 07:45
xxx ( 02/12/2006 03:06)
Afo fandiovana
Mino sa tsy mino? Hazavao... tohiny
kzy ( 02/12/2006 02:28)
tsy kzy kzy aho
Tsy kzy gasy aho fa mpanala azy, ohatra ny mahafinaritra ahy ity takelaka ity. Raha ho faty ianao aza malahelo fa ho maro ny hisolo ny toeranao.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/12/2006 18:56
bazylou ( 01/12/2006 23:34)
hita fa tsy loyala mihitsy ilay8
tapenam bava ny atsy ny aroa tsy avela hanao ny faradobony , ny azy ihany no asesika,, ny fokontany sasny aza moa natao mihitsy izay tsy hidiran'ny bulletin de voten'ireo mpifaninana hafa tsy ny an'i... tohiny
novalian'i Lalah ny 06/12/2006 18:35
xxx ( 01/12/2006 22:58)
raha lany Herizo Razafimahaleo
Dia lasa lebota mitaingin-tseza.:°)... tohiny
novalian'i MTN ny 10/12/2006 01:27
Fiffi ( 01/12/2006 22:24)
L'AVENT .
Manomboka @ Alahady zao zany ny fetin'ny [b]"Avent"[/b] . L'Avent zany le hatao hoe "[b]fihomanana"[/b] ho an'Kristiana . Inona moa zany hoe fihomanana hatao zany ? [i]Le symbole principal de ... tohiny
xxx ( 01/12/2006 21:53)
Inona ary no ivakianareo loha hoe lany na tsy lany RA8 e!
Amiko manokana dia tsy misy hivakiako loha na iza na iza lany eo :efa fantatra fa HAMENO PAOSY sy HAMPITOMBO ny efa anana no tanjona ....... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 02/12/2006 14:13
bazylou ( 01/12/2006 21:11)
efa lany sahady hono le8
hoy ny mpisllk isany!! mahagaga an!! nefa ny baolina tsy nisy kiririoka akory!!... tohiny
lechiffre ( 01/12/2006 21:00)
Atao inona ireo observateur na mpanara-maso?
Raha ny fandihihako ny fifidianana indrindra taorian'ny repoblika voalohany dia HALA-BATO tsy roa amantany foana no niseho ! teo ohatra ingahy RATSIRAKA lany efa ho 90% in2 nisesy t@ taona 75 sy 82... tohiny
novalian'i vancleef ny 02/12/2006 11:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0955