Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 04/12/2006 09:08)
La Gazette 4/12
Election présidentielle: Vers un second tour ? Il n’y a plus de suspens sur l’issue du scrutin présidentiel d’hier. Marc Ravalomanana, le chef d’Etat sortant a dominé les premiers résul... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/12/2006 07:08
Fiffi ( 04/12/2006 08:26)
Ravalomanana mène avec 70,71%
[b]Pour les envoyés spéciaux de la RFI (Radio France Internationale) couvrant l'élection présidentielle, Bruno Minas et Stéphanie P., le calme a régné dans l'ensemble, hier; surtout à Toamas... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/12/2006 16:28
DotMG ( 04/12/2006 08:17)
After Prime.
Tafaresaka tamin'ireo niatrika ny Prime voalohany t@ Pazzapa ny mpanao gazetinay, i DontoMG ao @ [url=http://hatsiklo.pedia.ws]http://hatsiklo.pedia.ws[/url] Dia nampiresaka an'ireo mpifaninana ara-b... tohiny
Fitiliantsoa ( 04/12/2006 06:40)
Mirado
Mba mitady parole an lé hiran Mirado " tena tiko ianao " . merci ... tohiny
majesty ( 04/12/2006 06:38)
Taratasin'i SCREWTAPE
Anisan'ny boky manana ny lazany koa io "taratasin'i Screwtape" io izay nosoratan'i C.S LEWIS.Miresaka ny hafatra izay nosoratan'ny demony zokiny anakiray antsoina hoe SCREWTAPE ho an'ny demony zandrin... tohiny
SARERAKA2 ( 04/12/2006 06:20)
2e tour dia VIIITTTAAAA....
Raha ny fijery @ ankapobeny dia hisy ny 2é tour .. ka dia MANAINGA NY MPANOHITRA MBA HANAMBATRA NY HERINY ARAKA IZAY TRATRA FA DIA 2 E TOUR DIA VITA NY AMIN INGAHY RAVALOMANANA MARC .... TSY ANTAN... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:54
nenipita ( 04/12/2006 06:14)
raha rouge à lèvre indray e
salut nareo, inona kay no rouge à lèvre na gloss fampiasanareo de aiza no tena misy mpivarotra anle tena tsara raha eto Tanà? Misaotra e ... tohiny
novalian'i fasaly ny 07/12/2006 19:42
soanja ( 04/12/2006 05:20)
Ny teo aloha sy ny tao afara
Lasa fisainana hoa zah dia hoe misy ny teo aloha sy ny tao afara na ny tao aorinan'ny zavatra nitranga iray. Dia ny mahavarina fa rehefa tao afara ihany vao tena tsapa hoe ny tao alohan'ny zao dia iza... tohiny
novalian'i tywa68 ny 05/12/2006 08:47
harinaivo ( 04/12/2006 02:21)
ilay mosoara ataon'i Iraimbilanja
lay hira hoe avalony tsara lay mosoara kotsandramaso omaly hariva raha izy fa tsy tianao intsony... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/12/2006 05:50
xxx ( 04/12/2006 01:44)
bevohoka?
16 Dec no tonga ny fotoana farany. Ny fotoana hahatongavan ny regle manaraka 16 Janvier. Nisy ny firaisana ny 3 Dec. mety ho bevohoka ve aho? Misaotra betsaka. ... tohiny
novalian'i watafon ny 31/12/2006 08:37
salmo ( 03/12/2006 23:06)
Ny tena mahay
iza no tena mahay mitady na mikôty, raha sendra misy olona tena tiany ho azy? [b]a)- Ny Lehilahy[/b] [b]b)- Ny Vehivavy[/b] [b]c)- Mitovy[/b] ... tohiny
novalian'i cutie ny 05/12/2006 16:55
Papoose ( 03/12/2006 22:56)
Generique 13intense RTA
sao dia mba misy mahafantatra ny lohaten'ilay hira @ generiquen'ny 13intense iny kay azafady (ho an'izay mpijery RTA) tsy haiko na mbola iny zao le feonkira na tsy iny intsony, tsy haiko koa na mbola ... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/12/2006 15:05
salmo ( 03/12/2006 22:29)
Ilay fombafomba tsy hatao direct
Ny akamaroany mpifankahita an-tsekoly matetika dia misy hamatarana ny mombamombany tsirairay. Dia mahatonga fifantokisana amin'ny afa, ka samy mifanao mpinamana amin'ny maha samy mpianatra ny iray kil... tohiny
novalian'i Papoose ny 07/12/2006 20:03
diamondra27 ( 03/12/2006 22:27)
bon annif prezida ny serasera
miarahaba anao za e!bon annif 4/12/06 ;-);-) :-*:-*... tohiny
novalian'i exdadabe ny 11/12/2006 03:22
soanja ( 03/12/2006 20:46)
Ny fahasambarantsika Vehivavy
Inona izany no mba zavatra tiantsika hita ao an-tokatrano na amin'ny fiarahana dia atao hoe afapo isika ary sambatra. Ohatra raisiko dia hoe vady toy ny ahoana ny mety mahasambatra anao? Raha hiteny... tohiny
novalian'i lektsolo ny 03/02/2007 17:58
soanja ( 03/12/2006 20:03)
Ny safidy
Mba te hametraka ity lohahevitra ity aho noho ny fahitako ny mahasarotiny antsika amin'ny finoan'ny hafa. Ny Safidy no teotra na zavatra iray nomen'Andriamanitra antsika hampiavaka antsika amin'ny z... tohiny
novalian'i tywa68 ny 08/12/2006 10:13
fasaly ( 03/12/2006 18:42)
"lamaody indray hono".....
Maharaka lamaodi-pitenenana avy any dago ve ianao??? lay manao hoe : " 'zay zany mitsy e!!!":?8-):-D Mbô henoko io de mba ampitaiko am namana aty ampita e! ny dikany hono dia tsy mandà amin'ny resa... tohiny
novalian'i fasaly ny 12/12/2006 19:32
ikaretsaka ( 03/12/2006 17:09)
Ny tongotra sy ny lamosina
Tsara kojakojana ihany ireo zavatr a 2 ireo ry zareo fa kay mafy ny mahazo ireny olona tsy afaka mandeha sy malemy ireny ... tohiny
novalian'i soanja ny 30/12/2006 04:28
solomamy ( 03/12/2006 17:00)
6 decembre 2006 Amitie Provence Madagascar
Programme de la Journée Interculturelle Date : le mercredi 6 décembre 2006 Lieu : Espace Culture 42, La Canebière 13001 MARSEILLE Mise à disposition de deux salles Activités cultu... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/12/2006 17:30
MTN ( 03/12/2006 15:51)
momba ny sary
Raha ny hitako tatsy amin'ny sary tatsy dia misy tsikera tsy fehy tsikera fotsiny fa tena fanenjehana olona mihitsy. Koa tsy mety ve raha afaka aisorin'ny tompon-tsary ireny? :wink:... tohiny
novalian'i kitjo ny 06/12/2006 14:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.026