Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rvoulah ( 05/12/2006 13:46)
Rohy Ministère de l'intérieur
http://www.mira.gov.mg/election/lien.php samy liana ny valim-pifidianana isika tsirairay avy. Manampy ny efa misy sy ny voalazan'ny gazety dia io ambony io ny rohin'ny Ministère de l'intérieur a... tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:42
tovobe ( 05/12/2006 12:05)
fitiavana
Aona no ahafantarana fa tena tia tokoa ilay olona anakiray ?... tohiny
novalian'i fiderana ny 07/12/2006 12:08
tezitra ( 05/12/2006 10:51)
hatao teny vazaha sa gasy sa angisy, sa espagnol,sa...
Betaka ny milaza fa tokony ho teny gasy no hatao eto, zavatra 4: 1) inona marina ary no objectif ny serasera mba hahaizanay azy tsara 2)Raha hatao teny gasy ihany dia ataovy tena gasy: [b]raton... tohiny
salmo ( 05/12/2006 10:40)
revy manja vazo milay
[b]radio vazo gasy[/b]:-* manjamanja milay.=D=D http://www.youtube.com/watch?v=z5vpylh-sxo de avy eo http://www.youtube.com/watch?v=cmjuGIVyP4Q ... tohiny
lemenakely ( 05/12/2006 10:28)
Titren'ny albumn i ERIC MANANA sy ANNA TANVIR..
Asa ianareo izay mahalàla ny titren'ilay albumn' i ERIC MANANA sy ANNA TANVIR misy ilay hira hoe KARA-BATO NAFAFY sns ...... tohiny
nenipita ( 05/12/2006 09:56)
misy zany produit yoko izany hono mampadio tarehy b
salut nareo, misy izany produit yoko izany hono akia mampandio tarehy be produit sinoa hono izy io ka efa mba nisy nampiasa io ve isika ato amin'ny forum? Raha nisy de manao ahona ny resultat? Efficac... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 17:00
lemenakely ( 05/12/2006 09:45)
Ny tena mpanankarena no tena mahihitra!
Asa ianareo raha mahatsikaritra fa matetika dia ireny mpanana ireny no tena mahihitra !asa qualité ve ilay izy sa défaut fa dia mahavariana ihany !... tohiny
novalian'i dadie ny 01/03/2007 14:17
xxx ( 05/12/2006 08:58)
La Gazette 5/12
Marc Ravalomanana: Elu au quart de tour Les pronostics annoncés, bien avant la campagne électorale, semblent aujourd’hui se confirmer. En effet, Marc Ravalomanana risque de gagner, non pas au... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/12/2006 18:13
xxx ( 05/12/2006 08:23)
adalàna ny azy toy izao
asa izay mahay ilay hira oe: raha tena tian'ialahy tokoa ilay kala iny raha nahtezitra an'ialahy koa 'zahay tamin'iny....... d ny ref-ny oe: adalàna ny azy toy izao isika roalahy tsy hifa... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/12/2006 21:49
risy ( 05/12/2006 08:20)
naman sa???????
fa nahoana hoy aho ny viavy no zatra manafangaro ny fitiavana amin'ny resa pihavanana?"tsy aleo ve mijanona ho mpinamana?" manino no ovaina izany neffa resaka fitoriana fitiavana anie ilay izy fa tsy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/12/2006 16:17
capricorne ( 05/12/2006 08:09)
mitady joueur mahay sy kinga
mitady joueur mahay sy efa niatrika lalao maro mba ano baolina ao amin'ny Fc lion de mada ka izay manana izany fahaizana izany dia manorata ao amin'ny (mamy_neptune@yahoo.fr)ka ny karama dia izay hifa... tohiny
novalian'i batita ny 20/01/2007 08:34
capricorne ( 05/12/2006 07:57)
mba mangataka logo
mba mangataka logo izay mahita ,ny mombamomba ilay izy dia toy izao ,loko telo fara faha-betsany ,dia misy teny soratra masina "jer 32/41" ,dia tsy maintsy misy soratra hoe zta (zanak'i teraka andrefa... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/12/2006 13:14
Papoose ( 05/12/2006 07:16)
L Saphira
fa lasa aiza izy e? dia efa antitra hono izy iny?toa tena tsy hita intsony fa lasa aiza i lava volo, lava fe, lava vatana e!... tohiny
novalian'i Papoose ny 10/12/2006 06:58
cutie ( 05/12/2006 01:52)
ratonga :)
Tratry ny fety ratonga :*:*:*:*:*... tohiny
novalian'i cutie ny 16/12/2006 23:56
vancleef ( 05/12/2006 01:37)
Vita ny fifidiananan'ny filohan'ny repoblika
Vita ny fifidiananan'ny filohan'ny repoblika ary nahatsikaritsa aho andro vitsivitsy talohan'ny 3 desambra faha feno teny [i]farany tsy hay[/i] teto @ serasera na avy tany @ gazety nalefan'i Fiffi na ... tohiny
novalian'i sonwin ny 07/12/2006 15:48
ratonga ( 05/12/2006 00:58)
Tô méty 1er tour hiany dé ho vita
ÉLECTION. Pour ce qui est de la seconde place, trois candidats émergent. Un score serré entre le trio. Plus de 69% jusqu’à hier pour Marc Ravalomanana ---------------------------... tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:44
ollie ( 04/12/2006 23:25)
MITADY tonokira
Manao ahoana o!mba mitady ny paroles ny hiran'i Mima hoe kole sereo na samby malagasy,rehefa hirann'i Mima e!dia ilay parole ny an'i Ninie Donia koa hoe: Malilo.Merci d'avance!!!... tohiny
novalian'i stefy ny 15/12/2006 09:01
colar ( 04/12/2006 22:50)
revy2
zay te hirevy d tongava aty fa revy vazo milay b,surtout am zao akaiky fety zao,fa inn daol marina alo le we revy e, teneno daol we zay tinareo ho dinihana ra mety ho vita,fa revy itako milay alo d ma... tohiny
novalian'i Stretch ny 20/12/2006 23:32
TsyMaika ( 04/12/2006 22:21)
REVEILLON à MARSEILLE - Salons de l'Evasion
Any Luminy ny Réveillon @ity faran'ny taona ity ho anareo zay mbola tsy naheno, fa tsy maintsy manao réservation... De ohatry ny isan-taona ihany, miaraka @ bûche sy champagne ary cotillons @ misas... tohiny
novalian'i TsyMaika ny 14/12/2006 16:41
colar ( 04/12/2006 22:04)
FETY ROMA
ho an zay te hanao reveillon aty roma,rdv termini am 6 ora hariva,eo am bus 910,LASA ZAO,5 EU sy kaly d vita e,zay mila fanazavana fanampiny manorata amiko... tohiny
novalian'i colar ny 11/12/2006 20:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6972