REVEILLON à MARSEILLE - Salons de l'Evasion

1. TsyMaika ( 04/12/2006 22:21)
Any Luminy ny Réveillon @ity faran'ny taona ity ho anareo zay mbola tsy naheno, fa tsy maintsy manao réservation... De ohatry ny isan-taona ihany, miaraka @ bûche sy champagne ary cotillons @ misasakalina... Dia MIRARY ANTSIKA REHETRA HANAO FETY SAMBATRA :-*
novalian'i TsyMaika ny 14/12/2006 16:41
2. Fiffi ( 05/12/2006 07:20)
misaotra anao....
3. fasaly ( 05/12/2006 07:27)
misaotra ihany alou e!
4. tywa68 ( 05/12/2006 09:20)
adinonao ny nanome ny vidiny sy ny numéro hiantsona !
5. kelly13 ( 05/12/2006 11:47)
tywa68> fita :)

tsymaika>aiza zany luminy zany. d apetrao hoe aiza ny hanaovana resa etc..., misaotra :)
6. Samoana ( 05/12/2006 14:19)
Ary maika be TsyMaika izany mandalo eto a! Mba mipetrapetraha aloha fa aza mitsaoka e !:D
7. kelly13 ( 05/12/2006 16:59)
... dité, kafé sa inn no aroso an'i tsymaika? :-D:-D
8. daddi ( 06/12/2006 01:51)
:?: Misy mahafantatra ve ianareo raha misy prog réveillon gasy 31/12/2006 eto Suisse ? misaotra betsaka.:wink:
9. TsyMaika ( 08/12/2006 10:20)
Tsy mitsaoka aho ry Samoana a, fa naka rivotra kely fotsiny ihany an...:-D

Ny hanaovana ilay réveillon, iny @ lalana mankany any @ Université Luminy iny, rehefa avy eo mandray ny lalana mankany Cassis, de eo alohaloha @ ankavia eo ny Salons de l'Evasion 58, bd François Arlaud Marseille 9è.

Ny vidimpidirana 25E soirée, 40E miaraka @ sakafo, ary tsy maintsy mamandri-toerana @ reto n° reto: 06 03 61 57 13 / 06 67 47 32 47 / 04 91 51 67 75

> Kelly13, dité mafana miaraka @ ronono aky de mety a...fa mangatsiaka ny andro sady avy ny orana :D :D

> Daddi, lazaiko ianao raha maheno vaovao e...:)

10. tywa68 ( 08/12/2006 11:05)
tsy vita akory ny "menu" dia lasa indray nefa tsymaika hono !
11. kelly13 ( 08/12/2006 11:11)
nefa za efa nanao dité mafana tsara, ary dité ravimboafotsy mihintsiny fa tsy ton dité vaza tony an, hihihi!!!
12. TsyMaika ( 08/12/2006 13:05)
"Cochon de lait", henam-borona kanakana sa henan-gisa no tian'i tywa68 :?:

Izay hahafapo an'ny rehetra no ao, ka mbola manao saondazy ry zareo, de lazaiko anareo refa maheno vaovao e...:o

Tena tsara le dite ravimboafotsy ry Kelly13 a...:-D

Nde hanao lasiesta kely ndray alo a, fa sao de lazainareo hoe nitsaoka :lol:
13. kelly13 ( 08/12/2006 13:09)
bonne sieste zany e. d lé champagne klou inn e? hihii
14. Samoana ( 08/12/2006 14:39)
hoy TsyMaika: mbola manao saondazy ry zareo, de lazaiko anareo refa maheno vaovao e...

Torohevitra: ny kanakana mora samborina ao @ parc borely :wink:. Ny kisoa sarotsarotra ihany fa efa mahay mihanik'hazo:lol:
15. kelly13 ( 08/12/2006 14:50)
:-D:-D eo ry samoana mba sambory le kisoa ary a! hahaha
16. tywa68 ( 08/12/2006 17:59)
tena efa mety ireo fa miandry ny tena menu farany zany ê !:wink:
17. boubounezy ( 09/12/2006 23:50)
itako tsara io toerana io fa milay be any refa réveillon ka! ho avy miaraka @ vatosou za ra mbola tsara otrany talou fona lé izy:wink:
18. TsyMaika ( 13/12/2006 20:24)
MISY FANITSIANA KELY NY TELEFAONA AZO ANTSOINA AZAFADY :

[center][size=14px]06 03 61 57 13 / 06 67 47 32 37 / 04 91 51 67 75[/size][/center]

Ny fandaharana :
[center]20h Apéritifs[/center]
[center]20h30 Repas :[/center]
[center]Saumon glaçé, feuilleté de foie gras[/center]
[center]Jambonneau de dinde farci à la crème[/center]
[center]Riz pilaf[/center]
[center]Dessert[/center]
[center]Vin[/center]
[center]22h30 GRANDE SOIREE DANSANTE[/center]
19. tywa68 ( 14/12/2006 11:51)
Misaotra anao Tsymaika an na dia adinonao aza ny champagne ? sa vidiana manokana !
20. Samoana ( 14/12/2006 14:14)
kelly13/ Havotsitra indray izany le kisoa nosamborina f'efa nihaza vorombe TsyMaika e:cry:. Maika loatra isika:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3978