Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jefra ( 07/12/2006 13:41)
Tsy mbola azo i Pety
Rehefa avy nanao recoupement aho d: -Tsy marina ny notanteriko hoe azo i Pety tery ambany. Mbola karohina izy izany. -Ireo nanao barazy voasambotra (dimy sa firy tsy tadidiko) no miakatra fitsarana ... tohiny
novalian'i xxx ny 12/12/2006 13:25
jhouhlambout ( 07/12/2006 13:37)
Une petite ville espagnole "décrète" la neige à Noël
MADRID (AFP) - La municipalité de Lepe, dans le sud de l'Espagne, a "décrété" qu'il neigerait chaque jour pendant 15 minutes sur sa place centrale pendant les fêtes de fin d'année. C'est qu'Ã... tohiny
novalian'i booboo ny 07/12/2006 14:01
jhouhlambout ( 07/12/2006 13:33)
Mino ve ianareo fa ....
Avez-vous jamais, alors que vous vous croyiez complètement éveillé, ressenti la nette impression de voir un être vivant ou un objet inanimé, ou d'être touché par lui, ou d'entendre une voix, im... tohiny
pax ( 07/12/2006 12:48)
werawera
Salut ! Mba mangataka tonokiran'i Jerry Marcossy e! Werawera. tena mba tiako be izy io... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/12/2006 15:19
fiderana ( 07/12/2006 12:42)
sakafo ambany fôtra........??????.
Hita fa tena maro be tokoa ny olona misakafo ambany fôtra ankehitriny, eny fa na dia ireo heverina ho manana ny ampy sy tomombana aza eo @ vola sy ny harena.......?????.... tohiny
novalian'i bichette ny 01/01/2007 00:45
exdadabe ( 07/12/2006 11:03)
dadabe
...est de retour miarahaba ny rehetra... tohiny
novalian'i fasaly ny 02/01/2007 22:06
NYAMPITSO ( 07/12/2006 10:32)
FAMINANIANA TOHINY
Faly mandrakariva miarahaba sy mirary soa ho antsika namana mpifandray ato amin’ny serasera ato ny tenako . Tonga eto indray za hanao fanazavana kelikely ho antsika izay liana maro taminareo no nano... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/12/2006 21:23
xxx ( 07/12/2006 10:03)
La Gazette - Gazetin'ny Nosy 7/12
Traqué par la police: Pety en fuite Dopé par le score réalisé par le candidat d’Etat à l’élection présidentielle, le régime reprend la traque de ses adversaires avec une vigueur nouvell... tohiny
novalian'i Robert ny 07/12/2006 14:38
ragany ( 07/12/2006 05:50)
kely sakafo ô
Kely sakafo ô !!!! Asa fa sendra taitra maraina aho omaly , teo amin’ny 4 ora teo . Angamba noho ny fikorontanana kely nataon’ireto mpaka fako maraina, mpiasan’ny commune-n’Antananari... tohiny
novalian'i ragany ny 11/12/2006 10:20
diamondra27 ( 07/12/2006 05:45)
tsy tokony
za aloha mba manana soso-kevitra hoe: fa maninona no tonga dia fafana ny size n'ny olona iray rehefa tsy manaraka fitsipika fa maninona raha ohatra ka raha mandeha tsara ilay izy @ voalohany dia izay... tohiny
dailynews ( 07/12/2006 01:30)
marthe herve
Mba mangataka tel n io vehivahy io izay mitondra ny radio vaovao mahasoa ao tana raha misy mahafantatra. misaotra betsaka. ... tohiny
novalian'i biz ny 12/07/2016 19:28
oufouf ( 06/12/2006 23:44)
50 000 dollars
[b]wanted[/b] : 50 000 $ ny omena an' izay mahita sy mahasambotra an' ny jeneraly Fidy .......:-w ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2006 21:43
fijo ( 06/12/2006 23:36)
dia milaza fa hisy 2eme tour
he he he ,ô ry zalahy an,iny aza efa reraka tsy naharaka ny famatsiana ny ankilany,ka raha tena asiana dingana faharoa eo ve tsy hisy hitrosa hivarotra vady ao??????le vady nefa eo tsy misy aka atao ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/12/2006 00:50
jefra ( 06/12/2006 22:50)
Biblio Malgache - Haisoratra
Asa raha efa nandalo teto :D "Cette première bibliothèque électronique malgache renferme déjà quelques récits de l’histoire de Madagascar. Depuis sa création en octobre dernier, 7 ouvrages... tohiny
novalian'i cutie ny 06/12/2006 22:58
dd ( 06/12/2006 22:28)
Sao mahasoa izay mampiasa MySql ...
Traikefa mba tiana zaraina amintsika izay mampiasa mysql ka mila mi administrer an'izany à distance, ka tiana ho sécurisé ny lalana aleha mba tsy hohitan'izao rehetra izao izay données alefanao ao... tohiny
fijo ( 06/12/2006 22:10)
pety
efa itako ny "midi mada "alakamisy ka tena misy vaovao lehibe,fa naika hosamborina i pety tao fianara,fa lasa nitsoaka nandositra.tsy ita izay misy azy izao.??????... tohiny
novalian'i jigs ny 18/12/2006 08:54
salmo ( 06/12/2006 19:35)
Ny nofy faniriana ndray
Mba milay zao zany oe; miarakaraka @ artiste Gasy ao Antananarivo ao, le tena milay ireny ihany anefa :-P:-P ... tohiny
novalian'i karinah ny 06/12/2006 22:43
simplex ( 06/12/2006 18:08)
I like to move it move it
rehefa reraka eo ambody fitaratra d alefaso kely ity http://video.google.fr/videoplay?docid=-6250466620521632121&q=madagascar+the+movie Miala sasatra kely. ;-) ... tohiny
novalian'i simplex ny 28/12/2006 17:52
vetsoko ( 06/12/2006 17:20)
valim-pifidianana
madagasikara moa efa tany tsy tan-dalàna satria ny mpitondra mihintsy no tsy manara-dalàna Fantatrareo ve fa ny vokam-pifidianana avoaka n'ny fanjakana ofisialy hatramin'izao dia ny résultats izay... tohiny
novalian'i belaza ny 09/12/2006 09:44
lema ( 06/12/2006 16:51)
tsy adinoko
mba tantarao eo hoe ny fahatsiarovana tsara sy ratsy teo amin'ny fitiavanao... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/12/2006 06:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7969