dia milaza fa hisy 2eme tour

1. fijo ( 06/12/2006 23:36)
he he he ,ô ry zalahy an,iny aza efa reraka tsy naharaka ny famatsiana ny ankilany,ka raha tena asiana dingana faharoa eo ve tsy hisy hitrosa hivarotra vady ao??????le vady nefa eo tsy misy aka atao antoka,de inona no hoafafy eo??????sa dia hoe asio fahatelo indray koa.
mba dinio ny eo antanana vao miady varitra fa sao raikitra vao torakovitra hoy ny "hendry taloha"
novalian'i xxx ny 10/12/2006 00:50
2. sasa ( 07/12/2006 05:04)
fijo toa otrany tsy misy 2e tour izany io raha ny fahitako an'azy aloha.
3. fijo ( 07/12/2006 06:01)
sady raha misy dia hijaly ny sasany fa ny vatsy efa lany e.ihindrana aiza indray ary????
4. Fiffi ( 07/12/2006 06:36)
toa tsy misy akia ry fijo an !
5. vahatra22 ( 07/12/2006 09:00)
marina mihitsy nenao ry fijo a! teo ary 1er tour tsy hita ze natao teo ko mainka fa 2e! manantena ny handresy an-dRavalomanana nefa nofy anie izany! nofinofy tsy ho tanteraka!
6. mosabe ( 07/12/2006 09:35)
Mbola resultats partiels leisy dia efa manenjika ny candidat
sasany

hanody anareo Merina io fampijaliana ny vaohoaka Betsileo io
7. belaza ( 07/12/2006 09:51)
hafahafa be zany teniny mosabe izany an, sao de mpikarama anady aza ianao io??? izay mamafy rivotra dia hijinja tadio, izay manao ny tsy mety de tsy maintsy faizina arakiny lalàna na iza izy na iza, tsy misy fijerevana fiaviana
8. sasa ( 07/12/2006 10:50)
mosabe miantso tody ve ianao zany sa ahoana? fa aiza no misy merina mampijaly vahoana betsileo izany ?
9. papala ( 07/12/2006 13:04)
o ra mosabe o! I jeneraly sy pety no betsileo manao ben laden gasy vendrana be eo ko,:twisted::!::!::!::!::!: to havadiky mosabe ndray zany resaka ! AZA MAMADIKA LAKORAIKA HOA =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
10. Stone ( 07/12/2006 13:18)
I Jeneraly tsy betsileo fa sihanaka (60% mahery anefa tany Alaotra ny an dRa8), tsy ny fiaviana no important fa ny saina
11. HESHA ( 07/12/2006 13:49)
Zay fampidirana resa-poko zay mihitsy le tena mandreraka satria fiadin'ny kanosa, ka aza manoratra fotsiny refa lany morse fa mpinamana daholo ny eto, tsy jangil, tsy diego, tsy tulear, tsy betsileo, tsy merina........
12. naej ( 07/12/2006 14:02)
Tena marina ny anao ry HESHA fa KANOSA tokoa ireny , tsy mahalala menatra :roll: tsy manan-kambara intsony izy no tene marina e!:(
13. sonwin ( 07/12/2006 16:05)
tsy mahatanty demokrasia ireny e!
14. fijo ( 07/12/2006 21:50)
nyhasina ngah abetsileo???ratsirahonana ngah abetsileo?????aiza re ity fisainana ity e???
15. sasa ( 08/12/2006 10:41)
misen be wa le izy :-@:-@
16. BloodTitan ( 08/12/2006 11:14)
Fa manin no refa resy de oe adi-poko eee, betsileo e merina e, etsetra etsetra.. Ary mba diniho ange fa tsy mba nisy mintsy teto merina niteny oe adi poko fa le any am sisiny iany io, f inn no atahoran reo e?? tsy azoko?? Teo zao Deba talou nilamina ny merina tsisy oe cotier cotier, de refa mba io no eo de tanisaina le fihaviana! Mba ovay oa le toetsaina fa zany le tsy mapandroso! Saika adinoko ra nanao lalana nga ra8 teto Tanà iany? ataoko fa tany am sisiny kou mba nataony e! K inn no idiran resaka foko am zany? Olona adala tsss, maivan doha!!
17. jentilisa ( 08/12/2006 14:35)
Firy kilao? :°)
18. fijo ( 08/12/2006 21:44)
hi hi hi aoka lesy jentilisa an
19. mpanota ( 09/12/2006 10:17)
EEEEEEEEEEOOOOOOOOOOOOOHHHHHHHHHH
Elisany milaza firazanana io eh
Tsy haiko mihitsy hoe inona no idiran'ny firazanana manontolo @ olona iray avy eo
Efa tsy fidiny ara ny gazety sahy manambara hoe ELECTION ETHNIQUE ireny fa zan y kay ve ankehitriny mbola mibahana ao andohanlisany ihany eh
Atahorako ho Rwanda 2 isika raha izao no mitohy le
EH MBA MANARAHA TANTARA ALOHA VAO IZAY VAO MITENY FOKO EH (GALLIENNI SY NY FIKANY)
:x:x:x
20. xxx ( 10/12/2006 00:50)
Tsy misy 2e tour zany ry ledada!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1141