50 000 dollars
1. oufouf
(
06/12/2006 23:44)
wanted : 50 000 $ ny omena an' izay mahita sy mahasambotra an' ny jeneraly Fidy .......:-w
novalian'i fijo ny 08/12/2006 21:43
2. fijo
(
06/12/2006 23:46)
dia efa tadiavina koa izao i pety.ka dia vita ny aminy e,ireny no atao hoe matin'ny nataony.
izao maty tanteraka ny hoavy politikany
izao maty tanteraka ny hoavy politikany
3. oufouf
(
06/12/2006 23:48)
fijo , tsy ny ho avy politika fotsiny fa ny fiainana rehetra ! ny vady , ny zanaka , ny fananana kely ...
4. fijo
(
06/12/2006 23:53)
mampalaelo raha toa ireny no fisainan'ny hoavy politika ny tanora ao antanana
5. akama2006
(
07/12/2006 00:51)
fijo> dia tafiditra ao anty ny fandrika izany koa inona indray moa!dia ho ra mandriak ny hitranga eto iznay ko!jereo tsar anie e!deja ny vokatra eo ho conteste dia hiverina indray ny 2002!
6. bazylou
(
07/12/2006 01:14)
hafahafa ihany ity ffdanana gasy ity fa mihamaimbo ra hatrany ny afera
7. sasa
(
07/12/2006 05:03)
ry akama2006 izany efa vonona ny hiady mintsy hi hihihi nefa hoy aho aminao hoe, tsy misy anzany eo.
8. zandikely
(
07/12/2006 05:17)
-Hay mbola tsy vosambotra sady mbola tsy hita i Fidy Ben Laden e!
-Atao inona foana rangaha ny Polisy sy ny gendarme sy ny miaramila mameno tanana io.
Na ireo mpitandro ny filaminana ireo tsy mahafoaka na miray tsikombakomba aminy, manome information tsy tapaka azy.
-Atao inona foana rangaha ny Polisy sy ny gendarme sy ny miaramila mameno tanana io.
Na ireo mpitandro ny filaminana ireo tsy mahafoaka na miray tsikombakomba aminy, manome information tsy tapaka azy.
9. Ranavalomanjaka
(
07/12/2006 05:19)
Tsy misy matahotra ady eo fa saingy tsy ny fo no mitondra fa ny saina. Iza kou moa no hanaiky hoentin'i pety miady afa-tsy olom-bitsy ihany.
Raharaha tadiavina ny azy.
Raharaha tadiavina ny azy.
10. Ranavalomanjaka
(
07/12/2006 05:36)
Io ange mbola calmen'ny fanjakana fotsiny e. Misaina ny olona fa tsy manao bontolo fotsiny toa azy. Hitandrovana ny fiainam-pirenena izany sady mba tsy hahatanteraka ny nofinofin'ny sasany hoe : "Madagasikara ho feno ra mandriaka"
Iza no faly am zany?
Tsy any ambany any no natao isainana fa mba atao ambonimbony e
Iza no faly am zany?
Tsy any ambany any no natao isainana fa mba atao ambonimbony e
12. Papoose
(
07/12/2006 06:12)
$50,000.
$10,000=vam iray vaovao tsotsotra
$40,000=anaovana trano zay vitany sady mitady asa ihany
=))
$10,000=vam iray vaovao tsotsotra
$40,000=anaovana trano zay vitany sady mitady asa ihany
=))
13. rvoulah
(
07/12/2006 08:59)
toa tsy ny jeneraly Fidy ihany no tadiavina ,
fa misy colonel maromaro niaraka taminy , asa toa 7 eo , nefa toa efa nisy nitolo-tena hono !!
fa misy colonel maromaro niaraka taminy , asa toa 7 eo , nefa toa efa nisy nitolo-tena hono !!
14. akama2006
(
07/12/2006 10:17)
ranavalo...>ka izay anie ilay fandrika e!tadidioo ny teniny fidy,alohany hitsoahany,ary raha resaka coup d'etat dia tsy nisy izany satria tsy nisy fanafihana fa ny fanjakana no taitra amboalohany dia nanafika ny batac,vokany nifampitifitra ny roa tonta satria tsy mifankahazo resaka!faharoa, azony fanjakan atoa ny misambotra azy ireo fa tsy sahy ny fanjakana satria fantany ny lesoka nataony ary matahotra ny ho tohiny ka dia atao io wanted miaraka aminy prime io mba ahafahan mijustifier hoe element hafa ,mersenera no nahavita nisamboatr mba hialana aminy reaction ny mpomba ny fidy!kanefa dia indrisy fa na mersenera na polisy etc...,dia fandrika avokoa ka dia hisy indray ny gidragidra!
fijo> ny olona anie aminy ankapobeany misaina e!fa ny olona koa dia manaraka ny rivotra misy!t@2002 tsy hoe ny malagasy rehetra no niady fa ny elemant aminy toerana iray no nihetsika dia manaraka fotsiny ny maro an'isa!ary io zavtra normal aminy maha olona,rehefa misy iray sahy dia miakapeo ny rehetra na dia tsy mahalala izay isy akorya aza fa dia faly mitabataba fotsiny!

15. sasa
(
07/12/2006 10:59)
tsy hisy anzany eo ry akama2006 an! ny olona efa tsy voasarika amzany tsony amzao. ho hitantsika eo anie e!
16. rakotoyvon
(
07/12/2006 15:44)
izao ry akama tadidio an samy hafa ny évenement 2002 sy ny ankehitriny an ho faly aza ny olona ra toa ka voasambotra ry pety sy fidy aza mieritreritra ny akama hoe hitroatra noho ny @ dry zalahy ny vahoaka oua e e e ny ahy mampalahelo ahy zao ny famille keliny hoe dadanay wanted 'ny tanana tadidio tsara fa tsy olona @ ny chasseurs de prime ny mamono an'i fidy satria manana stratezika miaramila izy (jeneraly) ka mazana ihany ny hanafika azy fa mety hoatr'i sadam no hiafarany dia hikaval foana ve mandritry ny taona mafy anie izany e na ny vatsy aza hanahirana, ianao angaha miliardera ny ahy ny strateziko dia tsy miady @ be vola e va aleo mody miatsara velatsihy aminy dia mahazao milay be izany no atao hoe politika MOX na efa atao ialahy eo imasombahoaka aza ny tena efa lehibe dia mbola oui prezida sôsy io kou
dia milay ve ny an'in voninahitra jean E., isaky ny fitondrana misy dia any amponja foana no manao krismasy sy taombaovao aleo tsy manao politika raha izany
dia milay ve ny an'in voninahitra jean E., isaky ny fitondrana misy dia any amponja foana no manao krismasy sy taombaovao aleo tsy manao politika raha izany
17. tezitra
(
07/12/2006 16:04)
tsisy izany 2002 samihafa izany, l'histoire est un eternel recommencement
1971-65% tsiranana, 1er tour dia vita , 1972 ans après chassé du pouvoir
1989- be ny niteny hoe samihafa ny 72 sy 89: 1er tour lany radidy, 1991, chassé du pouvoir
2002: be ny niteny tsy mitovy ny 1991 sy 2002, pourtant radidy et botté
2006: toi tu dis samihafa , wait and see, mais moi je te donne 2 ans , et on va pas lui laisser un teps de repit
ceux qui connaissent l'histoire, disent que tel phénomène a eu déjà lieu
y'a que le poisson mort qui suive le courant

19. fijo
(
07/12/2006 22:02)
akama an,ny loza anie dia izao e,raha sanatria ka misy eo io korontana io,dia tsy hisy mpanohitra intsony ao,mada,fa hofatydaholo ireo?ka izay no tsy tiako.